par "Tâtonnement" no itondran'ny tgvendrana ny firenena

1. penguin ( 19/06/2009 14:57)
Samy mahalala ny rehetra fa par "tâtonnement" no itondran'ny tgvendrana ny firenena. Na iza na iza na avy aiza na avy aiza dia mba mahalala ny hitondrana ny raharaha saingy tsapatsapa no ataon'ny tgvendrana ka maro no ny ekipa taloha no tazonina aloha hakana traikefa dia mihevitra fa hanipaka avy eo nefa tsy omen'olona spap dia mitsapatsapa sisa no atao. Ka handroso amin'izany tokoa vé ny toe-karen'i Madagasikara ? Sa izany no filamatra ankehitriny ? Esorina ny mpangalatra fahefana na ahoana na ahoana
novalian'i fijo ny 19/06/2009 20:38
2. xxx ( 19/06/2009 15:01)
Io ry Pinguin ilay antsoina hoe GASY MIFAMOSAVY a!!!! na ny plus precis hoe TIM-TGV MIFAMORIKA ka ny Malagasy voan'ny odin'izy ireo
3. AndriambyII ( 19/06/2009 15:02)
Zany oué tic toc tic toc ...tip tap tip tap ...mamptapy !!! o^o o^o :@
4. karavasy ( 19/06/2009 15:05)
Na izany na tsy izany esorina ny TGVendrana ry andriambyll na tsisy andriamby anza ianao a :-@
5. xxx ( 19/06/2009 15:07)
Zany oué tic toc tic toc ...tip tap tip tap ...mamptapy !!!

Tena mazava amin'igahy ilay ohabolana =D> =D> =D>
6. xxx ( 19/06/2009 15:09)
Na izany na tsy izany esorina ny TGVendrana

Marina izany sady ampiarahana any angabone i TGVendrana sy Ra8kapila
7. yuka ( 19/06/2009 16:52)
Dia i xxx no alatsaka voalohany :-D :-D :-D
Tsy maintsy miala ny foza,tsy maintsy mandresy ny tolona :D
8. Noue ( 19/06/2009 17:36)
yuka:

Tsy maintsy miala ny foza,tsy maintsy mandresy ny tolona :D
tsy maintsy mandresy ny tolona eee


9. xxx ( 19/06/2009 17:36)
Yuka !!! nareo TIM sy TGV anie ka samy foza daholo rehefa jerenay tsy tgv tim e! samy mandeha mihemotra daholo nareo.
Atahoranay ny politiky ny gasy
10. Noue ( 19/06/2009 18:30)
penguin:
Samy mahalala ny rehetra fa par "tâtonnement" no itondran'ny tgvendrana ny firenena.
dia indrisy fa hisy hilaza indray oe matoa ka be ny blèm @ fitondrany dia noho ry zareo vao firy volana no teo ???


:^) :^) :^) :^) :^)
11. xxx ( 19/06/2009 18:39)
dia indrisy fa hisy hilaza indray oe matoa ka be ny blèm @ fitondrany dia noho ry zareo vao firy volana no teo ??
Ka tsy maintsy izay ihany anie ilay excuse ny mpilalao politika gasy e!
nefa na hipetraka eo mandat 4 aza tsy hampivoatra firenena.
Efa oviana letsy no nandrenesana fa $2/ jour/ person ny average income Gasy izay???? efa t@ andron'i deba. Izao ity 2009 mbola izay ihany.
Atahoranay ny politiky ny gasy
12. Noue ( 19/06/2009 19:37)
ny politika gasy kosa aloha dia tena hita fa tsy mivoatra mahintsiny eee ! ny eo ihany no eo !! eo dia samy mangalatahaka eo daholo :^) :^) :^)
13. fijo ( 19/06/2009 20:38)
ity fotsiny jerena,vaovao tao anaty gazety.ny harinkarena malagasy taminn'y dec 2008 dia +7%
izao izy -0.2% doa ianareo no mahita azy.ary loza farany.i monja no niteny azy tao amin'ny capsat fa alohann'y hampiakarana ny karama,dia ezahina ny tsy hampiakatra ny vidim piainana.
i andry anefa namapantena fa hampiakarina alohan'ny 26 juna ny karaman'ny tafika???eto isika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1093