Vatokely izany izao dia ahazoana fanamelohana ho faty tsy misy fitsaràna. Tonga dia famonoana no nahazo ilay rangahy teny ankasina.

1. gasyihany ( 22/07/2011 07:29)
Nolazain'ny fitondràna "faty" aleo ahitsy mihitsy fa izany no tena marina, fitondràna faty masiso no eto madagasikara. Io olona maty nolazainy fa nitifitra flesy ny kortezin'drajoelina dia nosamborina avy hatrany ary nentina tao ambohitsorohitra ny alatsinainy. Omaly vao hita tany amin'ny morgue ny razana. Tena zava-doza mihitsy, fa mihevitra ny tenany ho inona ireto faty ireto ?
répondu par pulm le 25/07/2011 08:38
2. pulm ( 22/07/2011 14:05)


kalma fotsiny oa fa aza tintin... misy ambadika ao matoa tonga dia novonoiny,misy marina tsy tiany aseho ao,mety koa olona mahafatatra zvtr izy iny dia aleony vonoiny :ny maty hono ange ka tsy miteny e!Andriamanitra tsy andrin'ny sasany andritsika foana e!Andriamanitra ange tsy mijery miakatre!
3. pulm ( 25/07/2011 08:38)
Mazava izany izao fa tsy resaka fitorahana ny fiaran'presidansa no namonoina ilay tovolahy iny fa resaka zavatra hafa mihintsy satria nilafa ny tao @fiadidiana ny presidansa fa tsy mbola nadalo teo izy t@izany ora izany ary koa tsy nahafantatra izany resaka fitorahana izany. Mba miheritrereta ianareo Polisy fa mis zvtr hafa kotrehinareo ao ambadika ao dia ny vahoaka tsy manatsiny no matimaty foana noho ny adalanareo, tsrovy ange fa mbola misy farany daholo ny zava-drehetré, ary koa samy mbola ho tsaraina daholo, dia samy hioty ny vokatra ny tsirairay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4652