EFA MAZAVA NY RESAKA FA DE AONDRANDRY LAVANIFY ATSY AMBAHADY FITO SOSONA I DADA VAO MIDITRA ETO ...
1. andrywui
(
05/07/2011 22:03)
Tena oul tia tena tsisy ilana azy ty le lavanify sans qualité ty kah ;;!! oul tsy naninotsy naninona ,tsy nangalatra , tsy namono olona ,tsy nangala bolampanjakana des milliards ,tsy nangalatra na nivarotra tanin oul, tsy nanavakavaka tanindrana na ny ambany tanana,tsy saika nivarotra ny ampahatelon i madagascar tam daewoo zany ,tsy nilalao ody ratsy osylahy maity sy pacte tam demon zany ,tsy nitifitra oul amb/tsorohitra sns etc.. zany mihitsy i dadanay nefa aontsan'ny oul tadiaviny hidiana fotsiny zao atsy ambavahady fito sosona ono raha vao miditra eto amin'ny tanindrazany !!! zany ve de mba ho rariny ry le bitrolahy ty a !!! manana zo izy hamangy sy hanavotra ny tanindrazany fa aoka e !!
novalian'i rijadolly ny 08/07/2011 03:03
3. rijadolly
(
07/07/2011 02:33)
Ny zavatra mahavariana ahy ry Andrywui a! dia ny tsy faneken' rehetra fa misy krizy eto Madagasikara. Raha nijery ilay Inv-Zoma ao amabany ao tsika dia mazava be fa misy olana tokony vahana ao, izay mikasika an-dRavalomanana mihitsy ka mahatonga ny krizy. Eto izao ianao dia tsy dia fantatro loatra na maneso na hoe mahatakatra ilay mahatonga ny krizy, nefa izaho mahatoky fa izy roa no ataonao io ambony io raha ohatra ka maneso ianao. Izany hoe mankasitra izao krizy mahazo anay aty izao ianao satria tsy te- hamaha ilay olana ara-politika eto.Mialatsiny aho Andrywui fa izany no marina raha maneso se, ary dia anisan' ireo izay mifaly eo ambonin' fijalian'Malagasy ianao.
Raha tsy izay anefa ny ao am-ponao dia hifonako tanteraka eo hanatrehan' Andriamanitra ny teniko ao amin'io fehezateny farany nolazaiko io ka hitady lalana ho any amin'izay manana fanirina hifaly eo ambony fijalian'Malagasy rehetra.
Inona ny mahatonga antsika hanamafy fo tsy hifandray tanana? HENOY AO ANATINAO AO NY VALINY. MANINONA NO TEHIRIZINA HANDOTO FO AO IZANY? ANDAO HIFANDRAY TANANA DIA OMEO AN' VAHOAKA NY SAFIDY.
Raha tsy izay anefa ny ao am-ponao dia hifonako tanteraka eo hanatrehan' Andriamanitra ny teniko ao amin'io fehezateny farany nolazaiko io ka hitady lalana ho any amin'izay manana fanirina hifaly eo ambony fijalian'Malagasy rehetra.
Inona ny mahatonga antsika hanamafy fo tsy hifandray tanana? HENOY AO ANATINAO AO NY VALINY. MANINONA NO TEHIRIZINA HANDOTO FO AO IZANY? ANDAO HIFANDRAY TANANA DIA OMEO AN' VAHOAKA NY SAFIDY.
4. andrywui
(
07/07/2011 22:39)
tsy fantatro zay fandraisan'i rija anireo teniko reo fa de reo izy !!! ny votoatiny de izao : malaelo ani dada ah satria olomarina tsy mba nanota izy nefa de tadiavindry zalah ho faizina manta fotsiny izao !!
-- faharoa rija a de zao : aza de mitady zavatra hafa , na hitsara ahy aminze aitanao ivelany ah fa ze lazaiko de tanteraho fa manjary manenjika aloka fotsiny i dolly raha zay !! ok ?
-- faharoa rija a de zao : aza de mitady zavatra hafa , na hitsara ahy aminze aitanao ivelany ah fa ze lazaiko de tanteraho fa manjary manenjika aloka fotsiny i dolly raha zay !! ok ?
5. andrywui
(
07/07/2011 22:46)
fahatelo : tsisy krizy ny tanana fa sahirana noho ny antony maro ny firenena amzao(famatsiambola, orin'asa hafak'haba nikatona (agora),...) ka rehefa mitsangana tsara izay fanjakana lany eo ka mitondra aradalana de mivaha ho azy io ,fa tsy hoe refa tafiditra eto M/car akory i dada de hivaha ny krizy !!! resaka zany an'i rija zany !! sady aleo koa dadanay ijann any fa gadragadrain'ndry lavanify fotsiny eo ka !! nareo mamporisika azy hiverina foana nefa tsy mahaaro azy akory raha sanatrianzany ka manao ny ataony aminy eo ry bitrolahy isany reo !!
6. rijadolly
(
08/07/2011 03:03)
izay fanjakana lany eo ka mitondra aradalana de mivaha ho azy io
Izany hoe misy ny krisy fa akipy ny maso fa tsy raharahina ny vahoaka, ireo ve tsy hamono heritreritra amin' taoka?
Dia Amin' fomba ahoana koa hono izany fandaniana filoham-pirenena izany? Andeha irery amina krizy ve? fa te -ahazo fankatoavana?
Tsy sarotra na hoe halavitra noho izany anefa ny lalana mankany amin' io zavatra hirinao sy iritsika mianankavy io. Maha salama tsy amina tebiteby sy fanirin' vahoaka Malagasy rehetra, dia ny fifamelana sy ny fifandraisan-tanana. Raha izany hevitra izany no lavina dia ny tsy fialana ny krizy no tanjona fa te- hifaly eo ambony fijalian' vahoaka fotsiny ihany.
resaka zany an'i rija zany !!
efa nandramana anga ilay izy? Tsy ny mangidy sira izao no mbola hatelina amboletra?
ANTSO AVO DIA AVO IO ATAOKO IO HO AN' FILOHA NY HAT ANKEHITRINY SY NY FILOHA TEO ALOHA RAVALOMANANA : MIFANDRAISA TANANA IANAREO FA RERAKA NY VAHOAKA
LOZANAO IZAY MIFALY EO AMBONY FIJALIANY
SAMBATRA NY FIRENENA MANANA VAHOAKA HENDRY.