in no atahorany fat ny fiverenan'Atoa Ravalomanana
1. milamm
(
24/07/2011 02:19)
mba samy lasa saina daoly ihany ngambany isika oe nandrora olo tsy maimbo atr@ voalohany ny fat ny mikasika an'Atoa Ravalomanana ankoatrany maha fahavalo mivantana ny fransafrika azy de ireto avy no mety fahotana na heloka vitany azo saintsainina oh,
http://www.metis-acie.fr/?p=2052
atsipy ny teny any ampony mahalala...
http://www.metis-acie.fr/?p=2052
atsipy ny teny any ampony mahalala...
novalian'i AndriambyII ny 30/07/2011 17:35
2. nilex
(
26/07/2011 12:28)
Mazava be ny valiny e, voalohany indrindra nanao ratsy dia mahana fotsiny izao .Fantatra fa tsy nety ny natao ka raha mivadika ny rasa dia ho loza no hiandry ireo olona ao amin'ny fat ireo.
Ny faharoa dia izao.Raha toa ka tonga eto ra8 dia azo antoka tanteraka fa mbola ho lany filoha izy ka ho tapaka fihinanana daholo ry ve,fa raha toa ka any izy dia mba tokamaso eo imason'ny jamba eo ry zalahy dia mandrovitra izay vitany eo aloha e.Ny fanjakana koa moa tsy mamely sady samy mpangalatra daholo dia tsy afaka mifanenjika.
Aleondry zalahy izany tsy miverina ravalo dia mitohy eo foana ny tantara e.
Tsy misy fitiava-tanindrazana mihintsy io fa tena famenoana paosy ranoray fotsiny.
Isika gasy no tena vendrana manaiky ireo eo.
Ny faharoa dia izao.Raha toa ka tonga eto ra8 dia azo antoka tanteraka fa mbola ho lany filoha izy ka ho tapaka fihinanana daholo ry ve,fa raha toa ka any izy dia mba tokamaso eo imason'ny jamba eo ry zalahy dia mandrovitra izay vitany eo aloha e.Ny fanjakana koa moa tsy mamely sady samy mpangalatra daholo dia tsy afaka mifanenjika.
Aleondry zalahy izany tsy miverina ravalo dia mitohy eo foana ny tantara e.
Tsy misy fitiava-tanindrazana mihintsy io fa tena famenoana paosy ranoray fotsiny.
Isika gasy no tena vendrana manaiky ireo eo.
3. milamm
(
26/07/2011 17:11)
marina zany nilex ny vahoaka irery ihany no Andriamanjaka mpiandry omby volavita tsy tompony fa mpamerindoha ireo mpanao politika rehetra hatrizay, samy tsy manaiky anie fa kosa @ saina tsy miangatra tanampolo ny marobe tsy ifandanja hery @ basy marovava reo mpikomy(miaramila) ireo no mbola fitaovana ihazonana ny hatezerany maro an'isa/ Raha tsy hery mahery koko noho zay na mitovy farafaharatsiny tsy afaka eo reo, zany akory tsy midika oe tairo ny ady antrano aleo azava fa reo malaso faratampony moderna/saribakoliny sarko no mila asorina fat sy reo amboadia baikony niteraka zao lavaka mangotantana zao 2009-2011
4. nilex
(
27/07/2011 05:19)
marina izany fa tsy mbola nisy tafika naresy vahoaka izany teto madagasikara e;rehefa mirongatra ny olona milefitra ho azy ireo.Mila rodobe ifanarahana fotsiny toy ireny tamin'ny 91 ireny fa tsy afaka mihetsika ireo.Za nefa mino fa mety hisy mihintsy izany raha izao no mitohy satria lasa gravy be le fiainana eto .Tsy maintsy hitroatra io fa ny fotoana no tsy voafaritra.Amin'izay fotoana izay tsy ny mpanao politika akory no hitarika izany fa tonga dia tsy misy mpitarika tsotra izao e,vahoaka tezitra fotsiny
5. AndriambyII
(
30/07/2011 17:35)
Tsetsatsetsa tsy aritra fotsiny mba hilentika tsara ao antsaina .
Le chef de la FAO a réclamé lundi à Rome une "aide internationale massive et urgente" pour la corne de l’Afrique mais ses contours chiffrés ne seront connus que mercredi à Nairobi lors d’une réunion des donateurs. "Il faut sauver des vies et réagir", a lancé lors d’une réunion ministérielle de crise le directeur général de l’Organisation de l’ONU pour l’agriculture et l’alimentation, Jacques Diouf, selon qui 1,6 milliard de dollars (1,1 milliard d’euros) sont nécessaires dans les 12 mois et 300 millions dans les deux mois qui viennent.
C’est dans ce contexte dramatique qu’une enquéte de Survival International a apporté des preuves alarmantes selon lesquelles les tribus indigènes sont spoliées de leurs terres agricoles les plus productives pour étre allouées à des compagnies étrangères qui y pratiqueront une agriculture intensive d’exportation – alors que des milliers de personnes souffrent de la famine en cette grave période de sécheresse qui affecte le sud de l’Ethiopie.
Des grandes étendues de terres fertiles de la vallée de l’Omo, au sud-ouest de l’Ethiopie, ont été cédées à des compagnies malaisiennes, italiennes et coréennes, ou sont directement gérées par l’Etat, pour y pratiquer une agriculture d’exportation, alors que les 90 000 autochtones qui vivent dans la région dépendent étroitement de leur terre pour leur survie.
Le gouvernement projette d’étendre à 245 000 hectares la superficie des terres qu’il destine principalement à la culture de la canne à sucre. Des dizaines de milliers d’autochtones dépendent de la rivière pour leur survie.
Des millions de personnes endurent la famine en cette période de sécheresse, la plus rude que connaît cette région depuis ces soixante dernières années. Les tribus de la vallée de l’Omo sont pour le moment relativement à l’abri. Mais le gouvernement les considère comme des "arriérés" et est déterminé à les "moderniser". Il veut que, de fermiers auto-suffisants, éleveurs et chasseurs, ils se convertissent en ouvriers agricoles dans les plantations. Cependant ils pourraient tout simplement étre expulsés de leurs terres.
Une partie du projet gouvernemental implique la construction d’une série de barrages le long de la rivière Omo, dont celui de Gibe III qui deviendra le plus grand barrage du continent africain. La construction de centaines de kilomètres de canaux d’irrigation suivra celle du barrage, détournant les eaux indispensables à la survie des tribus qui ne pourront plus compter sur les crues annuelles pour cultiver.
Les populations locales, qui n’ont jamais été consultées, ont été réduites au silence avec l’interdiction de s’adresser aux étrangers ou aux journalistes. Un visiteur qui s’est récemment rendu dans la région à révélé à Survival que le gouvernement et ses forces policières répriment, emprisonnent, torturent les autochtones et violent leurs femmes pour déjouer toute opposition à la spoliation de leurs terres. Un membre d’une tribu lui a déclaré : "Notre peuple vit désormais dans la peur – il craint le gouvernement. S’il vous plaît, venez au secours des peuples pastoraux du sud de l’Ethiopie, ils vivent sous une terrible menace".
Stephen Corry, directeur de Survival International, a déclaré aujourd’hui : "Les tribus de la vallée de l’Omo ne sont pas ‘arriérées’ et n’ont pas besoin d’étre ‘modernisées’ – elles sont tout autant dans le XXIe siècle que les multinationales qui cherchent à s’approprier leur terre. Le tragique de cette affaire est qu’en les forçant à devenir des ouvriers agricoles, leur qualité de vie sera réduite à néant et ils seront condamnés à la famine et à l’exclusion, comme bon nombre de leurs concitoyens".
Tsy nisy frantsay tao fa italiana sy koreanina ary malezianina .
Loza ity fa tsy ampy sakafo ny olombelona . Tsy ampy tany hambolena , tsy ampy petrole , tsy ampy ny rehetra rehetra , tss .Ity Jaque Diouf ity no tena fositra .Rehefa tsy ampy fahaizana mandamina ny institution international ohatry ny FAO dia tokony hiala fa tsy ny politika famoretana ny vahoaka velively no ahitana ny vahaolana @ izao zava-mitranga eran-tany izao .
