miandrona ny rano ka hitobaka ry fat isany ...

1. milamm ( 24/06/2011 13:36)
ny ela nitoratorahana hono ahavoa mason'angatra ry dahalo faty isany !
tsy bado tsony rehetra fa miandry ny fotoana mampety androdanana ty rafitra mifototra @ heloka bevava sy tsindry aloka @ vavabasy
. lafiny POLITIKA sy ny ZO fototra izany dia hitsakitsahin'io fitondrana TGV/HAT io atao oe marindrano io..
. lafiny SOSIALY koa, dia voa mainka mahavaky fo. (dia mbola ny toa an-dry JdD/HAT-nanankarena-tampoka koa izao no mbola hilaza fa tout va bien). Araho tsara ny tatitry ny fahampalalambaovao samihafa ...

http://lexpressmada.com/pauvrete-madagascar/24723-les-nations-unies-denoncent-une-catastrophe.html
138 000 enfants de plus ne sont plus scolarisés. Plus des trois quarts des ménages vivent sous le seuil de la pauvreté. 50% des enfants malgaches sont mal nourris. Des centaines de Centres de santé ferment leurs portes.

http://madagascar-tribune.com/Une-lettre-d-information-tres,16071.html

... le taux d’achèvement du cycle primaire a accusé une baisse de l’ordre de 6%. Entre les années scolaires 2008/2009 et 2009/2010, plus de 138 000 enfants non scolarisés de 6 à 10 ans additionnels ont été recensés – soit une augmentation de l’ordre de 53,3%
Concernant l’emploi, en deux ans, 210.000 emplois ont été perdus dans la région d’Analamanga et 884 entreprises ont été obligées de déclarer un chômage technique. Par rapport à l’année 2008, il est estimé que le nombre d’entreprises en difficulté ait quadruplé en 2009.

. lafiny EKONOMIKA aza moa, izay miankina @ politika ary misy vokany @ sosialy dia efa rava sy kivy tanteraka...varobarotana @ tsy antony ny fananampirenena atr@ hazo sarobidy, loarana ny harena ankibony tany 1% no miditra @ kitapompanjakana(bemolanga tsimiroro)ny sinoa efa miandry kendry tohana

http://lexpressmada.com/conjoncture-madagascar/24720-tous-les-feux-au-rouge.html

Le groupement des opérateurs malgaches (FIVMPAMA) fait un état critique de tous les secteurs économiques à Madagascar. Le pire est à craindre.
Rien ne marche. Telle a été l'affirmation effectuée par le président du Fivmpama, Herintsalama Rajaonarivelo, lors de la rencontre avec la presse, à l'occasion de l'atelier de validation du Centre de ressources dédié au commerciale internationale (CRCI) au Carlton, hier. « L'économie se trouve dans un état désastreux. Tous les secteurs nagent en pleine crise » avance t-il. Il accuse le problème politique et ceux au niveau des prises de décisions comme étant responsable

ny loza, heveriny ny fat fohy kitapon'eritreritra otrany pams mandeha alina , dia hotry ny TSY izy no tompon'andraikitra @ izany fa asa iza no eo 2009-2011 zao.

http://lexpressmada.com/pauvrete-madagascar/24723-les-nations-unies-denoncent-une-catastrophe.html
... le SNU exagère afin de justifier les demandes de financement sur ses projets



tsy bado akory ny rehetra, mbola misy ihany olona milaza fa io fitondrana malaso io no ho atokisana hikarakara ny ho avin'ny Firenena... Efa hita io fa potehiny daholo na ny politika na ny sosialy na ny ekonomika (sy ny environnement), koa na ny toe-tsain'ny ankizy (milalao kodeta ) sy ny fifandraisan'ny mpianakavy (miady noho ny hevitra politika tsy mitovy) aza dia efa potika tanteraka koa... inona intsony ity rey olona...

novalian'i milamm ny 25/06/2011 13:20
2. milamm ( 25/06/2011 13:20)
review politico-economic miampy ny diplomatic relation any ivelany tsy alehany iza no tompon'andraikitra i lavanify sy ny fat eo @ fitondrana sa ny hafa rehetra tompontrano mihonoantsika ny safidy...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6695