projet daewoo

1. Andribe ( 19/06/2009 09:46)
Salama daholo ny mpisera

Tena tsy azoko ry zareo aa angaha tsy resaka daewoo ito no nampipitika an i ra8 teo @ fitondrana. Sendra namaky infoline tao @ sobika aho dia nahita ito.

09H30 : La société Daewoo International va mettre en place les infrastructures d’accueil dont elle aura besoin à savoir une central électrique dans la région Atsinanana. Le ministre de l'énergie s'est rendu sur place. Concernant les concessions de terrain objets de contestation, rien n'a été évoqué

tsy hoe efa nofohanana ve le "accord" toa ekan ny hat "mpitondra vaovao" indray.
:?: :?: :?: :?:
novalian'i fijo ny 19/06/2009 21:35
2. bozyboleta ( 19/06/2009 09:54)
Resaka angovo indray ity anankiray ity fa tsy ilay tany akory. Nefa na izany aza tsaroako tsara ny nitabataban'i radomelina ny pdg-ny daewoo teny Ambohijatovo hoe olona mpisoloko raindahiny karohin'ny interpol sns...

Mapme ange ireto faty ireto fa rain'ny lainga loatra hany ka tsy tsaroany intsony izay noteneniny e! Zao indray dia lasa hoe atokisan'ny daewoo hono ry zareo faty dia izany no antony hanatanterahana io tetikasa io. :roll: :roll:

Raha vao misy fofom-bola dia any no mihazakazaka mamono tena any ny faty ary tsy mahalala menatra intsony.
3. yuka ( 19/06/2009 10:17)
Zao ilay atao hoe ny vava no tsy hataobe,ny mamerina azy no tsy laitra :D
sady aleo ho tsarain'ny karatra eo e!
Izany no tena hoe efa lany henatra,na zazakely ary nahita ireny sarin' i Madagascar notetehan-dRavalo toy ny fromazy mba hentina handrodanana ny fitondrany,kay ry fatin'alika mitsiriritra fa tsy hoe fitiavatanin-
drazana :roll: :roll: :roll:
Everiny ho tsy nisy naheno angamba ireny vavany nitsaontsaona ireny :-D :-D :-D
4. Mirananirina ( 19/06/2009 10:38)
tsy hoe fitiavatanin-
drazana
Everiny ho tsy nisy naheno angamba ireny vavany nitsaontsaona ireny

Efa hita hatramin'ny voalohany mihitsy anie ny tetik'ireto TGV ireto e;gaga an'ireo vendrana mbola manaraka azy ihany
5. xxx ( 19/06/2009 10:44)
Io indray nareo ato fa mitatatata sy mifanilaka nefa dia noho nareo mpiondana TGV sy TIM ihany izao zavatra izao!
Samy tia tena ianareo ary tsy mistinjo ny malagasy fa aza eto no mody hoe mitolona ho an' i M/car aho e!

IANAREO IZAY MPANOHANA AN'I RA8 SY ANDRY( TIM/TGV/AREMA) NO TENA RESPONSABLE @ ZAO ZAVA-MISEHO ETO M/CAR IZAO.
6. Mirananirina ( 19/06/2009 10:48)
IANAREO IZAY MPANOHANA AN'I RA8 SY ANDRY( TIM/TGV/AREMA) NO TENA RESPONSABLE @ ZAO ZAVA-MISEHO ETO M/CAR IZAO.

Matoa ianao eto dia mpanohana ireo koa. :lol: :lol: :lol:
Satria izay eto izany dia tsy maintsy ireo na TIM na TGV :lol:
7. xxx ( 19/06/2009 10:52)
Satria izay eto izany dia tsy maintsy ireo na TIM na TGV

Aza ambany saina ry Mirana a! koa raha tsy hoe rehefa tsy lahy io dia vavy izy ity ko? ny bisex aza mbola mi-existe ko.
Raha TIM ianao dia mihevera fa mampihinana maloto ny Gasy, Rah tgv ianao dia mitovy @ zay koa,
8. yuka ( 19/06/2009 11:19)
Izahay ve no nahatonga izao ry xxx sa ianareo :roll: :roll: :roll:
9. Mirananirina ( 19/06/2009 11:34)
Voalaza teo :
Satria izay eto izany dia tsy maintsy ireo na TIM na TGV

Aza ambany saina ry Mirana a! koa raha tsy hoe rehefa tsy lahy io dia vavy izy ity ko? ny bisex aza mbola mi-existe ko.
Raha TIM ianao dia mihevera fa mampihinana maloto ny Gasy, Rah tgv ianao dia mitovy @ zay koa,

dry ianao ihany no niteny teo hoe TIM sy TGV no antony izao.Satria aminareo raha tsy ilay 1 dia ilay 1.
Ka ianao koa ao anatiny.timtgv :lol: :lol: :lol:
10. xxx ( 19/06/2009 11:34)
Izahay ve no nahatonga izao ry xxx sa ianareo


Mazava tsara fa ianareo no nahatonga izao ry yuka a! aza miala andraikitra wa
11. xxx ( 19/06/2009 11:39)
isika mianakavy mhitsy no tsy mahay miaina e.Teo Ra8 nitondra de nisolelaka tany daolo fa tsy mba nanisy tsikera.Niakatra indray ny tezeve de tonga de matimatin'ny seza nefa tsy alehany akory . De tsy mba mahalala miala koa rehefa tsy mahavoa fa mati-kambo hoatry ny mpanohana azy ihany.
12. xxx ( 19/06/2009 11:42)
dry ianao ihany no niteny teo hoe TIM sy TGV no antony izao.Satria aminareo raha tsy ilay 1 dia ilay 1.
Ka ianao koa ao anatiny.timtgv


Na ho karamaina vola be sy omena ny injet sy force one aza ny tenanay tsy hanahana tgv na tim e! atsipazo any angabone ny filohanareo ra8 sy andry.

:-D :-D :-D
13. Mirananirina ( 19/06/2009 11:42)
isika mianakavy mhitsy no tsy mahay miaina e.Teo Ra8 nitondra de nisolelaka tany daolo fa tsy mba nanisy tsikera.Niakatra indray ny tezeve de tonga de matimatin'ny seza nefa tsy alehany akory . De tsy mba mahalala miala koa rehefa tsy mahavoa fa mati-kambo hoatry ny mpanohana azy ihany.

hihihi
14. xxx ( 19/06/2009 11:50)
Ra8 sy tgv sy arema ihany angaha no atao hoe MALAGASY?????
Toa tsy mahafantatra an'i M/car izay lazainao fa tinao akory izato ianao marina :-D :-D :-D :-D :-D :-D
15. xxx ( 19/06/2009 12:48)
Nanao taridositra koa i Mirana oooo!!!! :-D :-D :-D
16. yuka ( 19/06/2009 13:22)
Fony nilamina ny tany sy ny fanjakana faly ery nitsikera sy nanongana ry xxx
koa zao kenda vao hoe ianareo no nahatonga izao :roll: :-D :-D :-D
17. xxx ( 19/06/2009 13:31)
Fa mihevitra ve ianao ry yuka fa tgv aho??? :-D :-D :-D dia hoe TIM indray hoe :-D :-D :-D :-

IREO ANARANA ROA IREO DIA FANAONAY ANY ANGABONE!
Raha ao anatin'ireo ianao ry yuka dia tsarovy fa any angabone no toerana misy anareo.
18. AndriambyII ( 19/06/2009 13:56)
Ireny no atao hoe asan' ny mouvance tsiranana , miara- mlitika @ fahavalo !!
19. xxx ( 19/06/2009 14:40)
hita fa : " Hazo Amoron Tevana "
20. yuka ( 19/06/2009 16:48)
Ny eritreritrao sy ny nofinofinao no anipy ahy any amin'ny gaboneanareo fa zah ity mbola eto antranonay fa tsy any angaboneanareo zany :-D :-D :-D
TGV niova fo ianao io fa kobo be :-D :-D :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0993