Lanim-bahoaka taiza moa i andry tgvendrana ?

21. bazylou ( 15/06/2009 14:05)
mety tsy lanim-bahoaka angamba izy fa nasondrotriny ny vahoaka tao TAna sy ny manodidina. ary koa nasondrotriny adveseran'ny tim and co.
Sahy ary mijoro lery , ary izay ny ahy no nangalako azy satria mila olona handray defi sy hikandra ny firenena fa tsy lany andro manao tour du monde ohatran'ilay mpitery ronono iry. :-D :-D
22. penguin ( 15/06/2009 14:13)
tgvendrana mila misaina tsara fa entin'ny olona @ sangany. tgvendrana tsy lanimbahoaka tsy mila mampiasa ny anarana vahoaka.
23. halloween ( 15/06/2009 15:07)
penguin:

tgvendrana mila misaina tsara fa entin'ny olona @ sangany. tgvendrana tsy lanimbahoaka tsy mila mampiasa ny anarana vahoaka.


elah efa lazaiko fa io taitaitra io no hahafaty an'elah, fa tsy hitan'elah angaha reny vahoka be tonga manotrona an'i TGV ILAY MAHERY IRENY, tadidin'elah ve le tenin'i dadan'elah nanao hoe tsapaho aloha ny hery ka zao d mihinana tsara ny dadan'elah d elah marary fo memena eto.Efa lazaina elah isany fa lany aorta sy ny abobo d omena socril ndray ve ny oul é!


:lol: :oops: :-D :-D :-D :-D
24. Noue ( 15/06/2009 19:29)
bazylou:
mety tsy lanim-bahoaka angamba izy
izay dia efa ampy eee ! rehefa oe tsy lanim-bahoaka izy dia tsitako zay antony hijanonany eo !!


25. sakaymena ( 15/06/2009 20:56)
ref tsy eo am fitondran itsony i tgv de tokon hitabatab nareo fa mbola izy aloh ny eo dia aoka isika hiandry kely an lay ffidianan e
manana faharetan eeeeeeeeee hy dada tamin'ny androny
26. benkintana ( 15/06/2009 21:11)
ao darohako any reto tgv kely reto é,reo ve sisa no tafajoro klé
,vizana be ry zalahy zany an
27. ravalotgve ( 15/06/2009 22:03)
i manandafy lanin ny capsat
i andryui lanin ny serasera


sniff
tchroufff

28. benkintana ( 15/06/2009 22:09)
matin'elah mintsy mantsy le andrywui iny an ,fa tsy matin'elah kakay ve lery é,efa nametra mpialana lery fa mon ami pierrot ndray no lasibatra ato
29. rpetit ( 16/06/2009 07:47)
TGV : tsis ilana azy,fanjakana tena vendrana , haiko tq



TGV ny lohany fa fozaorana ny rambony

aza manao andriana very razana toy i tgv ka an.devo sy ndaty daolo no iankinana


30. rpetit ( 16/06/2009 07:48)
TGV : tsis ilana azy,fanjakana tena vendrana , haiko tsara io



TGV ny lohany fa fozaorana ny rambony

aza manao andriana very razana toy i tgv ka an.devo sy ndaty daolo no iankinana


:twisted:
31. mihitsy ( 16/06/2009 10:40)
Noue:

rehefa oe tsy lanim-bahoaka izy dia tsitako zay antony hijanonany eo !!






ka ra8 ary efa nanome ny fahefany an'ny miaramila, inona no mbola tadiaviny hiverenana eo, tsy kilalao ange izy ity na tantara ato am kivatovato e, ary nareo mpanohana azy, inona no mbola anohananareo azy?
32. xxx ( 16/06/2009 11:22)
i dada8 alou mety tsy ho tafaverina tsony fa ny tena tsy reviko de ilaikely ity nomen'ireto HCC mamolava ireto samboady.De io koa no arahan'ny vendrana rehetra.Radadavax koa lo tena tena diso e.Nogadrako mandrapahafaty tany iny raha za no nataony an'ireny
33. penguin ( 16/06/2009 14:11)
Tsy maintsy tonga io na ela na haingana fa ny deba aza akiky ho tonga na efa dila ela koa aza. Mila ny lanim-bahoaka izahay noho izany vonona ny tsy hijanona raha tsy tafala ny tgvendrana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0544