izaho dia olona tia mihira, nisy fotoana aho talha nampandihy mihitsy.heritaona izay nifindra nipetraka taty diego za de tsikaritro oe niova be mihitsy ny feoko, sady lasa tsy dia afaka mihira rock intsony fa tonga dia farina nefa na t@ za nampandihy izany aza misy toute l'premidi tsy farina izany mihitsy ny feoko.Misy mahalala ny tokony atao @zany ve?misaotra betsaka