DADANY ZANY PRIVER-NA SERASERA IZANY

1. pikatti ( 14/06/2009 07:22)
Vitan'i andrywui ny manendrikendrika ny vady aman-janany sy ny mamabeny sy ny dadabeny nampiasa nyn ordinateur(IP) tao an-tranony de nanaops " general"fa i lery hono tany @ province de portable no nampiasainy HA HA HA
Zao elah vao mahatsapa fa ve fa tsy mety le manompa mpisera :twisted:
sady kobo koa le IP mpandefa sary vetaveta zao
Ndàna mahazo fa zah tsy hitazona
novalian'i pikatti ny 14/06/2009 14:54
2. Rajakoo ( 14/06/2009 07:32)
andrywui angaha leity le nisandoka generaly kely iny :?: :?:
Io zandry tsy tsy mila misandoka fa assumer-o refa te hanao fa aza de manamarin-tena
3. ravalotgve ( 14/06/2009 10:01)
sniff
tchrouff

:^) :^) :^) :^) :^) :^)
4. Mirananirina ( 14/06/2009 12:06)
Lasa Général ngaha Andrywui????????,,Sao dadany kosa ary no nanoratra tao.
5. pikatti ( 14/06/2009 14:54)
Niezaka mafy tato lery ,niaro tongotra aman-tànana,nandresy lahatra an'i Hery fa reny le lainga tsisy totitra reny mahazatra reny ihany
Zao lesy ry andrywui no atao a,aza be dohika ntsony fa fa raha te ho generaly elah de atony moramora fotsiny i rajako ha ha ha,sao elah mba mahazo hoditr'akondro any fa malama maina anie ny làlana e :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0695