atsangano ny saina amin'ny 26 06 09

1. bazylou ( 13/06/2009 19:33)
raha tianao i MAda. FA raha tianao ny ho andevon'i le8 sy ny nofinofiny dia adabohy ny saina fa saina usa, sy maizina apotra satria izany no tian'ireo milaza azy ho mpanaradalana. :wink: :wink:
novalian'i endrika01 ny 14/06/2009 19:28
2. xxx ( 13/06/2009 19:54)
Ny saina indray tsy maintsy mitsangana ka!
Olona very zo ny olona mitsoaka sy miafina ohatry ny voalavo any afrika any!.

3. ndenn ( 13/06/2009 20:38)
Manja ny usa ry bazylou a !! :oops:
4. ndenn ( 13/06/2009 20:59)
USA no tenenin'i bazylou ?
1er puissance eco mondiale !m mazava ho azy !!!
5. ravalotgve ( 13/06/2009 21:00)
manao be any

snifff
tchroufff
6. xxx ( 13/06/2009 21:01)
atsangano ze be zavatra sniiiiiiiiiif
cthrooooooooouf

:^) :^) :^) :^)
7. endrika01 ( 14/06/2009 04:48)
Nahoana mou no hiandry am 26jona vo hampiratiraty ny sainam-pirenena ! Zao defa atomboka,ka raha misy saina hafa mitsangana eo,de ireny esorina daholo,ary tsy ijerevana ny adilahy politika io fananganana ny sainam-pirenena io! Fa ahatsiarovana sy hanomezana HASINA ireo Malagasy rehetra nitolona mba handresena ny fanjanahan-tany sy ny fanandevozana ka nahazoana ny fahaleovantena! Ary ny fananganany Malagasy ny sainam-pirenena tsy midika we victoire hoany TGV na faharesena hoan Ra8, fanaovana tsinotsinona ny Malagasy raha io no fotom-pisainana! =D
8. xxx ( 14/06/2009 04:54)
[quote=bazylou]
raha tianao i MAda. FA raha tianao ny ho andevon'i le8 sy ny nofinofiny dia adabohy ny saina fa saina usa, sy maizina apotra satria izany no tian'ireo milaza azy ho mpanaradalana. :wink: :wink:
[/quot
tohizo ny lalantsika e

http://www.youtube.com/watch?v=WYLpN-l_zAI&feature=related

9. xxx ( 14/06/2009 04:56)
vive la madagascar
http://www.youtube.com/watch?v=QRhg-Ioik8c
aza asaina mbola handeha aloha i andry wui fa mba hanisa andro eto mamndrapahatongan'ny 26juin
10. tsiambaratelo ( 14/06/2009 04:58)
Atsangano ny sainam-pirenena,ny MATSO no tsy asiana,fa lasa fiatsaram-belatsihy be fotsiny,atao jours morte ny 26jona satria mitomany ny Taniko! Raha tsy we milamina alohany 26jona ny saritaky ny adilahy politika :roll:
11. Mirananirina ( 14/06/2009 12:09)
Ngaha hono tsy atsangana ny saina aminy 26 e,tara indray aho izany.
12. endrika01 ( 14/06/2009 19:28)
Mirana> mety ho hafa loko angamba no hitsangana kou.Mety ho fotsy be doly ! :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0398