Aza omena bozaka intsony ny GTT azafady e

21. xxx ( 11/06/2009 14:03)
Fa na iza io na iza ary,na mifoka na tsia,rehefa mandeha ny raharaha dia izay fa ny sasany tsy mifoka fa mitsindrona ao koa ny mievoka sy mihinana bonbon....fa ny anao angamba serum mintsiny.Tsy ny lalana no asiana graisse fa m'patine ny pneu,mandeha ihany fa tsy lasa lavitra ohatran'ny akoho!
22. ndenn ( 11/06/2009 14:11)
Ahoana izany bozaka izany kidoro ? ndrao kosa dia mbola discreditation ohatry ny ataon' ny ankolafiny politika isan'andro ihany izany no tian' ao hotenenina ? Tsarovy fa raha ny RDR ohatra ireny no milatsaka antsehatra dia misy dikany lehibe tokoa izany . :wink: :?:
23. tsiafoi1 ( 11/06/2009 14:44)

Efa tena ketrina MIHITSY ka tsy mahataka-davitra ny saina. Raha Ray aman-dReny be toy ireny no tsy mipetraka milamina dia aoka handinika lavitra fa misy raha tsy zakany ao... Raha @'ny taonany olon-dehibe toy ireny de tsy tia gidragidra, tsy te hiasa loha sy hikiritaka @'ny fiainana loatra fa matoa izy ireny mitroatra dia efa tsy rariny intsony...

Raha tanora manam-pahendrena Ra-Kidoro, fa tsy karazan'irony mpifoka bozaka, dia tsy hamingavinga Ray aman-dReny @'ny fiteny toy izao.

24. yuka ( 11/06/2009 14:49)
mihitsy aretin'ny malemy toetsaina izany hoe azon'ody izany,sady fomba famalin'ny tratra amin'ny marina,zah tsy mila mpiandry hanelanelan'ahy amin'Andriamanitra sy jesosy tompo fa zaho tenako dia afaka mivavaka sy mangataka aminy mivantana :D :D :D
25. Noue ( 11/06/2009 15:07)
tsy hitako mahintsiny aloha izay hidiran'ny ody @ zany eee ! samy manana ny partie-ny ny tsirairay ka raha misy miziriziry @ partie-ny ve dia lazaina fa voan'ody ???
26. yuka ( 11/06/2009 15:59)
Zah mba gaga ry Noue :D
27. Noue ( 11/06/2009 18:37)
dia ny tgvistes koa zany voan'ny ody kooo :-D :-D :-D :-D
28. bazylou ( 11/06/2009 22:42)
o ry xxx a!! hita be nareo ho ele gasyao arago sy cachan kle! le milivre sy tsymisy papsa ireny fa mitsoaka pra!! tsy sahy akory ny hiatrika etsy mahamasina fa aty andafy aty no mifanala baraka!!! hita be hoe mpampiasa ny volan'ile8!!!!!!!!!!!!! :-D :-D :-D
29. ravatorano ( 12/06/2009 07:35)
d tena mafana fo tokoa i neny an !
mazotoa e
:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6532