RAHA NY VOLA AMANKARENA IHANY NO MAMPA MIHAMAHATRA IZAO TONTOLO IZAO TSY DIA OLANA LOATRA FA METY HO VOAVAHA ...fa ny fitiavana izay miharitra sy mihavery ao ampontsika zanak olombelona io no tena loza

1. tootoomuch ( 27/06/2011 09:30)
miha mitombo isan andro ny olona manana olana ara mpitiavana a;;;tsy lehilahy tsy vehivavy,
tsy antitra tsy tanora .
miha maizina ny lalankaleha ary miha very ny hafaliana ..FOANA NY HASAMBARANA ;raha mitohy io zava doza mananontanona ny fo tsika zanak olombelona io
novalian'i jesuisla ny 22/01/2012 06:09
2. jesuisla ( 22/01/2012 06:09)
antony maro no mahatonga zany. fitiavantena, tia tsaptsapa, tsy fahaizamionona, tsy fahalalana ny marina, sahy mamadika, tsy fanajana ny hafa sy ny zoany, tsy matahotra.

Be no voafitaka, noho ny tsy fahalalana ny marina. Vao miroso d mianjera. sarotra anefa ny miaro ny tsirairay. Ny tsirairay anef tsy mahay miaro tena. ny fampianarana toa tsy ao mihintsy.

tsy matahotra satria tsy mahalala zay ho vokany, sy ny loza hoentiny. f variana mihinana lay kakana misy fitana



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0914