refa tia ve ny olona iray dia lasa tia azy ho azy le olona tian ny ho tiavina??????

1. tootoomuch ( 27/05/2011 09:38)
reko ombieny ombieny zany atao hoe coup de foudre ,fa tsy mbola niainako mihintsy raha tsy afak omaly ..tao anaty toerampivarontana iray aho no nisy nanantona dia nangataka ny numero ko.neveriko ho resaka asa le izy dia tsy nihambahamba aho nanome satria moa resaka asa no nidirako t@ io magasin io.nandefa msg izy nanome ny num sy ny anarany ary dia tsy nety nijanona intsony ny je t aime sns....gaga be aho dia hoy izy hoe zay no atao hoe coup de foudre.
ny marina anefa dia tsy noeritreretiko mints hoe hitia io olona io aho fa kosa narahako ny onjan ny fitiavany hoe hatraiza sy ahoana marina ,nanantena aho fa ho lasa tia azy koa ary dia tena nisy mints ny calin calin be taminay.ny ampitson iny anefa dia tsapako fa tsy mitempo fitia mints ny foko ary dia nandefasako msg arak izay izy hoe tsy misy fitiavana azy aho, tsapako tena nadratra be azy le izy sady ohatran ny henjakenjana ihany ny msg ko.tsy navelako hieritreritra ahy intsony mantsy izy.
ny nahagaga ahy dia zao.;TSY NAHITA TORY AHO NY ALINA TONTOLO teo aho vao nanontany tena hoe fa ahoana ;;tena tratran zany coup de foudre zany ve aho sa hoe nahatsiaro ho nandratra azy dia nalahelo???
tsy haiko zay atao ...ny fanontaniana apetrako dia zao ...LE OE COUP DE FOUDRE VE TSY MAINTSY OLONDROA NO SAMY TIA SA OLONA RAY NO TIA LE IRAY NEFA LE IRAY TSY TIA KORY?????????NA KOA HOE MARINA VE FA REFA TIA ANAO LE OLONA DIA LASA TIA AZY HO AZY IANAO??? DIA FITIAVANA MARINA VE ZAY FITIAVANA ZAY???????
fa efa nandefasako msg ndray io ol io ary nazavaiko azy arak izay ,dia efa mifandefandefa msg eny zahay asa ze ho tohiny
novalian'i fafane ny 22/06/2012 14:48
2. ombalahy01 ( 27/05/2011 11:59)
slt twa!
Ra ny faazoko ny resakao alo d vehivavy ianw!
ny kou2foudre d tonga d lé olon-2 no miara-tratra f ts misy oé ny 1 zany fotsin.
ra iézaka ny ity an'io olona io nef twa d sad mamitaka ny tenanw ianw no mamitak ny hafa ko!
zao mantsy zao lé iz lasa "amour par pitié"
Ra ny evitro kosa alo d izay tianw & tinw ihany no tokony miaraka

A twa 2 voir! il faut bi1 réfléchir avant d'agir
Attention f ny nenina ts ao alo f aoriana andatsa, twa lou sur f mbol tanora é! k io zé ataonw ihany f zay ny ahy manokana.

zé tsara raisina, zé ratsy kosa ario!
Mazto!!a+
3. fabikely ( 27/05/2011 12:41)
ie...

ndraidray, arakaraka ny itadiavanao "excuse" tsy itiavana azy, no matetika itiavanao azy fa tsy tsapanao akory, hany ka refa misy miteny anao hoe, tara amin'iny enao, d iny kou enao fa mamomboka tara aminy...

ny sasany indray, arakaraka ny andrarana azy no vao maika ikirizany itiavana...ka asakasakao ihany io.

amiko manokana aloha, afaka manana coup2foudre foana enao n'aiza n'aiza: mlay kosa iny bandy iny an :D..sns...na refa misy manantona enao, "reaction normal" ilay taitra sy mietsi-po, ary iny no araraotin'ny bandy isarihana anao...

fa izao e, betsaka ny zvt hoatran'zany dia avy eo nefa misaraka ihany...noho izany, arakaraka ny fiarahanareo ihany le izy...tsy hoe feno calincalin be d hoe inona, fa mifanraka tsara sns, mba mifaly sns...
4. Dan23 ( 27/05/2011 14:04)
Angamba ny hovaliko de le ity oe ts voater ho tia olona iray ianao noho ny oe tia anao iz,arakaraky ny ifanerasarana no matetik itsirian'ny fitiavana.Ny nahatong anao ts naitor ngamb met oe nasiaka loatr le msg nalefanao tamin d lasa nanenjik anao n ertrertrao moa enao ko ngamb met be sentiment loatr eee!!!????
ra oatra ka tinao ny ahafantatr oe ten fitiavan tokoa v d tsara ra mba mis fifaneraseran eo amnareo lo d eo enao mandinik az amzay aloan idirana laldalin kokoa,
5. daran ( 27/05/2011 17:20)
ka ny coup de foudre koa né ry tootoomuch d araka zany anarany zany hoe coup de foudre e, mirehitra b am-boalohany fa matimaty ouaz iny avy eo. Ny tena fitiavana d mandé tsy moramora fa ts mandé à grande vitesse au démarrage d grave b am farany. Alohan'ny idirana lalina d fantaro lé ol, mety ho attiré am ol tsy fantatra isika kanefa fandrika b ny tonga d maneho fitiavana b sy ny tariny, prends ton temps d ref tsapanao hoe tsy mitempo fitiavana ny fonao d aza mandefa saina alavitra tsony.Tandremo koa nefa ny fihetsikao am lé ol
6. perfectly ( 30/05/2011 10:52)
hafahafa ko ngé zany bandy zany e!,miaina am kisendrasendra, mety tsy ho enao irery zany no nakany N° ,ny ahy any no itondrako azy ,milamina ihany e! sao ianao lé "fille trouvée au bal se pert à la kermesse"
7. vale ( 30/05/2011 14:56)
toomuch! slt!
raha ny lohateny no valiako dia hoy aho hoe: tsy voatery ho réciproque, anefa aloha raha voatambitamby eny ihany ilay iray mety hisy chance ihany ny hitiavany ilay olona tia anaz fa io koa anefa miankina bediabe amin'ny resaka physique, fara-faharatsiny mantsy tokony mba hisy zavatra manintona azy , raha toa ka hoe voatambitaùmby sy tiavina enao anefa ilay olona tena tsy ao amin'ny ilay, genre tinnao toa tsy ho raikitra ihany fa ho lany andro eo fotsiny ny iray, na mety hoe raikitra ihany fa tsy mateza, asa anefa, tsy mbola nisy experience mikasika an'io raha ny tenako manokanamoa fa mba fijeriko fotsiny izany fa asa, aleo hi-témoigner ny hafa efa nanana experience angamba hi-rassurer kokoa anao. :-)
8. tootoomuch ( 31/05/2011 06:56)
misaotra anareo rehetra namaly ,marina daholo ny teninareo rehetra,ny zavamisy aloha dia zao ,izy efa lasa nody tana ,zaho eto diego ,mifampiantsoantso eny ihany zahay fa ngamba tsy @ le fitiavana tena izy , fa tsy maninona vao maika mety .afaka 2 mois ndray zahay no tokony hihaona ,ka d ici 2 mois asa ra ho voatazona ilay kely nitsilopilopy tao ao mpo na tsia....
9. andrywui ( 18/06/2011 10:46)
mety efa ho vitan'ny kofa hafa izy apres 2mois zay fa zao de zao elah de ndana makany de sady miala tsiny tamle mesazy fopla nalefanlah taminy
10. SIOKATOKANA ( 08/07/2011 07:40)
matetika n olona dia mitovy n antson'ny fony,eo no mahatonga ny fitoviam-ppijery @ fitiavan zavatra toy ny endrika na loko n zvtr hafa.ny fitiavana ao @ olona iray dia maro karazany,kanefa ao antin'ny karazany koa mbola mizara maro.ohatra @zany n fitiavana hita @ endrika na toetra.
ny olona tianao dia tsarovy fa tia anao koa (saingy )angamb ts anjara sa ts safidy!
11. fafane ( 22/06/2012 14:48)

SIOKATOKANA:

matetika n olona dia mitovy n antson'ny fony,eo no mahatonga ny fitoviam-ppijery @ fitiavan zavatra toy ny endrika na loko n zvtr hafa.ny fitiavana ao @ olona iray dia maro karazany,kanefa ao antin'ny karazany koa mbola mizara maro.ohatra @zany n fitiavana hita @ endrika na toetra.
ny olona tianao dia tsarovy fa tia anao koa (saingy )angamb ts anjara sa ts safidy!
Ny ah ndray raha io resaka io no ambara de zao:arakaraky ny fahelan" ny fiarahana no aitanao azy, fa ny itako sy tsapako dia lasa samy tia na ny iray na ny iray, fa io arakaraky ny tsi 1 1 oe hatraiza lay izy! Fa refa tsy mitandrina ko, ny fitiavana manimba an! Aza maimay fa mandinika tsara alou vao miditra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.162