Aza omena bozaka intsony ny GTT azafady e
1. kidoropamba
(
11/06/2009 08:56)
Izao no vokany raha mahazo bozaka ny GTT. Na dia efa be be taona dia mbola tena mi ouah ouah ouah be mihitsy e.
Ajanony amin'izay io fanomezana bozaka ny ray amandreny io fa tsy mety e:
http://www.youtube.com/watch?v=WvNVjNin6Ag&feature=channel

novalian'i ravatorano ny 12/06/2009 07:35
2. essera
(
11/06/2009 09:19)
Mikikiaka tsy amnapah. Mbola tsy azon'reo an-tsaina hoe efa tapa-tenda Dada.
Aza mandany andro ry Neny a, modia enao d mamonje eny am Magro

3. yuka
(
11/06/2009 09:52)
Tsy mifoka bozaka arakin'ny fihevitrareo izy,fa be antitra mitsinjo ny hoavin'ny taranany sy ny taranakin'ny malagasy rehetra tsy ho viravirain'ny fitondran-jiolamboto! :)
Tsy manao fahanteran'amboa toy dry Al....sy ry Ratsira....sy ny beantitra isany ao amin' ny HAT :D

4. essera
(
11/06/2009 09:55)
yuka:
fa be antitra mitsinjo ny hoavin'ny taranany sy ny taranakin'ny malagasy rehetra tsy ho viravirain'ny fitondran-jiolamboto!
Taizan'ny i Dada. Modia aty am tanana fa any an-tanin'oul nareo zao ange. Aza manantena ny tsy misy ho-aho.
5. yuka
(
11/06/2009 10:02)
Mbola kamo hody aho ry essera fa lasa maloto sy maimbo ny tanana ka mahonena :(
Mirongatra ny jiolahy,izay tsy voafehin'ny HATsatria akama teny amin'ny 13MAI :-D :-D :-D

6. mihitsy
(
11/06/2009 10:08)
yuka:
Tsy mifoka bozaka arakin'ny fihevitrareo izy,fa be antitra mitsinjo ny hoavin'ny taranany sy ny taranakin'ny malagasy rehetra tsy ho viravirain'ny fitondran-jiolamboto! :)
Tsy manao fahanteran'amboa toy dry Al....sy ry Ratsira....sy ny beantitra isany ao amin' ny HAT :D
mitsinjo ny hoavin'ny tenany satria le euro kely azo isan'andro am fandehanana eny sitrany ahay fanampin'ny vola miditra aminy, he ny nifiny aza tsy vitany (miala tsiny). Tsy aleo marina mody!
7. yuka
(
11/06/2009 10:13)
Ka tsy aleo ve tsy vita nify fa manana firenena vanona :)
Aza apitovina amin'ny teny amin'ny 13 Mai daholo ny olona,ny fozaorana no voakarama fa tsy ny GTT :D

8. xxx
(
11/06/2009 10:24)
mihitsy:
mitsinjo ny hoavin'ny tenany satria le euro kely azo isan'andro am fandehanana eny sitrany ahay fanampin'ny vola miditra aminy, he ny nifiny aza tsy vitany (miala tsiny). Tsy aleo marina mody!
Io indray izay reviny ihany e : tsy manamboatra nify, tsy mody ary miaraka @ GTT
Mbola tsy nitaraina t@ mihitsy angamba izy raha tsy diso aho
OK :lol:
9. mihitsy
(
11/06/2009 10:24)
yuka:
Ka tsy aleo ve tsy vita nify fa manana firenena vanona :)
Aza apitovina amin'ny teny amin'ny 13 Mai daholo ny olona,ny fozaorana no voakarama fa tsy ny GTT :D
iza no tsy mahalala fa voakarama ny GTT? de mino ve enao fa aleony ny nifiny no tsy vita toy izay ny fireneny no vanona? ka inona ary no tsy odiany aty an-tanindrazana anasoaviny azy raha tena tiany ny tanindrazany fa any indray izy no mipetraka manasoa ny any?
mba lojika e
10. xxx
(
11/06/2009 10:26)
tsy omenay ny ambasady un point c'est tout.Ny capisaty efa vaoraoka mbola tsy fay ihany ,mba misaina lesy bazylou vao miteny an ,ireo HAT ireo no illegal sans paps fa tsy ny gtt miandry ambasady , :-D :-D :-D
11. mihitsy
(
11/06/2009 10:30)
[/quote]
Io indray izay reviny ihany e : tsy manamboatra nify, tsy mody ary miaraka @ GTT
Mbola tsy nitaraina t@ mihitsy angamba izy raha tsy diso aho
OK :lol:
[/quote]
tsy nitaraina tamiko tokoa izy, ry xxxx, za moa iza? fa hitako teo am vidéo teo izy mimenomenona ohatry ny loha tapaka. samy manao ny reviny tokoa saingy ambony kokoa ny fahasalamana e, toro-hevitra fotsiny ny ahy, avereno raha tsy ilaina, tsy terena , mijanona ihany any mahazo le euro kely isan'andro fa ra8 efa veloma
14. xxx
(
11/06/2009 10:57)
mihitsy:
iza no tsy mahalala fa voakarama ny GTT? de mino ve enao fa aleony ny nifiny no tsy vita toy izay ny fireneny no vanona? ka inona ary no tsy odiany aty an-tanindrazana anasoaviny azy raha tena tiany ny tanindrazany fa any indray izy no mipetraka manasoa ny any?
mba lojika e
IZAHO TOMPOKO DIA GTT ARY AFAKA MILAZA FA TSY MAHAZO NA 1 CENTIME AZA @ NY HIAROVAKO NY ARA DALANA. LAINGY AFAFY MBA HANDOTOANA NY GTT IZANY HOE VOAKARAMA ZANY.
DIA TS HO AZON'NY LOHABE-NAREO MITSY VE HOE TSY MORAMORA NY MODY FA ZAY KELY AZO ATAO ATY DIA ATAO HO AN'NY TANINDRAZANA.
OKAY.
15. yuka
(
11/06/2009 10:58)
mihitsy,zay efa tamin'ny andron-dravalo no efa taty kah! :D
zah aloha nandeha isa-taona tany mada fa tsy nahita fako niavosa toy izao e!
ny zaridaina nahafinaritra,ny polisy nahafehy ny pisam na misy jiolahy aza d tsy mitovy amizao fanjakan'ny baroa izao e!
Tsy dia mbola mahate hody aloha amizao e! :D

16. mihitsy
(
11/06/2009 12:15)

nandalo fotsiny ihany enao zany taty ry yuka a! zahay no tena niaina teto mahalala ny zava-misy!. Ze tiana koa anie mitombo tarehy e, voan'ny ody nareo de milay daholo ze nataony e
17. yuka
(
11/06/2009 12:31)
Na nandalo fotsiny ary zah no tany,ny zavamisy tsy hay hafenina fa mianaka eran'izao tontolo izao :D
Hitanay aty ireny sary be fako maloto ireny anie :)

18. mihitsy
(
11/06/2009 12:43)
yuka:
Na nandalo fotsiny ary zah no tany,ny zavamisy tsy hay hafenina fa mianaka eran'izao tontolo izao :D
Hitanay aty ireny sary be fako maloto ireny anie :)
hay ve sary fotsiny no hitanao e! mampalaelo. Ny ahy ny masokoi no efa nahita ny hatra zay
19. yuka
(
11/06/2009 13:18)
Ny mijery sary sy ny fitarainan'ny tapaka sy namana amin'ny fahapotehan'ny tanana aza efa tsy tantiko kou vao maika hanatrimaso hamparary fo?
Mba miaky hoa refa hoe ny fozaorana no namotika teto :-D :-D :-D

20. mihitsy
(
11/06/2009 13:30)
yuka:
Ny mijery sary sy ny fitarainan'ny tapaka sy namana amin'ny fahapotehan'ny tanana aza efa tsy tantiko kou vao maika hanatrimaso hamparary fo?
Mba miaky hoa refa hoe ny fozaorana no namotika teto :-D :-D :-D
tsy hanaiky miits nareo mpomba andra8: mazava zany, nareo mieritretritra ny tenanareo ho tena nilay ra8 teo, tsy olana! fantatray ny antony: le ODY no tena mahazo anareo. Raha za nareo maka mpiandry de teneno any ny tohiny