TSY ANIO ARY TSY HO RAHAMPITSO HO AFAKA NEFA TSY HO MANDRAKIZAY NY HIRIFIRINAO RY VAHOAKA MALAGASY SY RY TANY MAMIKO

1. tootoomuch ( 07/06/2011 10:00)
MAHANTRA DIA NOHAMPAHATRAINA ,MALEMY DIA NOHALEMENA ,RESY DIA NOHORESENA JAMBA DIA NOAHAJAMBAINA, fa tsy anio na ampitso ilay ora fiovana nefa kosa tsy ho mandrakizay RAHA IZAHO SY IANAO ISIKA MIARADIA NO VONONA HIOVA SY HIATRIKA NY HO AVY ARY HO TIA AN I MADAGASCAR ,SAINGY TSY ANIO NA RAMPITSO ????????MIANDRY AHY SY IANAO
novalian'i hasn ny 25/10/2011 22:21
2. abe165 ( 08/08/2011 20:20)
misaotra anao nahatsapa an'izany fa nanaitra ny torimasim-peritseretako izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1664