misy ndray hono zany virus "foza orana" zany e

1. flaindros ( 11/06/2009 08:07)
Slt daholo ny namana rehetra!
Misy olana ny PC ko;tsy misy miseho ny "icone" eo @ bureau;tsy azo "parmètrer"-na ny "bureau"-ko;tapatapaka fôna ny hira rehefa mihaino aho;sns....
Ny hevitrareo mikasika izany sy ny vahaolana mety @'izany?
Fisaorana mialoha!
Ny namana FLAINDROS
novalian'i nilex ny 16/06/2009 09:53
2. agoago ( 11/06/2009 09:23)
Ataovy recherche ao amin'ny google "Virus foza orana" dia vakio ao fa misy milaza mahay azy
3. ninad ( 11/06/2009 11:27)
salama daholo e!!
in matonga ny pcko tsy mety miaffiche ny icone eo @bureau dia tsy mety atao clic droite????or za efa mba niinstaller antivirus??
mba mila hevitra azafady e!!misaotra e
4. sitlo ( 12/06/2009 09:29)
Jerijereo ao ambany ao fa efa nisy nandefa imbetsaka teto ny fomba fanalana an'io virus iray io.
5. rohy ( 13/06/2009 08:26)
anotanio raNilex fa lery toa tena mahay manala azy tsara
6. Picsou ( 13/06/2009 15:17)
Salut, avast dia mahafaka foza, raha tsy hita le icône de mitadiava regfixer2 namboarin'i tolotra fa afaka mamerina ny bureau-nao io. Na koa exécuter-o ny gpedit.msc de jerijereo ao ny mety atao. mazotoa e!!!!!!!!!
:D :lol: :lol: :lol:
7. nilex ( 16/06/2009 09:53)
Mety ho foza orana tokoa io fa efa misy indray izao virus hafa manala bureau izay mbola mila fika hafa koa fa mbola ho karohana kely.Ny foza aloha toa efa misy patch any ka mila manao téléchargement fotsiny e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5236