naverin'i hery ihany ny IP anay mianakavy
1. andrywui
(
19/06/2009 06:21)
tsy hita moa ry zareo fa rehefa manohana an'i tgv izahay eto dia misy mitady hisakana foana ,hany ka rehefa mba hifanoratra eto @ serasera izahay mianakavy dia mifanao fotoana mihitsy mankany @ cyberkaotry,ka hoy aho hoe ho anareo mpanaohana an'i dada ireo,avelao izy hoany fa tsy tafiditra eto dago izany iny e hahahahahahahahahahha
novalian'i general ny 19/06/2009 12:00
2. Noue
(
19/06/2009 06:26)
dia raha tafaverina ny IP-nareo mianakavy (soit-disant) dia mba raiso ho hanatra zany eee!!!
4. essera
(
19/06/2009 08:48)
Zay mits ka. Saika zah rery sisa no navela hisera teto. Fa zah kou alou sah foana.
Melsy Rahery a
Melsy Rahery a
5. locl
(
19/06/2009 09:39)
Tsara izany raha tena nalain'i Hery tokoa le IP nareo...... mahaiza ary miaina amin'izay
6. general
(
19/06/2009 12:00)
ny IP tsy olana fa izahay mianakam's lasa nifanao vary sy rano no ten milay be !!
--sakaymena a!! aiza ianao fa miandry anao n fianakaml's oo ! ts mamly fon kou i sakay hiatanao efa mitsangan zao ny groupe de tgv de la serasera .org , filoha hery sady mpitantana ,, ,,, fa avereno oa le IP hery a!! elah anie omeko bizou eo e!!