Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Tia_art
(
13/07/2011 14:09)
Fifaninanana maka sary TELMA
Misy fifaninanana maka sary mikasika ny loha evitra "terrain de basket" karakarain'ny Orinasa TELMA raha toa ka mahalina anao. Iphone 3GS, Galaxy Tab sy fankan-tsry pro ny loka amin'izany an! tsidiho ...
tohiny
RBNIR
(
13/07/2011 14:04)
HAFATRA MANOKANA HO ANTSIKA KRISTIANINA
Faly miarahaba namana isany,
Hafatra manokana ho an-tsika kristianina tokoa izy ity,
« Tsy izay rehetra manao amiko hoe: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa izay manao ny s...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 27/07/2011 11:16
niryna
(
13/07/2011 12:18)
Vato namelan-kafatra:mora ve ny mamela heloka?
Raha nandeha izy roa lahy teny amoron-drano dia tongatonga ho azy ilay adiady kely.Nanao sangy mahery tokoa mantsy ilay ranamana iray ary tena narary tamin'ilay iray ilay izy.Tsy niteny izy fa nosorat...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 04/08/2011 13:59
summer
(
12/07/2011 16:53)
tia mihira
salama daholo o,
izaho dia olona tia mihira, nisy fotoana aho talha nampandihy mihitsy.heritaona izay nifindra nipetraka taty diego za de tsikaritro oe niova be mihitsy ny feoko, sady lasa tsy dia af...
tohiny
novalian'i 3188 ny 24/07/2011 23:33
bichette
(
12/07/2011 11:59)
Firenena mahantra indrindra ... 3 premier Madagascar
Ahoana ity isika anisan'ny tena firenena mahantra indrindra ? 3 premier Madagasikara, mihamananika sy maneenjika ny loha-laharana ve ? ...
tohiny
novalian'i miangalyandria ny 10/09/2011 10:30
vatofototra
(
12/07/2011 10:49)
Interview Exclusive Courrier de Madagascar : Patrick RAHARIMANANA : "…risque d'une crise post-électorale"
Interview Exclusive Courrier de Madagascar : Patrick RAHARIMANANA : "…risque
d'une crise post-électorale" - Version complète
http://www.vatofototra.com/...
tohiny
novalian'i vatofototra ny 19/07/2011 18:28
bblaire
(
10/07/2011 20:28)
te hiezaka ny hanadino aho
salama daolo,
Manoratra eto aho satria mila mamoaka ny ato ampoko. Ny zavatra tokony ataoko efa fantako fa hjitako oe mavesatra amiko ilay izy.ary fatako fa tsy ho vitako. MISARAKA.Ny olako dia tia o...
tohiny
novalian'i lylia ny 15/06/2012 11:02
diloo
(
09/07/2011 08:46)
Resaka tarobia
o leiti rawix, toa mitady hisolo toerana ny ministre de l'intérieur sy ny télécom i Ra8 bomba.
Hoy ny tanjano kasainy omaly hoe:
Le commandant du CIRGN lance par un appel aux opérateurs téléphon...
tohiny
novalian'i diloo ny 10/07/2011 15:23
diloo
(
09/07/2011 00:59)
Misadasada ny Sadeky
Anano sa tsy anano i Simao na i Salomao sy ny sakamalaon'ny Sadeky. Very vola fotsiny i TGV, fa izy roalahy mao-mao nandrasany, lasa omeo omeo, any ka iny dia tsy hita tany @'ny fivorian'ny Sadec sy n...
tohiny
novalian'i andrywui ny 09/07/2011 08:07
SIOKATOKANA
(
08/07/2011 07:30)
FIHEVITRA
Misy marina ihan, kanefa rah heverina ho asan'ny satana daholo izao rehetra ho atao izao de inona sisa zn no azonao atao? hipetram-potsiny? tss dikany n havelomana raha izan no misy. mihevera ihny ry ...
tohiny
novalian'i hasn ny 25/10/2011 22:17
diloo
(
07/07/2011 23:37)
Ny raharaha 07 Febroary 2009
Raha nolavin’ny Fitsarana eo ambany fiahian’ny FATE ny fanohanana nataon’ny Jly Raoelina sy ny Kol. Djadifar ary ny Kol. Andriamihoatra sy ny mpiaro azy ireo tamin’ny didim-pitsarana momba az...
tohiny
novalian'i niry17 ny 15/07/2011 07:53
Veloo
(
07/07/2011 16:46)
Ny asan'i devoly
ary tena ita fa efa kely sisa ny androny ka tandremo ry reto a:
Vakio ange, tsy haka hafa-tsy 2mn amin'ny fotoananao.
ÂÂ
Nanao fivoriambe niantsoana ny miaramilany rehetra i Satana. Ny
fifanaÂÂ...
tohiny
novalian'i rekinbelo ny 13/07/2011 11:46
niryna
(
07/07/2011 16:27)
Ahoana no hamalianao ny olona raha manontany anao izy ireo?
Tato ato dia lasa toa mivoana tsikelikely ny fampianarana soratra masina,manjary lasa mahamonamonaina indray aza e.Ny antony : lasa ilay fiangonana sy ny rafitra ao aminy no lazaina ka rehefa tsy mana...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 03/08/2011 21:41
andrywui
(
05/07/2011 22:16)
mitady mafy an'i noue ah !!
mahagaga ahy fa rehefa itako ao amin'ny forum ao izy de mandosindositra zany : eee ! noue a aoka less aa sady elah amzany ndraindray foana vao hita mandalondalo ,samy be asa ane less fa mba miverena e...
tohiny
novalian'i pomderenette ny 16/03/2012 15:47
andrywui
(
05/07/2011 22:03)
EFA MAZAVA NY RESAKA FA DE AONDRANDRY LAVANIFY ATSY AMBAHADY FITO SOSONA I DADA VAO MIDITRA ETO ...
Tena oul tia tena tsisy ilana azy ty le lavanify sans qualité ty kah ;;!! oul tsy naninotsy naninona ,tsy nangalatra , tsy namono olona ,tsy nangala bolampanjakana des milliards ,tsy nangalatra na n...
tohiny
novalian'i rijadolly ny 08/07/2011 03:03
YDIFAS
(
05/07/2011 20:12)
ANTONY?
Faly tafaray amintsika amin'ny alalan'izao hafatra izao. Tononina ho amintsika ny fiadanan'i Kristy omban'ny fahasoavan'Andriamanitra.
Rehefa mitory ny filazantsara isika matetika dia mifototra amin'...
tohiny
novalian'i Maranatha ny 14/07/2011 05:32
rekinbelo
(
05/07/2011 12:19)
Sabata
Miarahaba namana,
adi-hevitra sy olana mateti-mitranga ny mikasika ny sabata namana ka ilaiko ny hevitrareo aloha, ao no manizingizina fa lalà na mandrakizay izy io ka tsy foana fa mbl arahintsika kri...
tohiny
novalian'i Maranatha ny 01/08/2011 09:08
pulm
(
05/07/2011 05:51)
FANOLANANA
Slt
tiantsika ve raha ho foana ny fanolanana,ny sosokevitra itako dia asio sivana ny hira (clips) sy ny film alefa @ fahitalavitra( ohatra fotsiny izao: nijery t@ RTA ilay fandaharana mandihy iny izah...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 11/03/2014 08:37
niryna
(
04/07/2011 17:13)
Mahavariana ny ankizy indraindray
Tsindrio eo amin'ilay video ambany mijery ilay zazakely manao sary hosodoko
http://shine.yahoo.com/event/momentsofmotherhood/4-year-old-aelita-andre-gets-her-own-ny-art-show-sells-paintings-for-27k...
tohiny
mirananirina
(
04/07/2011 15:03)
aina
Tena nitomany aho nihaino an i aina kely nihira "Andriamanitra ô.....ny zanako anefa tapa-tsinay!!.manohana ny fo tokoa .nahafinaritra....
tohiny
novalian'i niryna ny 04/07/2011 15:21
