ankoatra ilay napoakan'ny TIM tao am leader price d jereo ty
1. andrywui
(
19/06/2009 15:14)
Ora farany
Baomba iray hafa
Araka ny vaovao azo avy amin’ny mpitandro filaminana, nisy baomba namboarina hita teo Ankorondrano, am-pitan’ny Jesosy Mamonjy, eo amin’ny toerana fitobian’ireo mpitandro filaminana, omaly maraina tokony tamin’ny 10 ora. Tsy nipoaka ilay izy satria nalaky hitan’ny miaramila ka avy hatrany ilay Kaporaly mahay momba azy itony nanajanona ny fipoahany. Araka ny fanazavana azo, nifono «cellophane » ilay izy ary nisy « détonateur» miaraka amin’ny telefaona sy « piles » roa tao. Asa izay fomba nametrahana azy teo amin’ilay toerana misy miaramila ? Efa mandeha ny famotorana.
R.Tahiry
ANKOATRA ILAY BAOMBA NAPOAKANDRY TIM TEO AMIN LEADER PRICE ANKORONDRANO DIA FANTATRA FA SAIKA NANAPOAKA HAFA INDRAY NY ZANAK I DADA !! DE TOA ANDRAINY IHANY E !!
NY DADANY INDRAY HONO HITONDRA VAZAHA COMMANDO HAMOTIKA AN'I
GASIKARA
DIZAY ADALA HONO NO TOA ANDRAINY E

répondu par pink le 20/06/2009 20:33
2. xxx
(
19/06/2009 15:18)
O ra wui wui a tratra angah ilay nanao ireo bomba no tonga dia hoe TIM???
3. xxx
(
19/06/2009 15:28)
miala any ndray ny intoxx !!tsss tena olah kôndrana mintsy ty wui wui ty !!!
4. xxx
(
19/06/2009 15:49)
vavan'ny maty andrano ny piaro ny tgv na vendrana aza dia tsy maintsy harovany eny foana!
5. general
(
19/06/2009 15:54)
tena marina fa Tim no nanapoaka lay leader price kah jereo ty vaovao farany ty :
FANAPOAHANA BAOMBA ARTIZANALY
VAOVAO FARANY
(messagerie_8)Araky ny vaovao farany tonga eto ampelatananay dia misy tompon'andraikitra tao amin'ny fitondrana teo aloha no voatonotonona fa naniraka ilay lehilahy tratra teo ampitan'ny Jesosy Mamonjy Ankorondrano,saika hanapoaka ilay baomba vita gasy./.
R.Tahiry
DE OVAY NDRAY FA TGV NDRAY NO NANAO AN'IO !! TSARA ALOHA REHEFA TRATRA E ! ALEO HIHINANA ANY MANJAKANDRIANA ANY MIARAKA AMINDRY NDAFY ANY HA HA HA

6. kidoropamba
(
19/06/2009 16:09)
Efa nilaza aho ombieny ombieny fa 6.000.000 ariary no nomen'ny manadafy ny fianakavian'ireo izay mamoy ny ainy. Tsy nihaonina moa izahay ka io izy hita io.
AMPIARO NY PEINE DE MORT.
AMPIARO NY PEINE DE MORT.
7. xxx
(
19/06/2009 16:18)
Sao dia mba matahotra ny fitadiavana ny marina sy ny fiverenan'ny tena voafidy kosa ary nareo milaza antsanga tsy amanorana io? mba omeo porofa fa tsy ireo tgvendrana ve no namotika ny tanana? nandroba,nivarotra ny fiaran'i Ra8 ? Matahotra tokoa hianareo mpanara-dia azy ireo ka mamorona eto indray :-@ :-@ :-@
8. yuka
(
19/06/2009 17:01)
Raha TIM ve no nanao io baomba io de eo apita kely eo izy no hangery akaiky
efa fika ho entina hanenjehana ny mpitaky ny aradalana zany fikan'antitra ny
Ram sy Ratsy.... zany
Tsy mazaka demokrasia nefa nidradradra ery teny Ambohijatovo :-D :-D :-D

9. xxx
(
19/06/2009 17:52)
I ra8 sy Andry, ireo mpiondana TGV sy TIM no responsable fa aza misary adala eo e!
10. bazylou
(
19/06/2009 18:11)
atao ahoana fa izay no mba hitany sy takatry ny sainy e!! :-D :-D :-D
12. xxx
(
19/06/2009 19:03)
general:
tena marina fa Tim no nanapoaka lay leader price kah jereo ty vaovao farany ty :
FANAPOAHANA BAOMBA ARTIZANALY
VAOVAO FARANY
(messagerie_8)Araky ny vaovao farany tonga eto ampelatananay dia misy tompon'andraikitra tao amin'ny fitondrana teo aloha no voatonotonona fa naniraka ilay lehilahy tratra teo ampitan'ny Jesosy Mamonjy Ankorondrano,saika hanapoaka ilay baomba vita gasy./.
R.Tahiry
DE OVAY NDRAY FA TGV NDRAY NO NANAO AN'IO !! TSARA ALOHA REHEFA TRATRA E ! ALEO HIHINANA ANY MANJAKANDRIANA ANY MIARAKA AMINDRY NDAFY ANY HA HA HA
Dray dray dray , mbôla intox fôna zany @ nay !!! toizo ny asa ratsy ry maivana , efa ho avy ny farany ..
13. fijo
(
19/06/2009 20:30)
le avy dia milaza hoe tim io tsy mety.izao mantsy,efa matahotra mafy ny tgv izao,ka manao izay tsy ahafahan'ny tim mivory intsony.dia mody asiana an'io,dia lazaina avy eo fa ianareo mpanakorontana dia ravana.fomva fiady io,fa mila porofo.raha mbola mahalala ny dikan'ny porofo ny HAT
14. xxx
(
19/06/2009 20:49)
Ny zavatra mahagaga ahy de mitombo andro aman'alina ny fiampangàna tsy ara-drariny sy tsy misy porofo ny mpomba ny filoha teo aloha. Aza atao an'izany ny fiainana ry mpomba TGV fa na inona na inona hataonareo de tsy hisy filoha hahavita ny asa nataon-dRavalomanana â. Nisy ny teo nandritry ny 21 taona tsy hita izay napoaka!!! tonga koa io TGV toa fahapotehana no mahazo ny firenena ary mandry andriran'antsy ny vahoaka.
Filoha iza no mbola nanome kitapo ny zaza madinika, nitsinjo ny tantsaha , sy ny sisa .
Raha hendry ny asa soa no tokony hifaninànana fa tsy ny asa ratsy.

16. pink
(
20/06/2009 20:33)
andrywui:
Ora farany
Baomba iray hafa
Araka ny vaovao azo avy amin’ny mpitandro filaminana, nisy baomba namboarina hita teo Ankorondrano, am-pitan’ny Jesosy Mamonjy, eo amin’ny toerana fitobian’ireo mpitandro filaminana, omaly maraina tokony tamin’ny 10 ora. Tsy nipoaka ilay izy satria nalaky hitan’ny miaramila ka avy hatrany ilay Kaporaly mahay momba azy itony nanajanona ny fipoahany. Araka ny fanazavana azo, nifono «cellophane » ilay izy ary nisy « détonateur» miaraka amin’ny telefaona sy « piles » roa tao. Asa izay fomba nametrahana azy teo amin’ilay toerana misy miaramila ? Efa mandeha ny famotorana.
R.Tahiry
Accusation tsara ny anao fa mba nanana prevision kosa ilay kaporaly fa mila halefa any Irak sa tany Irak no niofana...hoy ny fitenanana mantsy "Izay mahay milomano ihany no mahay manao rano."