bomba

1. xxx ( 19/06/2009 17:31)
amin'ny maha malagasy tia tanindrazana ny tenako dia aleko lavitra mahita malagasy manao vy very ny ainy manapoaka fananana groupe frantsay toy izay nahita ilay fanafihana lapa izay nitondrana char d'assaut sy rocket!
Tsisy izay tsy mahalala mantsy fa ny frantsay no eo ambadik'izao fanonganam_mpanjakana izao koa maninona moa raha mamaly amin'ny fanasimbana ny "interét "frantsay any amin'ny taninao?
refa misy bomba mipaoka de oe TIM , nefa manafika lapa indroa tsy nasiana resaka!
novalian'i Noue ny 20/06/2009 08:34
2. Noue ( 19/06/2009 17:35)
xxx:

refa misy bomba mipaoka de oe TIM , nefa manafika lapa indroa tsy nasiana resaka!
zaho mba gaga !! m'enfin !! io dia atao fanahiniana , fanosoram-potaka fotsiny nefa ry zareo ihany anie no nanomboka nampiasa herisetra teny Ambotsirohitra eee !! fika daholo zany oe ny TIM no nanapoaka iny bombe iny ! ny FAT(Y) anie tsy maintsy mahita zavatra foronona foana satria hita zao fa efa tsisy mandeha @ zay hozany ny zavatra ataony ee !!!


3. xxx ( 19/06/2009 17:48)
xxx:

fanasimbana ny "interét "frantsay any amin'ny taninao?


firy ny frantsay miasa ao ary firy ny gasy miasa ao, maninona no tsy any frantsa no potehina fa eto madagasikara. Fa angaha afka entiny manaraka azy daholo ireo raha toa ka miala eo izy ireo. NY MALAGASY IHANY NO HO VERY FINANANANA REHEFA POTIKA IRENY MBA MISAINA FA REHEFA TSY ETO MADAGASIKARA IANAREO DE NY ANY @ MISY ANAREO ANY POTEHINA. IO POLITIKAN ALIKANAREO IO IHANY NO MAHATONGA IZAO

4. xxx ( 19/06/2009 17:59)
amin'ny maha malagasy tia tanindrazana ny tenako dia aleko lavitra mahita malagasy manao vy very ny ainy manapoaka fananana groupe frantsay toy izay nahita ilay fanafihana lapa izay nitondrana char d'assaut sy rocket!
Tsisy izay tsy mahalala mantsy fa ny frantsay no eo ambadik'izao fanonganam_mpanjakana izao koa maninona moa raha mamaly amin'ny fanasimbana ny "interét "frantsay any amin'ny taninao?
refa misy bomba mipaoka de oe TIM , nefa manafika lapa indroa tsy nasiana resaka!


Manao resaky ny marary saina :-D :-D :-D
rehefa misy tsy mahafaly an'elah @ amerikanina koa dia asio bomba ny star ao Antsirabe fa ao no mamokatra coca cola eto M/car. Dia ny Gasy mitovy @ elah ihany no ho faty ao.

O ry xxx1 a! ny saina letsy no ampiasana raha te handresy ny Frantsay elah fa tsy ny fanamboarana baomba akory a!
5. xxx ( 19/06/2009 18:00)
POTEHO DAHOLO KOA NY ZAVATRA VITA FRANTSAY NY FIARA FRANTSAY DIA NY 4L SY 2CV ERAKIN NY TANANA FRANTSAY DAHOLO IRENY DORY DAHOLO. POTEO NY LEADERPRICE POTEO REHEFA METY HO MARIKA FRANTSAY DIA HO HITANAO FA MARO AMIN NY FIANAKAVIANAO NO HO FATY HANOANANA TSY HIASA DIA AVY EO MANGATA AIZA ANY @ FRANTSAY INDRAY. VALIO ARA POLITIKA REHEFA HANAO FA AZA MANAO FISAINANA AMBANY BE TOA IZAO FA IANAREO IZAO NO MANIMBA AN IMADA MIARAKA AMIN IREO MPANAO POLITIKA PAR INTERET PERSONNEL REHETRA IREO.

RAHA MISY FRANTSAY MANAMBOLA KA HANOKATRA ZAVATRA MIARAKA AMINAO DIA POTEHO KOA FA FRANTSAY IZANY.

EFA MAHAVITA TENA VEE EEEE

MBOLA VENDRANA NY MALAGASY RAHA TOA KA NY FRANTSAY NO NAHAVITA FANONGAAMPANJAKANA ETO MADAGASIKARA KOA MIERITRERETA FA RAHA HO POTEHINAO DAHOLO AZA NY ZAVATRA FRANTSAY TSY HAHAFATY AZY IZANY. RAHA HAMOTIKA IANAO DIA NDANA NY TOUR EIFFEL SY NY ARC DE TRIOMPHE SY NY SISA POTEHINA RAHA MAHAVITA FA AZA NY ZAVATRA MISY ETO MADAGASIKARA.
TSY MANAIKY NY FAMETRAHANA BAOMBA AHO FA SATRIA MALAGASY TOA AHY DAHOLO NO METY HO FATY AO NOHO NY POLITIKA MAMOHETRA ATAON NY REHETRA TSY ANKANAVAKA

FALY VE IANAO RAHA POTIKA NY LEADERPRICE SNA DIA ATAO HOE AN NY FRANTSAY AZA. DIA ERITRERETO FA MISYY MPIASA MALAGASY 100 AO ARY RAHA MANAJANAKA 4 TSIRAIRAY DIA EFA 400 ARY METY MISY FIANANKAVIANY MIARAMIPETRAKA AMIN IZY IREO 1 ISAN OLONA DIA EFA 500 IZAY ARY RAHA TOA KA MISY IZANY FANAMPOTEHANA IZANY RA XXX TSISY SAINA DIA IRIKO HO FIANAKAVIANAO NO AO KA MISAINA ALOHA VAO MANORATRA FA TSY MANORATSORAPOANA

VITA
6. xxx ( 19/06/2009 18:08)
Io no manjo ny olona iray ry xxx4 rehefa voataiza tao anatin'ny extremisme sy ny fivelaran-tsaina.
Video commando sy action ary vaovao avy any @ tany arabo no mba hitany dia heritreretiny hoe mety
7. Noue ( 19/06/2009 18:26)
tsy mety kosa aloha ilay oe manapoaka bomba eee ! marina zany oe na dia hiady @ frantsay aza dia ny Malagasy ihany no ho very fihinanana sady ho potika daholo zay mba fananana. Raha misy zavatra tsy hitiavana ny frantsay dia tsy tokony ny fananan'malagasy no potehina .
8. xxx ( 19/06/2009 18:41)
Reefa sendra ny tary tss misy atokona dé efa mahaiza miandry ny dakan' ny miala tany ry beatoka isany aaah , sasao iany ny sainolah ,f' angah nareo mievitra fa tia asa saina daol ny oul ??? ZARA AZA MISY FILM AZO JERENN !!! lol !!HIAR HIAR HIAR HIAARRRR !!! :arrow: :arrow: :arrow: :arrow: :arrow: :p :p
9. xxx ( 19/06/2009 20:06)
xxx2 > firy polotaona no niarahana t@ frantsay! tafita ve tsika! 90% ny entreprise eto antoerana an'ny frantsay! nandroso ve madagasikara anefa?
nisy fanotaniana mpanao gazety frantsay iray izay t@ chirac tonga tany madagasikara nanotany an'i ra8 oe :
-" 90% des investiseurs sont des investiseurs français! comment cela ce fait-il que madagascar est parmis les dix pays le plus pauvre du monde?"
dia hoy ravalomanana namaly oe :" c'est peut-etre qu'on n'a ps les bon investiseurs"

tena hitako fa marina io valitenin'i ra8 !
ary tsy ny pôlitikako no mahatonga an'io fa ny frantsay tsy manaiky raha tsy mpitondra azony baikona no atao eo!

xxx3: raha tena misaina ianao milaza ahy tsy misaina dia tokony ho fantatrao fa frantsay no majorité @ action STAR fa tsy amerikanina! mianara aloha izay vao manao olona tsy misy saina fa toa manjora mitsilany ianao izany! :-D :-D

xxx4: izao aza!! raha toa tokoa ka tsisy dikany @ frantsay ny eto madagasikara dia inona no antony nanaovana izao fanongana_mpanjakana izao? ny zavatra hita maso no resahinao fa tsy mbola tena zakan'ny sainao ny tena marina ao ambadik'izao savorovoro izao! izaho dia sahy milaza aminao fa raha miala tanteraka eto madagasikara ny frantsay dia misy fiantraikiny @ economie any aminy izany ary mety androso amizay ty nosy malalantsika ity! aza mivavaka @ frantsay izany fa tsy ampitviny aminy mintsy ianao! mody homeny 10 euros par mois nefa 1000 euros no tombotsoa azony amizany! misaina aloha vao milaza sa mapiakapeo fa hita oe tsy mazaka fisainana ara_pôlitika
10. xxx ( 19/06/2009 20:09)
Noue:

tsy mety kosa aloha ilay oe manapoaka bomba eee ! marina zany oe na dia hiady @ frantsay aza dia ny Malagasy ihany no ho very fihinanana sady ho potika daholo zay mba fananana. Raha misy zavatra tsy hitiavana ny frantsay dia tsy tokony ny fananan'malagasy no potehina .


ka mety aza ve io fanonganampanjakana nataondry zareo io eh!
sa refa miaro ny tombotsoa ny malagasy @ halalan'ny herisetra dia tsy mety?
zay hery hananana eo antanana no ampiasaina hanorerana ny herisetra!
ary zay 10euros kely isambola ve dia ahoana! betsaka ange ny investisseur te ho aty fa monopolisé-ny frantsay eh!

11. fijo ( 19/06/2009 20:27)
aza manao resaka fanatisma be toa io,fa izay no manimba zavatra.alohann'y hanao zavatra toa izany dia jereo ny mety ho vokany.
aiza no hanaovana io zavatra io?? ao mada.

raha misy maty,iza no hofaty??ny gasy

iza no hovery asa?ny gasy

vahoaka aiza no hiorohoro??vahoaka gasy

ka ilaina ve ny zavatra toa izao???io valiana
12. xxx ( 20/06/2009 07:48)
ka tsy efa gasy foana ve moa izao no maty aloha hatramizao ry ingahy fijo an!!
fanatsime ve hoy ianao izao? dia ahona aza ny filaza ito "coup d'etats" ito? inao ve tsy nahita ilay blindé nnajera ilay vavahady be eo ambohitsirohitra eh? tsy nahita ireto miaramila nanafika lapa? pire nohon'ny fanatisme izany!
miady amizay hanana !
vahoaka ange ka tsy nahamenatra ny mpanihitra nanao sorona eh! tsy efa betsaka moa izay no maty?
very asa!! possible izay fa nefa kosa diniho tsara ary efa nosoratako tetsy ambony fa hatramizay ka hatramizao dia zara raha nandroso ny malagasy miaraka amin'ny frantsay , nefa dia frantsay no betsaka mpampiasa vola any! diniho sy jereo ireo firenena tsy miaraka @ frantsay! lasa lavitra (Maurice ohatra).
dia ianao ve ry fijo dia sur fa raha miala ny frantsay dia vao maika vita tanteraka ny malagasy? mety ny "contraire" amizay no mitranga fa diniho tsara.
vahoaka mihorohoro? tsy efa mihorohoro ve aza izy reo hatramizay! na dia tsy hidirako aza ny resaka fandravana nataon'ny miaramila!ny fanendahana sy ny famonoana'olona isan'andro lava izao! vokatry ny fahantrana daholo izany!
13. xxx ( 20/06/2009 08:10)
Nampiasa ati-doha ireo firenena lazaina fa mandroso fa tsy miaraka @ Frantsay ry xxx1 a!
Matoa isika mbola voafetsin'ny Frantsay dia tsy ampy fahaizana na koa tsy te hampiasa loha fa miandry fanampiana lava izao.

Raha fanapoahana bomba eto M/car no hitanao fa vahaolana amin'izao krizy izao dia ohatra ny olona iray manary dia @ toaka ianao. Na bevava sy masahisahy manimba zavatra aza dia ny tenanao ihany no vonoinao.
14. Noue ( 20/06/2009 08:34)
xxx:

ka mety aza ve io fanonganampanjakana nataondry zareo io eh!
sa refa miaro ny tombotsoa ny malagasy @ halalan'ny herisetra dia tsy mety?
zay hery hananana eo antanana no ampiasaina hanorerana ny herisetra!
ary zay 10euros kely isambola ve dia ahoana! betsaka ange ny investisseur te ho aty fa monopolisé-ny frantsay eh!
tsy nilaza mahintsiny aloha aho oe mety iny coup d'état iny eee ! au contraire !!! saingy hoy aho oe na inona ho potehinana @ alalan'ny bombe zany na ireny fandorana sy fandrombana sns ireny dia isika Malagasy ihany oa no ho very fananana, ho very asa. Io na antoko politika na iza na iza dia isika Malagasy ihany no mijinja


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0926