Tapitra ny contrat @ capsat

1. TEGEVE ( 14/06/2009 07:27)
Anaka isany

Izaho aloha de tsy mahalala intsony ny zava-misy mahazo ny vahoaka Malagasy na voky na noana na mijaly na finaritra,
Ny fantako de zao tsisy manaiky ahy izao ny ato @ foibe,ry zareo capsat reo ihanay no rangory fotitry ny afo ato



(l) (l)
répondu par pikatti le 14/06/2009 14:59
2. Rajakoo ( 14/06/2009 07:35)
Izahay no mpanjaka ,izahay no mpintantana, izahay no mpitondra
Izany no demokrasia tgvendrana :twisted: :twisted: :twisted:
3. Mirananirina ( 14/06/2009 12:04)
TEGEVE na ataonao sangisangy aza izy ity dia tena marina mihitsy io.
4. pikatti ( 14/06/2009 14:59)
Ok lesy TEGEVE a elah ty kosa raha ampiresaka dadany klé
Nilavo lefona sy nibaboka tanteraka ny tgvista zao ,tena tsy any ny argument
Ny dadanèdry zalahy ndray no lazainy fa nampiasa ny ps é,ny zanany hono no nahita ny mot de passe é,ny reniny nalefany tany @ province é,tsssssssssss
:roll: :roll:
Elah anie ry andrywui efa nolazaiko foana hoe hevitra no ampiadio fa tsy olona no ilana vanona :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0598