AMNISTIE HO AN'NY REHETRA????
1. Rajakoo
(
14/06/2009 15:27)
Tadiavin-dry zalahy avoka daholo ny gadralava ny 26 Jiona ho avy izao
Voapotitra zany ny TGV satria io no bouclier sy monnaie de change dry zalahy mba tsy hikotabain-dry MAGRO isany,diso paika
Voapotitra zany ny TGV satria io no bouclier sy monnaie de change dry zalahy mba tsy hikotabain-dry MAGRO isany,diso paika
novalian'i benkintana ny 15/06/2009 21:03
2. cyril
(
14/06/2009 15:38)
Vao maika aza mitombo ary tsy voafehinareo miaramila ntsony ny vahoaka :roll: :roll: :roll:
3. xxx
(
14/06/2009 15:41)
Tohizinay ny tolona mandra-pialan'io mpandroba io
1 POINT C TOUT :!: :!: :!:
1 POINT C TOUT :!: :!: :!:
4. yvonKEL
(
14/06/2009 18:25)
milay zany e. tsy mijanona zany ny toul raha tsy ringana ireo fatina cap sat mamba noana sy ra luck
5. cyril
(
14/06/2009 18:41)
Mila mifona elah ry andrywui refa manota a,mila mikonfesy hoe tsy hanompa mpisera intsony no tsy handefa sary vetaveta,mety hamindra fo @ lah ihany ny mpisera
Efa be ihany zay gafy nataon'elah zay ,raha tsy nahazo hindra fo t@ Hery ela zay de efa ringana ,nefa lery ndray no hilan'elah vanona ha ha ha ,fa zao lesy ah aza mitomany loatra fa tsy mahafaty akory ny sazy é :-D :-D :-D
VIVE NY ARA-DALANA

6. xxx
(
14/06/2009 18:45)
Nalahelo serasera zah omaly zay fa tena tsapako izao na dia nametraka fialana aza ny tenako dia hitako fa tsy misy miraharaha ahy akory ianareo :twisted: :twisted: :twisted:
7. xxx
(
14/06/2009 19:02)
Anjay kosa e; mampalahelo ageh izy ry cyril o, ianao mantsy tsy teto fa tena nitaraina be mihintsy izy fa lazainy bedabe hono ny mampiasa ny ordiany dia izy no misolovaika ny akalana i Generaly izany dia vadin'i andry Terry na andrywui , ntsoo, mifona dia tsy maninona heloka hibaboana hono mody rariny sa tsy marina izany ry cyril ?? :*
8. sakaymena
(
14/06/2009 19:46)
ny pandany vody kiraro mbola manana fotoana ho lanina am fitokonana tsy hisy ariary ho an ny taranany akory r8 ngeh na filoh pirenene na ho tsia efa hahazo bobaka ko nareo no te handany andro eo fa amiko kamo miasa ko ny oul sasany de miandry mana avy any am dada ve ?de ho hitan ny havany eo
aleoko hany mivaro-boanjo am pi greves. zah loh de mivavak hoe engah anie ka ho mandrakizay ty fitokonana ity fa hivarotra torto ko zah rapitso e de afak hernandro lasa pivarotra gateau de hitombo ny harikarenanay mianakavy ko

9. cyril
(
14/06/2009 20:06)
xxx6 efa voavakiko daholo le resabe manao larme croco reny tato fa tsisy mino le lainga dahilo ny olona ato ,fa efa fomban'i nedala anie io mody mitomany io ha ha ha,saingy efa tsy mandaitra ntsony le fika
xxx6 :* :*
xxx6 :* :*
10. xxx
(
14/06/2009 20:25)
Aoka lesy ry zalahy a,efa be ihany no mpiondana fopla nandika fitsipika teto zay é,koa inona zay mpiondana masisokely reny ha ha ha aleo izy hiova ps de hanao zay tiany hatao ndray de miova foana fa zay ary no tiany koa inona ny olana :lol:
11. benkintana
(
15/06/2009 21:03)
Elah ry cyril tena mamely mafy tsy zakan'i andrywui fa tena manompa lery @ le ps hafa ,de voarôka tato de ampiresaho ao ihany raha te hanao ao :-D :-D