Lanim-bahoaka taiza moa i andry tgvendrana ?

1. penguin ( 15/06/2009 10:48)
Tsy olona lanim-bahoaka i andry tgvendrana noho izany tsy afaka mijoro ho mahalala ny hetahetam-bahoaka manontolo. Ny manao "Mada Raid" ary mitarika ny vahoaka tsy hiray hina fa hifanenjika no himasoany. Tsy ny tgvendrana ihany no Malagasy ary hita taratra izany eran'ny Nosy. Tsy ireo olona tonga manatrika hirahira akory no hilazana fa solon-tenan'ny vahoaka ianareo tgvendrana isany. Miaramila tsy mahalala menatra no milaza fa mijoro eo ambany fanevan'ny firenena amin'izao endrika tgvendrana izao.
répondu par penguin le 16/06/2009 14:11
2. karavasy ( 15/06/2009 11:00)
Ny maha-TGVendrana azy no mety mba hampalaza ireo mpanao politika vizana tsy nisy ampoaka hatr'izay. Soa nisy ny TGVendrana hoy ry zalahy.
3. sakaymena ( 15/06/2009 11:26)
ny fomba firesaka dia ampy hitarafana ny maha malagasy na tsia.ary raha tsy miova ny lalana mifehy ny fifidianana ao amitsika dia tsys safidim-bahoaka marina zany eo fa sous forme fotsiny ar tsy ny panohana antoko mihitsy no atao hoe vahoaka malagasy fa izah sy enao na iza tohanany na iza tohanany tafiditra ao anatiny hoe vahoaka malagasy ary isika gasy rehetra tsy akanavaka ka mahatsapa tena fa gasy na dia ireo tsy te ho gasy intsony reo dia vahoaka malagasy tsy azon'iza2 sasana izany
fa tsy hoe rafaha8 sy tehozevendrana na hoe aremena fa isika malagasy
4. Noue ( 15/06/2009 11:34)
ny tena olana manko dia nisy ary mbola hisy hatrany io tsy fahazaina manavaka ny atao oe vahoaka sy vondron'olona
ny eto indray aloha dia tena marina fa tsy voafidim-bahoaka i rajoelina ka tsy hitako mahintsiny zay hitondrany ny fanjakana eee :^) :^) :^)
5. Mirananirina ( 15/06/2009 11:42)
lanim-boay izy fa tsy lanim-bahoaka e;tsy nisy nifidy azy akory teo,tsy nisy niteny hoe alefa ianao Rajoelina mitondra anay :lol: :lol: :lol:
6. benkintana ( 15/06/2009 11:55)
Reny no atao hoe olona tsy ampy saina satria nanaiky ny nampiasan'ny sasany fotsiny ho fitaovana hanimbana an'i Madagasikara
Izao lery mizaka ny tantara hoe recordman @ déstructrion ny toe-karena Malagasy
7. xxx ( 15/06/2009 12:02)
M. penguin ! ny hita aloha hatramizao de betsaka ireo olona nanatrika ny tgv sy ny hat , midika izany fa tiambahoaka izy ,midika izany fa mbola be no tia azy , indrindra i Rajoelina andry
8. xxx ( 15/06/2009 12:12)
betsaka ahoana? misy firy eo moa izany? ka raha be no tia azy, inona no blem tsy hanaovany ny fifidianana? milatsaka izy, i ra8 i deba, ndefo, de ho sur fa izy no ho lany araka io teneninao io! ka tairo ary e
9. halloween ( 15/06/2009 12:22)
na inn lazain'elah isany na iny d dadan'elah aloha efa nihinana ny ... any afrika atsimo any é, mogabe no nandray anazy sy el bachir, mandritra izany fotoana izany d TGV no mitondra sy timbahoaka ka akobony ny vava d aza manao alika mitomany valala eo, fa refa lany ny aorta sy ny abobo d mandehana mitery nounou, tandremo ndray elah sao d tezitra ry ... an!TAPITRA!
10. xxx ( 15/06/2009 12:31)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D f'angha hono mora tezitra letsy izato izy
11. xxx ( 15/06/2009 12:38)
za aloha tsy tia TGV e, aleoko indray zafy raha samy ratsy ihany :-D :-D , ka raha tiambahoaka hoa izy tsy alefa ny fifidianana? sa tsy sahy milahatra amindra8? ngamba hitovy izy sy le baralahy iny(ndefo) 0,001% :-D :-D :-D aza hitako aza mahita ahy, tonga dia hitsoaka any paris :-D :-D :-D eisye ra wui e, ary ela kou aloha vao tonga aty bira aty de mihomana fa hanenina ialahy ny nahatongavanelahy ety antany, ela tsy tsy mahakobo ahy fa koboka tsara ohatriny paosiko :-D :-D defa miteny mialoha za zay, i alain ramarson koa anie ny bandy aty bira e, :-D :-D
12. essera ( 15/06/2009 12:41)
Nénah aloha d izao no filaharan'ny fitiavako ny president taloha rehetra teto :

4/ Ravalomanana
3/ Ratsiraka
2/ Zafy
1/ Andry TGV

Fa avy aty ambany ny voalohany fa tsy avy any ambony io. jereo ny ao aorian'ilay x/

13. xxx ( 15/06/2009 12:46)
i tsiranana adinonlà, iny koa anie ka tena TGV be mihitsy e, iny no nampianatra any TGV ni nounou ani frantsay e :-D :-D :-D , de izao arahinlaisany sy ry wui izao :-D :-D
14. xxx ( 15/06/2009 12:55)
tonga dia hitsoaka any paris eisye ra wui e, ary ela kou aloha vao tonga aty bira aty de mihomana fa hanenina ialahy ny nahatongavanelahy ety antany, ela tsy tsy mahakobo ahy fa koboka tsara ohatriny paosiko defa miteny mialoha za zay, i alain ramarson koa anie ny bandy aty bira e,


tsy lanin'ialahy raha ny gabarian'i wui letsy a mipetraha tsara fa na lohamalemin'ialahy aza tsy mbola mikatona tsara akory ka miaramila no andramana
15. essera ( 15/06/2009 13:05)
Tam tsiranana teo mbola tsy teraka ah d tsy itako izay itiavako oul tsy fatatro.
Fa i Dada no tena noreveko indrindra fa na zah ko aza ange malahelo be azy fa efa raha2 notadiavina mantsy ny azy.
16. xxx ( 15/06/2009 13:13)
mivoaha tao ary ho jerena e, de tongava hoa aty bira, fa an miaramila ela na PD dia hanefa foana :-D :-D
17. xxx ( 15/06/2009 13:20)
xxx15 a tsy ho laninareo na 20lahy mitambatra aza i wui e, aza mirediredy eo tsony fa omeko bizou eo ndry ,za ary vavy kely ity mataoatra azy ko

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
18. essera ( 15/06/2009 13:21)
iz alou le mivoaha tao fa zah mivoaka oatr zao tsy miafinkafina izany.
tsy manao solo-maso, nify, etc etc
19. ravalotgve ( 15/06/2009 13:39)
LANIMBAHOAKA TEO @ 13 MAI I TGV FA NAREO ZANY KOA VE JAMBA SA MITPINJAVATRA LE MASO EEE

I RA8 ZAO LANIMBAHOAKA ANY SWAZILAND

I DEBA LANIMBAHOAKA ANY FRANCE

NGA MISY VAHOAKA ETO MADAGASIKARA

SNIFFFFFFFF
TCHROUFFF

:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
20. essera ( 15/06/2009 13:46)
I RA8 ZAO LANIMBAHOAKA ANY SWAZILAND

I DEBA LANIMBAHOAKA ANY FRANCE

NGA MISY VAHOAKA ETO MADAGASIKARA


Milay kosa les iny letié. Tsy ratsy :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0928