Matahotra rahom-bava @n'y finday i risara, angaha lasa bomba koa ny telefaonina ? Ampahafirin'ny fampitahoranareo basy ny vahoaka anefa izany ?

1. gasyihany ( 27/07/2011 07:43)
Tsy mahagaga fa ny mpanao ratsy ihany no mahana. Raha izay rahom-bava amin'ny telefaonina tsy maha-faty, fa hianareo mivoaka mirongo basy arangaranga, inono no dikan'ireny, ireny no tena fampitahorana ny vahoaka malagasy sa fandrahonana ho faty amina basy fa tsy mba telefaoninana akory.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0482