gazety latribune anio 10 06 09
1. bazylou
(
10/06/2009 23:32)
io gazety io anio dia nanao interview an'i Benja RAZAFIMAHALEO. Lava be le resaka fa fitiniko.
gros titre ity an!!! "" MADAGASCAR, nous avons besoin actuellement de 100 millions de dollars d'aide budgetaire à court terme"""
Io izany ny vola nopean'ile8 teto, sinon plusn'izay!! dia mbola hanaikyihany ve ny hiverenany e???!! :-D :-D

novalian'i endrika01 ny 12/06/2009 01:59
2. bazylou
(
10/06/2009 23:39)
Firy miliara izay no vola lanin-dR8 entina manakorontana sy hanongana ny fitondrana teteza-mita ho an'izay mahay manombatombana. Tena hita tokoa fa tsy foin-dR8 ny tombotsoa be azony teo amin'ny fitondrana. Ary mba salama saina ihany ve iny Rangahy iny?. :-D :-D
3. hery
(
10/06/2009 23:56)
Ka tsy hisy io vola io satria tsy fitondrana ara-dalàna fa fitondrana nalaina an-keriny.
Ravalo na lazainao mafy hoe mpangalatra sy tsy salama saina aza dia nahazo vola avy any ivelany hatrany ary nahazo karama hatrany ny gasy.

4. bazylou
(
11/06/2009 00:04)
tssss, !! tsy poinsa e!!!! de hoe noho i le8 izany ny fazahoana karama sy vola be nividianana 4x4!??!!
Ianareo izanyrahery le olona mpivelona amin'ny aide sy ny fanapena maso an!!! de rehefa tsy eo tsony le8e dia very daholo!! pauvre ami!!! :-D :-D :-D
tsy aleon'ialahy manova sampy!!!!

5. xxx
(
11/06/2009 02:17)
ka aiza izao no vola ho ampiasain'ny HAT fa tsy angatahany atsy sy aroa eh! mitovy ihany izany ! samy mpangataka izany na ny HAT na ra8! sa ahona ry bazylou?
mbola tsy zakanao hoy izaho io resaka politika io fa soa mitapy amin'io ianao!

6. yuka
(
11/06/2009 05:33)
Fa ririnindasa tsy tsarona ve izy ity e? :roll:
fony ravalo mbola teo amin'ny fitondrana(teny Iavoloha) nambenan'ny CAPSAT ny BANKY FOIBE fa hoe misy tady haka ny vola :roll: ny lasa tsy fanadino ary samy manara-baovao io fa tsy hoe izay tinareo tenenenina akory :evil:
Tadidio koa fa mbola tao ny minisitra Haja tamin'io Razafimahaleo io nibodo toerana,lany nanaovan'ny HAT andevolahy nahita fotsi-bary ny vola-mpanjakana dia manasoketa andravalo no mba hay. :roll: :evil: :evil:
Efa firy herinandro moa Ravalo tsy niakatra teny intsony talohan'ny nialany??
Adino kou ve ireo fiaran'ny Banky nitondra vola,izay nahodin'ny CAPSAT nakao
Ambotsirohitra hoe anaovana fanadihadina :roll: :roll: :roll:
Mba avereno vakina sy henoina ary jerena ihany ireny tahirimbaovao ireny fa tsy izay ao ampo no hosoratana eto ;-) :D

7. Noue
(
11/06/2009 05:37)
tena manonofy oa ireo hat ireo eee ! mi-debra zany zareo hitady an'io vola io koooo ! kay moa efa ritra t@ nividianana ny capsat ny tao ??
dia ahoana zany ?? ny capsat sy ny forongony atsy efa mimenomenona fa te ahazao ny anjarany t@ ireny fizarana vola ireny , zao ka may may may !! :-D :-D :-D :-D sady mbola miseho ihany rajoelina oe hampitombohina ny karaman'zareo !! dray ! dray ! dray ! dia mila an'io vola io maikaaaaa beeee satria raha tsy mitana ny promesse-ny rajoelina dia hipoaka eo zay tsy tokony hipoaka !!

9. endrika01
(
11/06/2009 06:06)
Ny manam-pahaizana be diplaoma anie afaka miketriketrika tsara ny zanaka atidohany e,io vola io ve de tsy ho hitany HAT :D ,Ra8 aza tsy nanana diplaoma ambony jereo ny vitany ,hi hi hi,aiza ary nareo zany! Aiza mifanenjika mintsy wa,fa aleo miara-dalana
10. xxx
(
11/06/2009 06:16)
Ze 100M de dollars ve de tsy ho hitany fa mody fanina izy, sady tsy te hiseho hoe 40M sisa fa ny 60M efa alaina @dra8. Hay moa mbola misy 745M d'AR KOA ANY @'i Garista.
11. essera
(
11/06/2009 09:43)
hery:
Ka tsy hisy io vola io satria tsy fitondrana ara-dalàna fa fitondrana nalaina an-keriny.
Ho voavaly io affirmation-nao io Rahery tsy ho ela.
hery:
Ravalo na lazainao mafy hoe mpangalatra sy tsy salama saina aza dia nahazo vola avy any ivelany hatrany ary nahazo karama hatrany ny gasy.
Tena mpangalatra iny sady tsy salama saina fa tsy hoe lazaina fotsiny. Mbola nahay nampiesona izy tam reny fa nanomboka mois de décembre ange no nanomboka kobo ilay magouille eeee. Tandremo adino ireny teboka kely ireny a !!!
12. mihitsy
(
11/06/2009 10:12)
hery:
Ka tsy hisy io vola io satria tsy fitondrana ara-dalàna fa fitondrana nalaina an-keriny.
nalaina an-keriny ahoana e, efa tena azon'ody ka tsy mahatadidy sa fanin'ny ody? averina impiry aminareo ny nahazoan'ny hat ny fitondrana? ny anareo no te-ho vendrana any te hanome voalavo an-tanantsaka!
fa ny andra8 no tena ara-dalana? sao de adalana oa e
13. yuka
(
11/06/2009 10:24)
Ny TIM rymihitsy no atao hoe marina mitavozavoza no sady tsy miady amin'ny basy a!
Nareo TGV ilay mpanao lainga tsara lahatra

14. mihitsy
(
11/06/2009 10:35)
[quote=yuka]
Ny TIM rymihitsy no atao hoe marina mitavozavoza no sady tsy miady amin'ny basy a!
Nareo TGV ilay mpanao lainga tsara lahatra
Ny TIM rymihitsy no atao hoe marina mitavozavoza no sady tsy miady amin'ny basy a!
Nareo TGV ilay mpanao lainga tsara lahatra
15. yuka
(
11/06/2009 12:36)
7 Fevrier hono jereo fa efa miparitaka any ny fanadihadina momba an'io :-D :-D :-D
Vahoaka nilamina no teo,fa nareo TGVendrana no nanakarama fozaorana sy nandoro ny vohitr'iarivo sy ny RNM nareo no ratsy toetra mpanakorontana mpanimba =voalavo=fozaoranabe :-D :-D :-D

16. mihitsy
(
11/06/2009 12:45)
zany tokoa an! hohitantsika eo ihany ny valiny!
ary ny emmo/nat tsy asianao resaka?
ary ny emmo/nat tsy asianao resaka?
17. yuka
(
11/06/2009 13:24)
emmonat???Nahafaty betsaka noho ireo kila lasa maskita,sy voahitsaka teny amin'ny magro ve? :roll: :roll: :roll:
18. mihitsy
(
11/06/2009 13:32)
asa aloha e, tsy fantarao oa ny taty mada fa aok'izay, tsy fitiavan-tanidrazana ny anao fa fitiavan-tena
19. mihitsy
(
11/06/2009 13:33)
asa aloha e, tsy fantatrao oa ny taty mada fa aok'izay, tsy fitiavan-tanidrazana ny anao fa fitiavan-tena
20. fijo
(
11/06/2009 20:43)
aiza ihany ny marina e,io olona io ihany no nilaza fony izy taty frantsa fa mbola misy 850 millions d'€ ny devizy gasy,ary mbola azo antoka tsara ny karamann'y mpiasa rehetra.ny administration mandeha tsara daholo.
izao indray mitady vola fa lany???iza no tena izy amin'ireo fa olona iray no niteny azy