JEREO AINGA FA METY MIOVA ILAY VAOVAO
1. rijadolly
(
03/07/2011 13:02)
Isaorana manokana ny TV plus, sy Vatofototra. Ataoko fa tsy tara fa misy isainan' rehetra na iza izy na iza. http://www.vatofototra.com/#bv000008
novalian'i rijadolly ny 07/07/2011 17:41
2. rijadolly
(
03/07/2011 14:22)
sur angamba fa ity no mety tsy hiova http://www.vatofototra.com/index.php?option=com_content&view=article&id=49%3Ainvite-de-zoma&catid=3%3Ainvite-de-zoma&Itemid=28
3. rijadolly
(
03/07/2011 16:12)
ireto fanotaniana ireto no tokony valian' tsirairay. Ary dia omeko eo ankaiky eo ny valiny
1) Misy KRIZY ve eto Madagasikara sa tsy misy? MISY
2) Ilaintsika ve ny fankatoavana iraisam-pirenena sa tsia? TSY MAINTSY ILAINA.
3) Tsy afaka hifandray tanana ve mba hijerena ny tombotsom-pirenena sy ny vahoaka Malagasy? AFAKA
Noho izany:
- Ny fandehanana irery dia midika tsy fialana ny krizy.
- Avelao hifidy izay tiany ho filoham-pireneny ny vahoaka fa efa vita izay ny propagande. Ary efa any am-paosin' Malagasy ny bulletin arotsany.
- "Sambatra ny Firenena manana vahoaka hendry"

4. rijadolly
(
07/07/2011 17:41)
Dia niova tokoa ilay vaovao nalefan' vatofototra amin'ilay adresy eo ambony, fa ilay faha roa mbola ilay lohahevitsika ihany.
Izany hoe ho antsika mpanaraka ny vaovao alefan' vatofototra izany dia io adresy eo ambony tsindrina, ao zao misy vavao hafa indray, mazotoa mijery fa mahaliana ihany koa ny ao.