Ho samborina mihaja ny GTT
1. essera
(
17/06/2009 11:20)
http://www.lepost.fr/article/2009/06/17/1581242_obama-et-la-mouche.html#xtor=AL-235 atao mihajahaja ohatra ity no fisamborana ny GTT.
novalian'i rodro ny 18/06/2009 12:27
2. xxx
(
17/06/2009 11:34)
efa hoe tsy misy capsaty eo ry essera fa aza marary foa an ,ireny raha tsy mitana basy tsy misy ilana azy ,jereo tao @ ambasady sady mbola nodakan'ny gtt ihany ny vodiny vao niala tao =)) =)) =))
nikafara sisa hoe tsy ho azonay angaha any dago ,endraso eo paoly io ny fitenenana izahay :* :* :*
petsa dia ampy
nikafara sisa hoe tsy ho azonay angaha any dago ,endraso eo paoly io ny fitenenana izahay :* :* :*
petsa dia ampy
3. essera
(
17/06/2009 11:47)
Vita ketsa oa reo ry akama. Entina am mora2 alou fa rôfaveo ange jereo tsara e. Iza no tsy tia frantsay ??? hi hi hiiiiiii
6. xxx
(
17/06/2009 12:54)
essera : efa taonjato 21 nge zao ry essera e! mbola foto-pisainnana t@ antiquité ohatrizany foana ve no entina hanaovana pôlitika? sa le firafitry ny sela ao @ atidoha no mbola mitovy @ homme primitif foana ka habibiana no miseho rehefa tsy mitovy hevitra ?
Pol pot aza nge nanjavona navalony tantara ihany, na dia dictature tsy nisy ohatrazy aza e! Na ho antitra aza ity boay kely 35 ans tompoinao fatratra ity tsy ahatafavoaka any Mcar fa raha izaho no eo @ toeranao , dieny izao dia manamboatra saina.
Mahereza @ fanarahana lalana diso fa ny mampalahelo dia ny vahoaka malagasy mibaby ny hadalanareo.

7. essera
(
17/06/2009 13:05)
Aleo hazava tsara amin'ilay oul ao ambadiky ilay xxx.5.
- Essera tsy manompo olon-tokana toy ny TIM.
- Amiko rehefa niala ny dadan lisany d efa savà fa ny ambiny ts d raharahiako loatra.
- Ny oul primitif no manao an'i ho Atra an'i Dada. Lery ange raisina ho idole mihitsy e, ary tapenana ny maso, akombona ny vava, na in'n'in ataon'ny Dada malala (halatra, bodongerona, etc etc).
- Tadidion'lé miafina am xxx io fa ny tenako izao nandray anjara tam vato 1 tamin'ny niakaran'i Dada teo am fitondrana. Raha azo natao ny namerina ilay vato d nosokiriko tao saingy ho fanonerana an'izay d aleo iantohana ny vacances définitives-ny.
Io notsipihako io no tazoniko hatram farany d efa ampy izay.

8. xxx
(
17/06/2009 13:18)
essera:
- Essera tsy manompo olon-tokana toy ny TIM.
- Amiko rehefa niala ny dadan lisany d efa savà fa ny ambiny ts d raharahiako loatra.
tsara ny olona manana ny tsanga keviny fa diso mahonena loatra indray raha toa ny fijeriko ny fandinikao. Hita fa mihitsy fa chele luc ny Andry Rajoelina no ataonao, ka na dia hita fa diso aza izany dia hamasininao foana. Izany ve no hoe dada miala ihany dia mahafaly anao ? Izaay no nahatonga ahy niteny hoe resaka instinct no hitondrana firenena dia ianao mbola =D> =D> =D> foana !
manana ny safidinao ianao fa fijeriko anao izany ka na sosotra aza ianao tsy olana fa miezaka manampy sy manome fijery lojika anaoo aho @ maha samy malagasy.
9. essera
(
18/06/2009 07:23)
xxx:
Hita fa mihitsy fa chele luc ny Andry Rajoelina no ataonao
Raha izay no eritreretinao d toetra tsy nananako hatram nahakely hatram zao ary ianao ihany aza d efa mahatsapa hoe :
xxx:
tsara ny olona manana ny tsanga keviny fa diso mahonena
Ny tenanay izao mbola tsy niditra tam na antoko na iray aza (arema, undd, tim, tgv, sns...)
=> Tsy hiandrandra seza mihitsy = chele luc .
Ao ve ?