projet daewoo
21. xxx
(
19/06/2009 17:34)
TGV niova fo ianao io fa kobo be
Very ny Gasy marina fa tsy mahalala afatsy TGV sy TIM ihany sisa .
kely be ilay fisainanao sy ny atidohana ry yuka fa tsy TGV sy TIM ihany no atao hoe MALAGASY.
22. sakaymena
(
19/06/2009 18:20)
ato tokoa loh misy xxx sady ts tgv no tsy tim fa xta zany hoe xxx tia ady na ko hoe xxl= xx lian-dra
24. fijo
(
19/06/2009 20:56)
na ilay resaka tany aza anie ka nisy minisitra TGV nihaiky fa tsara ilay hevitra e?fa io moa rehefa manongana dia ratsy aby aloha izay eo.
25. sakaymena
(
19/06/2009 21:16)
refa manohana koa de tsara aby oh
ny adala ny oul ry fijo no imehezana....................................
ny adala ny oul ry fijo no imehezana....................................
