TGVendrana: MIFANIPAKEVITRA i OLALA sy NYHasina. TGVENDRANA

1. penguin ( 11/06/2009 06:05)
Nijoro ary nilaza ho saropiaro tamin'ny ezaka sy famoan-tena nataony hatramin'ny 2002 i OLALA ary sahy nilaza koa fa maro ny mpikambana ao @ HAT no efa taty aoriana vao hita na mpijapy train no filaza azy. Tsy manaiky ny fijerin' NyHasina izy ary nambarany fa milaza ny fahalemen'ny HAT io hevitra vohizin'NyHasina Andriamanjato io. Hita fa mifanipaka ny tarika tgvendrana saingy faly nandrava ny fitondrana ara-dàlana maika saingy tsy hita ny hanohizana azy TENA MANDEHA AMIN'NY FAMPANDROSOANA NY FIRENENA. TGVendrana miharihary hatrany fa vendrana sy barofo
novalian'i fijo ny 11/06/2009 20:31
2. xxx ( 11/06/2009 06:44)
tslt toi ,tonga masiaka voa maraina anasio mafy ry tezevendrana e
3. yuka ( 11/06/2009 08:53)
Tsisy hita daholo ny TGV serasera :-D :-D :-D
4. essera ( 11/06/2009 09:22)
Ndreto ihany zahay ka, manakory aby nareo topko.
mamangy am faorina.

Raha mpanara-dalàna marina nareo ry penguin d mahafantatra an'ilay lalàna :
Valio ity : Inona no lalana tokony arahina raha hanao AMNISTIE. D raha voavaly io d tena sady mpanara-dalàna penguin no tena mahay lalàna. Tsy atao pli vava fotsin mantsy izy io.


5. essera ( 11/06/2009 09:53)
Aiza ianao ra-penguin fa aza miodikondina eo a.
penguin:
Tsy manaiky ny fijerin' NyHasina izy ary nambarany fa milaza ny fahalemen'ny HAT io hevitra vohizin'NyHasina Andriamanjato io.

Fa aiza ihany ary penguin izany, rehefa manaraka ny lalàna ve d lazaina indray avy eo fa fahalemena.

Mino aho fa ianao ihany ra-penguin raha mahita le bonne réponse d hahavaly an'io. Mi se documenter-va any ho any alou fa tsy maninona fa zah koa mahandry e !!! :-D :-D :-D
6. manitrakely ( 11/06/2009 10:04)
io zany dia efa hita lany foana hoe izy mianakavy aza tsy miray saina. Aleo hiverina ihany i Dada fa hifandrotehana toy ny lambahoany hifampisotomana ny firenena ka triatra ny hiafarany. Io nge na triatra aza ny ngetroka ngetroka foana eh, fa ny vahoaka madinika foana no sorona eto am' ty nosy ity.
7. yuka ( 11/06/2009 10:09)
Manitrakely =D> =D> =D> =D> =D> =D> ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
8. penguin ( 11/06/2009 10:27)
Fa ny ary vé sa aiza no mandinika ry essera tgvendrana a ? I OLALA no nosoratako hoe tsy manaky ary niresaka ny fahalemen'ny HAT ary maneho ny tsy fitoviam-pijerin'ny samy tgvendrana aho satria samy milaza ho nahazo fandresena izy roa ireo. Koa izaho penguin ndray ngah no OLALA ry essera mitapy e ? Aza faly manao "copy & paste" fotsiny ry tgvendrana fa MIADY AN-TRANO AVY EO A
9. tsiafoi1 ( 11/06/2009 11:31)

Ny tena olana @'io HAT io de izao : Dragona maro loha. Maro loatra ny mitondra ny lohany, ka samy te ho favy @'ny azy avy. Le Andry moa kakanjila natao jono fotsiny, tsy mahay se bi sy ba akory fa izay hibaikona azy de mandeha, hany ka manomboka mivaralila ny train. Mikipilipily ny vatany sy ny vodiny.
Tsy adala akory Andriamanitra nanao ny loha ho tokana. Ny an'i Dada baiko tokana dia mihetsika samy manao ny tandrifiny daolo ny ratsam-batana rehetra, fa ny an'le HAT samy mandrirotra etsy sy eroa aby. De ho hita eo tokoa moa fa ho maro ny parasy hipitipitika tsy ho ela....
10. fijo ( 11/06/2009 20:31)
essera io voalazan'i olala io di amitombona.resaka "fifandinihana "izao.
aza hadinofa tsy nanaradalana ny hat no nahatonga azy teo,ka aza izao vao mody manisik aresaka lalana.ary aza hadino koa,fa atramin'izao tsy mbola misy decret na ordonansy mandrava ny fisian'ny parlemanta malagasy.ka hiandry inona????????sa te handany andro.
dinika izoa no atao handaminana ny efa nakorontan'ny hat.ka io dinika io no hilana vahaolana.io resaka amnistie io dia isan'ny mitondra amin'ny vahaolana,ka na te hamaha le olan ade mandroso,na matahotra ny handroso de ezahina izay hampitarazoka ny olana izay napetraky ny tena ihany.
tsy adala akory i de gaulle tamin'ny niverenany teo amin'ny fitondrana raha tsy nanaiky ny hidirann'y tafika antsehatra;na dia nomba ny generaly massu sy ny namany aza izy.izay no tsy nampitovy ny mahay zavatra sy ny DJ .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0447