Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
guant ( 04/07/2011 11:32)
sain-jaza
inona no mahatonga ny olona iray efa ho 33 taona mbola mi se comporte otran zaza 11 à 15 ans En plus mbola any am zaza ko no mahasarikaazy kokoa na samy eo aza ny olona rehetra! fanamarihana aloha fa... tohiny
novalian'i ombelline ny 11/03/2014 08:27
guant ( 04/07/2011 11:25)
bjr! mba misy afaka manazava ny phenomène spasophilie ve? d inona ny antony? ny fitrangany ary ny vokany amin'ny fahasalamana sy ny fiaraha-monina merci! ... tohiny
novalian'i nameno ny 01/08/2011 13:17
rijadolly ( 03/07/2011 13:02)
JEREO AINGA FA METY MIOVA ILAY VAOVAO
Isaorana manokana ny TV plus, sy Vatofototra. Ataoko fa tsy tara fa misy isainan' rehetra na iza izy na iza. http://www.vatofototra.com/#bv000008 ... tohiny
novalian'i rijadolly ny 07/07/2011 17:41
cpd8910 ( 03/07/2011 02:04)
MANDAINGA DIPLÔMA ZAO DIA LASA MINISTRA SY TOMPON'ANDRAIKITRA AMBONY...
Samia mailo fa maro ndray zao ny mihambo ho manana diplôma raitra tsy ananana akory na manao hosoka diplôma mihintsy aza. Ny mahagaga dia misy lasa Ministra mihintsy izy ireny. RIANA ANDRIAMANDAVY... tohiny
cpd8910 ( 02/07/2011 22:42)
MPANAO HOSOKA DIPLÔMA LASA MINISTRA TOMPONANDRAIKITRA AMBONY ETO AMIN'NY FIRENENA
Mampalahelo fa dia tena efa tantely afa-drakotra marina ity tanindrazan-tsika ity. Mihambo ho manana diplôma raitra tsy ananana akory na manao hosoka diplôma indray zao no malaza dia toa mahagaga fa... tohiny
Rasoaly ( 02/07/2011 02:59)
Fanentanana ny rehetra
Salama daolo o,manentana antsika rehetra mba hiara mivavaka isaky ny mipaika ny @3ora atoandro,dia samy angataka mafy isika ny famindrapon'Andriamanitra satria io ny ora voalaza fa nahafatesan'ilay mp... tohiny
novalian'i Ratoa ny 01/07/2012 19:54
jeanfreddy ( 01/07/2011 21:31)
ny sadomachisme sy ny fanajàna vehivavy
salama jiaby! Zah io zareo nahita site iray noforonina "vazaha tia mampijaly ny vadiny" rehefa manao. Misy video ao, ary henjana be ilay video. Tiako aseho antsika ilay site mba hahitantsika ny : - ... tohiny
novalian'i hery ny 19/07/2011 03:57
rekinbelo ( 01/07/2011 16:24)
Fanekena taloha sy fanekena Vaovao
Tiako mba hazavaina kely izy io satria eo foana matetika no miteraka tsy fitovian-kevitra amin'ireo tsy mitovy finoana, lasa mifanakiana sy mifanejika ireo antoko isan-karazany. [u]Fanekena taloha:[/u... tohiny
novalian'i Maranatha ny 20/07/2011 05:56
pulm ( 01/07/2011 12:49)
AIRTEL
SLT Nareo ve mahatsapa fa le Airtel tena lasa tsisy reseau,aiza ve ka eo ny telefonako atsoiko nefa mande tsara de lazainy fa tsy miasa intsony io numero io, de ny message ko @12 le olona no mandefa n... tohiny
AndriambyII ( 30/06/2011 06:36)
Mampamangy @ fahoriana izany é !!
http://www.programme-tv.net/news/people/17896-spiderman-est-mort/ Spiderman est mort !Peter Parker alias Spiderman n'est plus. Ses auteurs ont décidé de tuer le célèbre homme-araignée dans une d... tohiny
novalian'i mmmhh ny 25/07/2011 11:46
rahery08 ( 30/06/2011 06:33)
Aza manota intsony fa misy ny helo
miarahaba ny namana rehetra! Voaraiko ity dia zaraiko eto, dia samy mandini-tena eo isika AZA MANOTA FA MISY NY HELO FA NY KANKANA TSY HO FATY ARY NY AFONY TSY HO VONOINA (Isaia 66 24 b) Tanora Ma... tohiny
novalian'i niryna ny 05/07/2011 01:39
pakopako ( 29/06/2011 18:33)
Formatage USB
salama daholo Misy USB zay nampidirina t@ machinne namako d avy eo feno virus, d no scan neko t@ Kaspersky dia manao d tsy afaka miditra manao scan ilay kaspe refa tonga @ dossier misy soratra sinoa ... tohiny
novalian'i nilex ny 16/08/2011 13:50
pulm ( 29/06/2011 05:42)
tena jiolahy marina ve ireny olola voatifitry ny polisy ireny?
slt daholo,tena jiolahy marina ve ireny olona voatifitry ny polisy ireny e? efa in-3 be izao ange ny tranga efa nisy e!tokony hapieritrerita anareo pitandro filaminana izany. ohatra le teny Itaosy iza... tohiny
novalian'i pulm ny 30/06/2011 09:26
sitlo ( 27/06/2011 21:07)
katrafay
Misy mivarotra katrafay ve kay amin'ny faritr'i zamerika fa tena ohatra ny flasika be mihitsy ny bandy?... tohiny
milamm ( 27/06/2011 13:29)
varoboba tanidrazana mora ...
in avy koa no efa voavarotra hafa tsy mbola fantatry ny rehetra fa gaga ftsn oe ny indiana ndray zao no efa manjaka ampiasa ny tany Malagasy sy ny vokatra ao ho azy ireo 50 taona (30 fmg monja ny m2 n... tohiny
Maranatha ( 27/06/2011 12:14)
Atsangana ny efa rava ela
Teny nalaina ao amin'ny Isaia 58:12 manao hoe " Ary ny taranakao no hanagana ny efa rava ela, ary ny nahorina hatramin'ny fahagola no hamboarinao; ary ianao atao hoe mpanamboatra ny rava mpamelon-dal... tohiny
novalian'i niryna ny 06/07/2011 05:11
tootoomuch ( 27/06/2011 09:30)
RAHA NY VOLA AMANKARENA IHANY NO MAMPA MIHAMAHATRA IZAO TONTOLO IZAO TSY DIA OLANA LOATRA FA METY HO VOAVAHA ...fa ny fitiavana izay miharitra sy mihavery ao ampontsika zanak olombelona io no tena loza
miha mitombo isan andro ny olona manana olana ara mpitiavana a;;;tsy lehilahy tsy vehivavy, tsy antitra tsy tanora . miha maizina ny lalankaleha ary miha very ny hafaliana ..FOANA NY HASAMBARANA ;raha... tohiny
novalian'i jesuisla ny 22/01/2012 06:09
Noue ( 27/06/2011 09:03)
MALAGASY MANDROSO
Nahafinaritra iny soirée nokarakarain'ny MALAGASY MANDROSO tao paris iny omaly ee ! Tena mandroso marina satria hita t@ vidéo ny zava-bitan'zarei any Madagasikara Ny école ny hopitaly sy ny s... tohiny
novalian'i rijadolly ny 07/07/2011 03:12
nirijimka ( 27/06/2011 07:39)
révoltion facebook à madagasacar
Nisy fihaoanana nontontosain'ny mpi-FB vitsivitsy t@ zoma lasa teo tao @ café de la Gare Soarano, rehefa nandeh ny resaka dia nahatsapa ny rehetra fa "tsy mbola motraka daholo akory ny tanora malagas... tohiny
novalian'i nirijimka ny 01/07/2011 16:33
andrywui ( 27/06/2011 05:59)
Fety be teo amin'ny Ambasady gasy Parisy omaly
Oaayyy e ze teny omaly isika ka mba nandalondalo teny 16e teny fa tena vahoaka alinkisa n'a anatiny n'a ivelany teny hipoka....nisy mpiondana dimy na enindahy teo ,tsisy invitation fa saika hanao ambo... tohiny
novalian'i andrywui ny 02/07/2011 17:05
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0115