Izaho aloha de tsy mahalala intsony ny zava-misy mahazo ny vahoaka Malagasy na voky na noana na mijaly na finaritra,
Ny fantako de zao tsisy manaiky ahy izao ny ato @ foibe,ry zareo capsat reo ihanay no rangory fotitry ny afo ato
Ok lesy TEGEVE a elah ty kosa raha ampiresaka dadany klé
Nilavo lefona sy nibaboka tanteraka ny tgvista zao ,tena tsy any ny argument
Ny dadanèdry zalahy ndray no lazainy fa nampiasa ny ps é,ny zanany hono no nahita ny mot de passe é,ny reniny nalefany tany @ province é,tsssssssssss
:roll: :roll:
Elah anie ry andrywui efa nolazaiko foana hoe hevitra no ampiadio fa tsy olona no ilana vanona :lol: