Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bazylou ( 25/06/2011 18:00)
ity forum politika
na polifika koa mety daholo dia hita taratra fa tsy le olona ao mada no betsaka eto fa ny gasin'andafy. hany k atsy misy authenticite le zavatra lazaina sy tantaraina rehetra. Vokany dia mivaralila ... tohiny
novalian'i perfectly ny 20/07/2011 10:47
rurik ( 25/06/2011 17:02)
fauteille roulent
Manahoana daholo! saika mba hanotany kely anie azafady sao mba misy olona na mahalala olona mivarotra fauteille roulant anie azafady e? aty madagascar no itadiavako misaotra betsaka.... tohiny
bazylou ( 25/06/2011 08:41)
ny gasy oaaa
raha hifosa sy himenomenona dia voalohanyfa raha hanao hetsika dia atody daholo, beuurrrkk... tohiny
novalian'i pulm ny 29/06/2011 11:25
rijadolly ( 24/06/2011 19:44)
NOFO, FOFONAINA(Aina), FANAHY, FANAHY MASINA
NOFO, FOFONAINA(Aina), FANAHY, FANAHY MASINA Mba mangataka ho antsika rehetra hitondra hevitra na fanazavana ireo teny ireo aho raha azotsika atao, fa tena mifamaofao be loatra ato an-tsaina ny fomba... tohiny
novalian'i bichette ny 20/07/2011 20:18
milamm ( 24/06/2011 13:36)
miandrona ny rano ka hitobaka ry fat isany ...
ny ela nitoratorahana hono ahavoa mason'angatra ry dahalo faty isany ! tsy bado tsony rehetra fa miandry ny fotoana mampety androdanana ty rafitra mifototra @ heloka bevava sy tsindry aloka @ vavabasy... tohiny
novalian'i milamm ny 25/06/2011 13:20
Noue ( 24/06/2011 10:24)
RODOBE Fiharahana MIVAVAKA
[URL=http://imageshack.us/photo/my-images/23/image001qg.png/][IMG]http://img23.imageshack.us/img23/7941/image001qg.png[/IMG][/URL] Uploaded with [URL=http://imageshack.us]ImageShack.us[/URL] Ny GTT... tohiny
novalian'i andrywui ny 05/07/2011 21:50
Miharena ( 24/06/2011 06:49)
Ahoana no handavoana ny Goliatantsika tsirairay avy?
Io indray no entina hamohazana kely izay maha-zanak'Andriamanitra antsika tsirairay. Tanisaina kely ny tantaran'i Davida sy Goliata. Ny an'i Goliata dia fiheverana ivelany no maharo azy (vy mavesatra... tohiny
novalian'i bichette ny 12/07/2011 11:40
YDIFAS ( 23/06/2011 21:30)
TROMPETRA
Faly tafahaona amintsika amin’ny alalan’izao hafatra izao. Ny fiadanan’i Kristy anie hanenika antsika tsirairay avy. Misy antony manokana ny itsofana ny trompetra: Amin’ny fifampifehezan’n... tohiny
novalian'i Maranatha ny 21/07/2011 10:37
ravakamalala ( 23/06/2011 19:31)
Mahaliana
Ity zareo misy rohy tena mahafinaritra sady azo podcaster-na hohenoina eny andalana. Mihainoa finaritra http://www.delamoureneclats.fr/spip/spip.php?rubrique31... tohiny
novalian'i Miharena ny 24/06/2011 03:16
rijadolly ( 23/06/2011 18:50)
NY LALANA
[quote=Rekinbelo] tsy manatanteraka lalàna intsony isika satria tsy misy olombelona mahavita izany fa kristy irery no nahavita izany matoa izy sahy nilaza hoe hanatanteraka ny lalàna aho.toy ny mana... tohiny
novalian'i rekinbelo ny 05/07/2011 12:28
rijadolly ( 23/06/2011 18:48)
NY LALANA
[quote=Rekinbelo] tsy manatanteraka lalàna intsony isika satria tsy misy olombelona mahavita izany fa kristy irery no nahavita izany matoa izy sahy nilaza hoe hanatanteraka ny lalàna aho.toy ny mana... tohiny
rijadolly ( 23/06/2011 18:47)
NY LALANA
[quote=Rekinbelo] tsy manatanteraka lalàna intsony isika satria tsy misy olombelona mahavita izany fa kristy irery no nahavita izany matoa izy sahy nilaza hoe hanatanteraka ny lalàna aho.toy ny mana... tohiny
bazylou ( 23/06/2011 17:41)
be fialonana
loatra isika samy malagasy ka tsy mahita ny lalan kombana intsony. Hany ka zary mora ho aan'ny vazah any mamaely sy mivarotra antsika. RAha mbola ireo ady tgv sy le8 ireo ihany no ao an tsaina dia aza... tohiny
novalian'i bazylou ny 25/06/2011 07:50
heryno ( 23/06/2011 12:18)
tsy mazava
miarahaba anareo rht ny tenako, izaho dia mila ny hevitra avy aminareo manoloana ny zvt iainako, izaho dia manana olon-tiana, efa ho telo taona izay no niarahanay ary efa vita fisehoana izahay . Ny ol... tohiny
bazylou ( 22/06/2011 17:46)
asaivo tonga eo
dia amboarina e. Izay dia faly ery le gasy kely nefa tsy hitany fa i le8 mihitsy no mpanandevo ny gasy ary faly be sy tanjona tadiaviny ny hoe manana andevo sy mpiasa gasy 20.000.000. Tsy mila an'ila... tohiny
novalian'i xhavier ny 05/07/2011 15:25
guant ( 22/06/2011 11:24)
fomba fiteny
bsr! hono a zfd! mba omeo sopapa amle fomba fiteny amin'ny famganina fahoriana(mamangy sy mamaly) misaotra!... tohiny
novalian'i pulm ny 27/06/2011 11:36
guant ( 21/06/2011 05:43)
fanangezana vatana
bjr! inona no tsara hanina raha te hanangeza vatana? manao aona ra ireny proteine reny no hanina? d aona ny atao? misaotra mialoha!... tohiny
RBNIR ( 20/06/2011 15:45)
Tiako ianao namana ka tsy hanafenako ny marina
Faly miarahaba namana isany, Hoy i Jesosy Kristy Tompo hoe : « Tsy izay rehetra manao amiko hœ: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa izay manao ny sitrapon'ny Raiko Izay... tohiny
novalian'i madagass ny 29/06/2011 15:03
vonynive ( 20/06/2011 08:52)
didim-poitra mila omanina ara-tsaina ve ny ankizilahy hatao ?
Miarahaba antsika rehetra ahoana ny hevitsika mila omanina ara-tsaina ve ny zazalahy hatao didim-poitra ... tohiny
novalian'i vonynive ny 22/06/2011 08:03
AndriambyII ( 18/06/2011 21:14)
Ny fitiavana marina.
Araka ny fitenenana dia mahajamba ny fitiavana,marina ve ny mifanohitra aminy hoe mampihiratra ny mitia ? Tena rehefa natao ny kajy dia voahozon' ny habibiany ny olombelona , ary tsy mahafantatra ny ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6702