Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i tootoomuch, milahatra araka ny daty
tootoomuch
(
27/06/2011 09:30)
RAHA NY VOLA AMANKARENA IHANY NO MAMPA MIHAMAHATRA IZAO TONTOLO IZAO TSY DIA OLANA LOATRA FA METY HO VOAVAHA ...fa ny fitiavana izay miharitra sy mihavery ao ampontsika zanak olombelona io no tena loza
miha mitombo isan andro ny olona manana olana ara mpitiavana a;;;tsy lehilahy tsy vehivavy,
tsy antitra tsy tanora .
miha maizina ny lalankaleha ary miha very ny hafaliana ..FOANA NY HASAMBARANA ;raha...
tohiny
novalian'i jesuisla ny 22/01/2012 06:09
tootoomuch
(
07/06/2011 10:00)
TSY ANIO ARY TSY HO RAHAMPITSO HO AFAKA NEFA TSY HO MANDRAKIZAY NY HIRIFIRINAO RY VAHOAKA MALAGASY SY RY TANY MAMIKO
MAHANTRA DIA NOHAMPAHATRAINA ,MALEMY DIA NOHALEMENA ,RESY DIA NOHORESENA JAMBA DIA NOAHAJAMBAINA, fa tsy anio na ampitso ilay ora fiovana nefa kosa tsy ho mandrakizay RAHA IZAHO SY IANAO ISIKA MIARADI...
tohiny
novalian'i hasn ny 25/10/2011 22:21
tootoomuch
(
07/06/2011 09:53)
TSY ANIO ARY TSY HO RAHAMPITSO NEFA TSY HO MANDRAKIZAY NY HIRIFIRINAO RY VAHOAKA MALAGASY SY RY TANY MAMIKO
Mahantra dia hampahatraina,jamba dia noahajambaina,malemy dia noahalemena ,resy dia nohoresena.............
FA TSY ANIO NA RAHAMPITSO NO HIOVA IZANY REHETRA ZANY ......FA MBOLA HO AVY KOSA ILAY MARAIN...
tohiny
novalian'i den ny 25/04/2016 06:06
tootoomuch
(
27/05/2011 09:49)
MAHAFINARITRA NY MITIA REFA TENA TIA ANO LE OLONA .......
Na tsy mitempo fitiavana @ le olona tia anao be aza ianao fa mahita fotsiny ny fihetsiny rehetra sy mamaky ireo teny mamy marobe soratanY dia tsapanao fa mahafinaritra le izy ary na fantatrao aza fa t...
tohiny
tootoomuch
(
27/05/2011 09:38)
refa tia ve ny olona iray dia lasa tia azy ho azy le olona tian ny ho tiavina??????
reko ombieny ombieny zany atao hoe coup de foudre ,fa tsy mbola niainako mihintsy raha tsy afak omaly ..tao anaty toerampivarontana iray aho no nisy nanantona dia nangataka ny numero ko.neveriko ho r...
tohiny
novalian'i fafane ny 22/06/2012 14:48
