Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
gasyihany ( 27/07/2011 07:48)
Fa iza no tena maniratsira ny vahoaka malagasy eto ? No injay ompaina dia tezitra. Ompa maloto isan'andro hatr@n'ny taona 2009 anie izao hiainan'ny malagay izao e.
Fa inona no atao hoe fangalana fahefana an-terisetra ? Izany no tena ompa, tsy vitan'izany fotsiny fa mbola novonoina ary mbola vonoina hatramin'izao izay rehetra mampibaribary ny marina. Koa mbola o... tohiny
novalian'i diloo ny 02/08/2011 23:45
gasyihany ( 27/07/2011 07:43)
Matahotra rahom-bava @n'y finday i risara, angaha lasa bomba koa ny telefaonina ? Ampahafirin'ny fampitahoranareo basy ny vahoaka anefa izany ?
Tsy mahagaga fa ny mpanao ratsy ihany no mahana. Raha izay rahom-bava amin'ny telefaonina tsy maha-faty, fa hianareo mivoaka mirongo basy arangaranga, inono no dikan'ireny, ireny no tena fampitahorana... tohiny
zokieva ( 27/07/2011 07:37)
helo sy paradisa
Alatsinainy 28 marsa 2011 NY HELO SY NY LANITRA: hafatra ho anao Ny voninahitra dia ho an’Andriamanitra irery ihany. Ity «epistily» soratako ity dia fitantarana ny fijoroana vavolombelona izay nat... tohiny
RBNIR ( 26/07/2011 09:09)
HAY TEO FOANA I KRISTY
http://youtu.be/lpTSUHXdkgo ... tohiny
novalian'i RBNIR ny 21/09/2011 07:10
tamraz ( 25/07/2011 11:51)
Hiran'i Mireille
Iza kay no mbola manana cassetten'i Mireille any ? Lé hirany taloha be reny an fa tsy izy lé efa nanao hiram-pilazantsara taty arina. Any @ mpivarotra lony tsy ahitana an'zany tsony e !! Mba lazao z... tohiny
novalian'i Tahiry ny 17/07/2012 11:21
rafangotsohana ( 25/07/2011 11:31)
folaka ihany
Manahoana daholo ô! Sao dia mba misy mahay ny tonon'ilay hiran'i Samoela hoe "folaka ihany" iny isika ato aza fady? Raha misy dia mba alefaso eto, misaotra mialoha Tompoko.... tohiny
novalian'i Tanny ny 27/10/2011 14:56
rafangotsohana ( 25/07/2011 11:29)
Manahoana daholo ô! Sao dia mba misy mahay ny tononkiran'i Samoela hoe "Fola ihany" iny isika ato? Mba alefaso eto raha misy aza fady, dia misaotra mialoha, Tompoko.... tohiny
pulm ( 25/07/2011 08:26)
THB LAZAINA FA TSY FAHITA MAPALAHELO
Ireny ve no atao hoe zavatra mbola tsy fahita? resaka alikaola ve? tena mahamenatra tena san-devoly, aza dia mapiesona vahoaka, ny olona efa tena latsaka ao anaty krizy nefa mbola fitahinareo ihany,ts... tohiny
guant ( 25/07/2011 07:09)
ramanonaka
bjr! fanontaniana mety hampihomehy nefa mety mahaliana ny olon-drehetra. Avy aiza ny nihavian'ny teny hoe "ramanonaka" ra misy olona ao academie na mitovitovy amzay mahafantatra dia mba omeo! misaotr... tohiny
novalian'i zokieva ny 11/08/2011 09:49
milamm ( 24/07/2011 02:19)
in no atahorany fat ny fiverenan'Atoa Ravalomanana
mba samy lasa saina daoly ihany ngambany isika oe nandrora olo tsy maimbo atr@ voalohany ny fat ny mikasika an'Atoa Ravalomanana ankoatrany maha fahavalo mivantana ny fransafrika azy de ireto avy no m... tohiny
kapistra ( 23/07/2011 15:48)
gzety malagasy
[b]ity misy hafatra ho an'ny mpanao gazety hitako tao amin'ny forum moov.[/b] izay hiombonako hevitra dia alefako eto. Hafatra ho anareo mpanao gazety, indrindra ianareo mpanao gazety antsoratra. Ary ... tohiny
novalian'i kapistra ny 06/07/2012 09:35
kapistra ( 23/07/2011 15:45)
gzety malagasy
[b]ity misy hafatra ho an'ny mpanao gazety.[/b] izay hiombonako hevitra dia alefako eto. Hafatra ho anareo mpanao gazety, indrindra ianareo mpanao gazety antsoratra. Ary tena ao anatin’izany ianareo... tohiny
vatofototra ( 22/07/2011 11:13)
REGARDER Vidéo Maty ilay tanora nosamborina fa nitoraka ny fiaran'ny Filohan'ny Hat
REGARDER Vidéo Maty ilay tanora nosamborina fa nitoraka ny fiaran'ny Filohan'ny Hat - Maty ilay tanora nosamborina fa nitoraka ny fiaran'ny Filohan'ny Hat - Karaman'ny CT najavona http://www.vatofo... tohiny
novalian'i pulm ny 25/07/2011 11:35
gasyihany ( 22/07/2011 07:29)
Vatokely izany izao dia ahazoana fanamelohana ho faty tsy misy fitsaràna. Tonga dia famonoana no nahazo ilay rangahy teny ankasina.
Nolazain'ny fitondràna "faty" aleo ahitsy mihitsy fa izany no tena marina, fitondràna faty masiso no eto madagasikara. Io olona maty nolazainy fa nitifitra flesy ny kortezin'drajoelina dia nosambor... tohiny
novalian'i pulm ny 25/07/2011 08:38
saho ( 21/07/2011 18:45)
omaly nilamina-androany krizy b-rahampitso vahaolana
Raha dinihina ry zareo ity fotoana ankehitriny any mada ity, toa tena latsaka lalina ny maritra fiainambahoaka. Ny asa raha misy, ho an ny mpiasa tsotra dia tsy ampy hivelomana. manenjika trosa omaly ... tohiny
pulm ( 21/07/2011 14:10)
RAIKITRA INDRAY NY SINEMA (vola very omaly ana milliards)
Slt daholo e tena mitombina ve ireny zavatra omaly ireny e? le sofera nilaza fa teo akaikin'ny min Tourisme,nefa ny teo nilaza fa tsisy an'izany, de lazaina indray fa teo akaikin'ny vavahadin'ny Parc ... tohiny
kintana777 ( 21/07/2011 12:25)
mila mitandrina
hevero tsara izay mety fiangonana idiranao fa tena maro no manangona olona fa manao ny ataony mijangajanga sy manao ny ataony tsy mahalala ny madinika akory mamakia baiboly dia mivavaha dia ho hitana... tohiny
andrywui ( 20/07/2011 20:03)
nazava be ny tenin'ingahy bitrolahy ;;;
tsy maintsy anjehin'ny lalàna ozizy izay nanao ny tsy mety teto amin'ny firenena de anjaran'ny tribunal sy ny lalana no mijery ny vaikan'ny zavatra vitany ,satria tany misy lalàna i m/car ozizy lebi... tohiny
rijadolly ( 20/07/2011 16:49)
FAHAVALO
Efa nampetrak'Andriamnitra eto isika Hivelona eto sy iasa, sy hamoa Ty Gasikaratsika ity no hasoavina ho soa Mba hotonga amin' toeran-mendrika Misy fahavalo maro izay manimba ny firaisantsika hina [b... tohiny
niryna ( 20/07/2011 16:46)
Miala tao amin'ny fiangonana tao hianao
Mahavariana ahy ity resaka ity ka mba mila fanampiana anareo ny havana satria maromaro ireo olona samy manana ny fiangonany no nianatra mpiandry dia rehefa niroboka dia lasa hoe tsy mahazo raisina mpa... tohiny
novalian'i niryna ny 05/09/2011 00:23
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.4636