hivetso indray fa mangingina ny politika :-)

1. hery ( 13/06/2009 15:44)
Mangingina ny politika? Aleo hangina any... ny tena mpanao politika dia ny miady amin'ny sisiny sy ny manao actions. Koa andao ary hi-vetso indray.
Ao amin'ny http://vetso.serasera.org dia misy tononkalo miandry mpamaky ihany koa (ary misy tononkalo politika koa ao grrr). Mba omeo isa ny tononkaloko e :-p
2. xxx ( 13/06/2009 16:19)
Dia mba mankanesa koa ao @ dinika " Fitiavana " fa misy tantara mithy mahavariana sy mahafinaritra nosoratan' i XXX dia mazotoa mamaky avy (l) (l) (l)
3. fahamarinana ( 13/06/2009 20:17)
sefo:
Mba omeo isa ny tononkaloko e

:arrow: :-D :-D :-D andraso fa homeko 5 be zao ! :D (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1642