gazety latribune anio 10 06 09

21. bazylou ( 11/06/2009 22:37)
mila marihina: "" à court terme"" :-D :-D :-D :-D
22. endrika01 ( 12/06/2009 01:59)
Raha te hisongona olona iray eo aminy toerany,dia tsy mitanisa velively ny tsy mety nataoniny olona iny,fa miezaka mampahafantatra ny ezaka efa nataony ireo hita fa tsara ka ho hatsarana hatrany!Ary ireo hita fa lesoka dia harenina ho tonga any am lafatra,de hiavaka ianao ary hahazo ny fitiavana avy @vahoaka (l) fa raha ianao no variana mitanisa ny tsy mety nataony araka ny fijerinao,dia anisanireo we be fialonana zay enao,ary tia tena,ny hadalany hafa tafian-damba nefa ...Fifankahalana mamarina any an-kady :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0571