Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
RBNIR ( 20/07/2011 14:45)
MAMIKO LOATRA
http://www.youtube.com/watch?v=PNsqxLFwWuw&feature=player_detailpage MAMIKO LOATRA IANAO TOMPO O!... tohiny
papala ( 20/07/2011 12:55)
patte appolo
tena gaga mihintsy za ray ol fa, nihinana patte appolo za tato ampiasana de ozy le namako hoe : boritra hono no hanaovan'i sinoa andreny, de tena manizingizina mihintsy izy fa tany chine hono izy de n... tohiny
niryna ( 19/07/2011 15:20)
Fiaramanidina eo Ivato
Asa lahy fa lasa atao resaka foana ny hoe noho ny fahasarotan'ny fiainana dia lasa mangalatra ,mivarotena,mamono olona ,tia kely sy misoloky.Maro tsy voatanisa;anareo no manohy azy. Raha manana asa... tohiny
novalian'i niryna ny 31/07/2011 20:22
vonynive ( 19/07/2011 10:59)
logiciel
- iza no mpanao logiciel tsara indrindra - inona ny logiciel tsara indrindra... tohiny
novalian'i ngovitra ny 21/07/2011 14:56
milamm ( 18/07/2011 22:44)
Ozona ve sa lahatra hatrany Moramanga ka Ihatrany Iavoloha iza marina ireto ratsy iraka ireto ...
Histoire de la famille maudite ratsy iraka !!!! Issu d'une lignee de classe sociale affranchis autour de 1896(mainty enindreny) ,Albert ratsiraka, pere de didier ignace ratsiraka etait originaire de ... tohiny
novalian'i milamm ny 18/07/2011 23:12
milamm ( 18/07/2011 22:43)
Ozona ve sa lahatra hatrany Moramanga ka Ihatrany Iavoloha iza marina ireto ratsy iraka ireto ...
Histoire de la famille maudite ratsy iraka !!!! Issu d'une lignee de classe sociale affranchis autour de 1896(mainty enindreny) ,Albert ratsiraka, pere de didier ignace ratsiraka etait originaire de ... tohiny
gasyihany ( 18/07/2011 11:13)
Politika no resahina eto @n'ity sehatra ity, feo re isan'andro ny hoe mijaly ny malagasy, marina ary tena marina. Iza no nahatonga izao fijaliana sy fahorina izao.
Tsy hoe rehefa miteny ny tsy mety ataon'i andry rajoelina dia diso ny tena, tsia, aleo habaribary tsara, ary aoka hahatsiaro tena ny malagasy fa nisy olona tsy vanon-toetra eto amin'ity firenena malal... tohiny
novalian'i papala ny 20/07/2011 13:07
pulm ( 18/07/2011 07:56)
FIARAHANA MITANTANA VE SA FIARAHANA MIHINANA ?
Mampalahelo ny mpanao politikantsika ny eo mifikitra mafy, ny sasany manao izay hahatafidirana mba hinanana iany koa, tsy mba mijery ny tombotsoam-pirenana fa ny any apaosy aloha; ny fiarahana mitanta... tohiny
mbola185 ( 17/07/2011 06:09)
TABASEKY
Salama daholo tompoko. Io Tabaseky io dia karazan'aretina mpahazo ny olona any @ faritry betsimisaraka iny, aretin-koditra izy io, sady mangidihidy no marary indray2. Misy hitovizana @ micose ve iz i... tohiny
novalian'i mmmhh ny 29/07/2011 06:12
rijadolly ( 15/07/2011 17:17)
AZA ALEVINA ATY JEROSALEMA.
Fiainam-pianakaviana iray, izay misy rafozam-bavin'ilay rangahy loaham-pianakaviana. Raha tiana hono ny vady dia ny rafozana no tsinjovi-mandeha. Tsapan'ity Ramatoa fa ohatry ny mampijaly ny vadiny lo... tohiny
RBNIR ( 15/07/2011 13:43)
TU M'AS DONNE
http://www.youtube.com/watch?v=zM75r96dYec&feature=related MISAOTRA BETSAKA TOMPO! MISAOTRA BETSAKA! VONINAHITRA ANIE HO ANAO IRERY IHANY « Fa ny helokareo no efitra mampisaraka anareo amin'And... tohiny
novalian'i rijadolly ny 15/07/2011 14:55
RBNIR ( 15/07/2011 13:10)
IZAY IHEVERANY AHY
http://www.youtube.com/watch?v=mpoGhOqRe3A&feature=share ANDEHA HANAIKY DAHOLO E! samy ho tahin'i Jesosy indray... tohiny
novalian'i rijadolly ny 15/07/2011 15:00
diloo ( 15/07/2011 10:51)
WISCO « tsimatimanota »
[quote] Menace de mort : Plainte contre un Chinois de [b]WISCO[/b] Jeudi, 14 Juillet 2011 00:00 Destruction de biens d'autrui et menace de mort. Deux personnes ont porté plainte contre un Chinois ... tohiny
novalian'i diloo ny 21/07/2011 02:08
RBNIR ( 15/07/2011 09:25)
NOMEKO ANAO
http://www.youtube.com/watch?v=cyh6nZ5w4MA&feature=player_embedded MISAOTRA BETSAKA TOMPO O! MISAOTRA BETSAKA ANAO AHO NAMONJY AHY SY NY ANKOHONAKO MISAOTRA BETSAKA, VONINAHITRA ANIE HO ANAO MANDRAK'... tohiny
novalian'i rijadolly ny 15/07/2011 15:03
YDIFAS ( 14/07/2011 21:49)
IRAY IHANY
Atolotra ny arahaba ary isaorana Andriamanitra nanome antsika izao fotoana izao. Ny fahasoavany anie hamonto antsika sy izay rehetra ataontsika. Ambeti-teny sy averimberina matetika ny hoe tsy ny ana... tohiny
novalian'i bor2lais ny 15/07/2011 14:05
mutombo ( 14/07/2011 18:03)
solotena malagasy ny baskety
Equipe masculine: 1 – Kilobo Naguib (2,00m) Etats Unis 2 – Charles Rabekoto (1,85m) Mayotte 3 – Eric Rakotondrasolo (1,85m) France 4 – Arisoa Andry Rakoto (1,78m) 5 â€â... tohiny
novalian'i mutombo ny 29/07/2011 21:29
rijadolly ( 14/07/2011 17:33)
11 07 13_Apenjiky_Fanazavana ny fanapahan-kevitry ny CPS
http://ti1ca.com/9cg9ickj-vii-06-110713-Apenjiky-Fanazavana-ny-fanapahan-kevitry-ny-CPS-vii_06_110713_Apenjiky_Fanazavana-ny-fanapahan-kevitry-ny-CPS.MP3.html Tsy efa mba iraisana amin' izay ve io ... tohiny
AndriambyII ( 13/07/2011 19:09)
Ho an'ireo ho mety ho filoha .
Noho ny fifandraisan-tadindokanga @ olana mianjady @ firenena dia METY ny hiarahan-dàlana @ Atoa ( Ndenn , Vatofototra , ...), nefa raha ohatra ka tsy voavaly ny hetaheta maningotra ny fisainana man... tohiny
AndriambyII ( 13/07/2011 18:34)
Arsene Ratsiferana
Asa raha misy mahalàla sy mafantatra io rangahy io ohatr' ahy eto @ serasera, Accueil > Actualité > Air Madagascar : une nouvelle flotte d’ici fin août pour sortir de la liste noire Air M... tohiny
rijadolly ( 13/07/2011 17:53)
BAIBOLY
http://www.baiboly.org/ Ho an' rehetra , raha ohatra ianareo ka mitady teny izay efa tafiditra ao anatinareo ka somary sahirana hoe aiza moa no misy an' zay dia io rohy io hampasaina, eo amin' havia... tohiny
novalian'i rijadolly ny 11/08/2011 17:41
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.4053