Vatokely izany izao dia ahazoana fanamelohana ho faty tsy misy fitsarà na. Tonga dia famonoana no nahazo ilay rangahy teny ankasina.
1. gasyihany (
22/07/2011 07:29)
Nolazain'ny fitondràna "faty" aleo ahitsy mihitsy fa izany no tena marina, fitondràna faty masiso no eto madagasikara. Io olona maty nolazainy fa nitifitra flesy ny kortezin'drajoelina dia nosamborina avy hatrany ary nentina tao ambohitsorohitra ny alatsinainy. Omaly vao hita tany amin'ny morgue ny razana. Tena zava-doza mihitsy, fa mihevitra ny tenany ho inona ireto faty ireto ?
Mazava izany izao fa tsy resaka fitorahana ny fiaran'presidansa no namonoina ilay tovolahy iny fa resaka zavatra hafa mihintsy satria nilafa ny tao @fiadidiana ny presidansa fa tsy mbola nadalo teo izy t@izany ora izany ary koa tsy nahafantatra izany resaka fitorahana izany. Mba miheritrereta ianareo Polisy fa mis zvtr hafa kotrehinareo ao ambadika ao dia ny vahoaka tsy manatsiny no matimaty foana noho ny adalanareo, tsrovy ange fa mbola misy farany daholo ny zava-drehetré, ary koa samy mbola ho tsaraina daholo, dia samy hioty ny vokatra ny tsirairay