Rajoelina fustige les négociations

1. Noue ( 15/06/2009 06:54)

:-D :-D :-D :-D :-D :-D dia any Menabe Morondava no mitaraina :-D :-D :-D Il promet 20 tonnes de riz à revendre à un prix d’Ar 500 le kilo, 2 500 litres d’huile.

Andry Rajoelina, président de la Haute autorité de la transition (HAT), a profité de l’installation de Faharo Ratsimbalson comme chef de région du Menabe, pour annoncer l’octroi de dons pour la population, à Morondava, samedi. Il promet 20 tonnes de riz à revendre à un prix d’Ar 500 le kilo, 2 500 litres d’huile.

zany oe rehefa manala ny tompon-toerana rajoelina ka mametraka zay olona tiany eo @ toerana , dia mba tsy hisian'ny fisavorivoriana @ zany didy jadona ataony zany ve dia io vary sy menaka mora io foana no mba atao angalana ny fon'olona ??

2. ravatorano ( 15/06/2009 07:20)
tsy hiresaka momba an'Ingahy Rajoelina aho amin'ity na ny momba an'ingahy Faharo fa kosa momba ny fifanarahana izay atao etsy amin'ny carlton !
Amiko dia heripo very maina ny andry zareo rehetra ireo satria tsy hitovy mihitsy ny tadin-dokanga ary fandaniana andro fotsiny ihany no fandrebirebena vahoaka tsotra izao.Za tsy mana-kandrasana amin io fifampidinihina io satria resaka fizarana seza sy famotsorana ny olo-meloka nanao ratsy teto amin'ity firenena ity no ao ary koa mbola fiarovana indray izay mbola hanao ratsy an'ity Madagasikara ity sy ny vahoaka ao aminy !

ny vary 20T izay ve haharitra hafiriana ao Morondava ;ary iza no tena hahazo an 'io vary mora be io, sao dia vonjy tavan'andro indray ka zara indray miserana fotsiny ihany ary ny ampitso ahoana ! Io ange ilay fahadisoana teo aloha e ! aleo ny malagasy hihaina tsara ao anatin'ny "verit" de prix" izay nodradradradraina hatrizay fa aza seranina kely amin'ny vary mora mandalo indray andro nefa ampitso hividy ny arivo ariary indray ny kilao.
Toy izany koa ny menaka ! Ho lasa toa ny natao tamin'ny faritra sasany ihany izy ity ka filaharambe ny maraina d izay ihany tsisy tsony !

sa kosa ity ilay hoe izy aza efa nizara sy nanome vary mora koa na dia indray mihinana aza hividy lafo aza mbola atao !
Lasa kilalao wa ty fiainana eto amitsika ity
3. sakaymena ( 15/06/2009 08:21)
tsy vo zao kosa ny toejavatra toy zany fa fomba fiadin'ny panao politika any amitsika.ianao ve afaka milaza fa safidim-bahoaka marina ny vali-pifidianana any amtsika reny? haraaotina ny fahantran'ny malagasy
4. halloween ( 15/06/2009 08:58)
ka ny anay eny @ Magro zao d ny sekretera generaly ny gasy any andafy any no mamadika ny euros ho vola gasy entina hamatsiana anay fa efa lany ny aorta sy ny ronono TAPITRA. !!! :P :oops: :roll: :-*
5. ravatorano ( 15/06/2009 09:59)
sakaymena< ka eo no tiako hisintonana ny saina hoe "tsy maintsy ny nataon'ny teo aloha foana ve no averin'ny mpitondra aty aoriana na hita fa tsy mety aza izany " !
amiko aleo ve hajanona amizy ny fomba tsy nety taloha ireny fa fitantanana vaovao amizay no atao e!mba ialana ilay resaka populisme fa tena izay bonne gouvernance no atao !
6. Noue ( 15/06/2009 10:43)
raha dinihina zany dia t@ ireny nolazaina ireny oe ny vary à 500ar ireny dia ny teto tana fotsiny ve no nahazo an'io ??? satria raha tsy diso aho dia nisy mpisera teto nilaza fa tsy tonga tany @ ireny ?
Ny tiako lazaina eto oa dia marina fa efa nisy zany hatrizay oe tambazana vary ny olona , tao koa ny akanjo sns dia hatramy ireo fanalana ny tompon-toerana sy fametrahana ny olona tiany dia mbola zay ihany ny système hakana ny fon'olona mba tsy hisian'ny fisavoritaka ?
7. penguin ( 15/06/2009 10:55)
Tsy olona lanim-bahoaka ho Filoham-pirenena i andry tgvendrana noho izany ny hifandrafian'ny Malagasy samy Malagasy no hanaovany "Mada Raid" ankehitriny. Tsy tombon-tsoam-bahoaka araka ny lazain'ny vavany no zahaviny fa tena tombon-tsoan'ireo tgvendrana irery ihany. Ny famokarana tsy vitan'ny fanambatambazana fa ezaka hikambanan'ny rehetra noho izany ny fampiresahana no tena aroson'ny tgvendrana.
8. reeves ( 15/06/2009 11:28)
Mankandoa be mihitsy ny mijery ny mpanao politika mizara zavatra na gratos na am`vidiny mora be mba ho entina manao propagandy hakana ny fom-bahoaka . Hita mihitsy hoe mpihatsaraivelatsihy mila ny vatonao amin`ny fifidianana fotsiny dia iny ny takalony fa rehefa tonga eo amin`ny fitondrana dia tsy misy hiraharahiany anao ary ny tena fampandrosoana sy fitsinjovana ny fiainam-bahoaka marina tsy misy mivaky loha . Raha izao fihetsiny izao dia mianatra ny fanaon`ny mpanao politika teo aloha ihany fa tsy hisy zava-baovao entiny akory fa dokam-barotra no betsaka , ny fihetsik`i Ratsiraka fahiny no ataon`ileiry copie-coller , na ny fikabariny sy ny vokabolary ampiasaina aza . Azo inoana araka izao fihetsiny izao fa hilatsaka ho fidiana izy atsy ho atsy ka eo angamba ny vahoaka vao hanana occasion hitenenana aminy hoe TSIA HO AN`NY MPANONGAM-PANJAKANA SY NY SARIBAKOLIN`NY FRANTSAY IZAY TSY MITETIKA AFATSY NY HANIMBA NY TOE-KARENA MALAGASY ARY HANAO IZAY HAMPIANKIN-DOHA AZY AMINY MANDRAKIZAY ..
9. sakaymena ( 15/06/2009 11:34)
ravatorano a zah loh de mangetaheta hoe mba tokony hisy ny fijerena ny hevitry ny vahoaka ho fanatsarana ny firenena satria ny any amitsika de ze tin'ny pitondra fa ny vahoaka tsy afak mandroso hevitra nef angeh ka ny vahoaka matetika no mahita ny lesoka eo am fitantanana ny raharaham pirenena ary nisy niteny teto @ sera2 hoe ra tsy misy sos na sposor hono tsy afka handroso hevitra ny malagasy amiko tokony hiray hina isika rehetra hijery an madagascar fa tsy tokony hitazapotsiny ny ataon ny panao politika zay maly tsy miova
10. Noue ( 15/06/2009 11:35)
reeves:

Mankandoa be mihitsy ny mijery ny mpanao politika mizara zavatra na gratos na am`vidiny mora be mba ho entina manao propagandy hakana ny fom-bahoaka .
tena mimbon-kevitra aminao aho eto


11. Mirananirina ( 15/06/2009 11:56)
Ny tanjony tgv dia ny hisiany tgv rehetra eran'ny Madagascar alohany fifidianana;amin'izay hono azon-dry zareo ny fifidianana.Tsy hita ve izany fa hangalabato ry zalahy tssssss
12. xxx ( 15/06/2009 12:10)
TANDREMO ANEFA FA VAO TSY MANANA NA TSISY ZAVATRA HO ZARAINA I RAVALONDOZA DIA 0,02% NY VATO HO AZONY EO ! NY FIZARANA HANIKELY NO TENA FIADINY KA RAHA FOANANA IO DIA MATY HO AZY IO ! INONA FA TSY IO HANIKELY IO NO MAHA TAMANA IREO EO AMIN MAGRO IREO
13. xxx ( 15/06/2009 12:28)
za aloha tsy mbola nahazo inoninona tamindra8 e, nefa dia nifidy azy foana, ka alefaso ny fifidianana ho jerena hoe mamimbahoaka marina ve ity DJ kely tsy afatai-mbody ity? :-D :-D :-D
14. Mirananirina ( 15/06/2009 13:10)
ka alefaso ny fifidianana ho jerena hoe mamimbahoaka marina ve ity DJ kely tsy afatai-mbody ity

hihihi;manana lingette kosa izy e
15. essera ( 15/06/2009 13:11)
xxx12:
TANDREMO ANEFA FA VAO TSY MANANA NA TSISY ZAVATRA HO ZARAINA I RAVALONDOZA DIA 0,02% NY VATO HO AZONY EO ! NY FIZARANA HANIKELY NO TENA FIADINY KA RAHA FOANANA IO DIA MATY HO AZY IO ! INONA FA TSY IO HANIKELY IO NO MAHA TAMANA IREO EO AMIN MAGRO IREO

Tena marina tena marina io satria, zah zao ny nireveko an'i Dada taloha d mba hoe efa nanana izy tam zany kay vao miha nataony revina dikin'alika ka notovanany nihoatra ny METY. voafitaka 500 isn-jato mihitsy e. Ary mbola misy ny te ho fitahana 1000 isan-jato. :-D :-D
16. benkintana ( 15/06/2009 21:44)
Tsy mankaiza zany io djkely io e,efa iaraha-mahalala zany :!:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.072