Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
andrywui ( 18/06/2011 10:37)
Mitady an'i mirananirina
aiza ilay namako tato fa tsy hitako tato tsony elaela " mirananirina" ..!! raha hitanao izao antso izao de miverena a !....... tohiny
novalian'i dadabe ny 24/06/2012 09:46
andrywui ( 18/06/2011 10:25)
TANDREMO DADA A FITAKA BEANLE BITRO NDRAY IO ...
Tandremo dada fa mody mba ekeny hiditra eto amin'ny tanana oe hianao nefa vao tafiditra eo de ataony sakoroka sambodokitra eran'ny tanana de esoriny ny maha filoha anao teo alou fa ampidiriny fitsaran... tohiny
novalian'i milamm ny 28/06/2011 20:07
itaramasoandro ( 16/06/2011 16:33)
haody re ry malagasy
zary kianja malalaka filalaovan’ireo mpanao politika sisa ity tanindrazana ! sarambabe no miditra an-tsehatra samy te-andihy ny kianjabe hitondra ny baolina saingy mivotsitra avokoa izay hatomboka :... tohiny
itaramasoandro ( 16/06/2011 16:33)
haody re ry malagasy
zary kianja malalaka filalaovan’ireo mpanao politika sisa ity tanindrazana ! sarambabe no miditra an-tsehatra samy te-andihy ny kianjabe hitondra ny baolina saingy mivotsitra avokoa izay hatomboka :... tohiny
novalian'i vonynive ny 14/07/2011 07:31
guant ( 16/06/2011 07:50)
1-inona ny tena hevitra mba tsy dia hataotra hatsiaka amzao ririnina zao? 2-inona no fanafody mapangeza? Misaotra mialoha!... tohiny
Noue ( 15/06/2011 20:37)
Vatofotra, mba omeo vaovao eee
Miarahaba an'i Vatofototra indray eee! dia mba omeo vaovao , ny vidéo ko aza hadino ! misaotra mialoha ! Noue... tohiny
novalian'i Noue ny 20/06/2011 16:57
Maranatha ( 15/06/2011 12:45)
Misy Fitsarana ankehitriny any an-danitra
Raha mandalina ny bokin'iDaniela isika ka rehefa tonga eo @ Dan8:13-14dia hahita izao teny izao " Dia nandre ny masina anankiray niteny aho, ary nisy masina iray koa nanao t@ ilay niteny hoe : Mandram... tohiny
novalian'i rijadolly ny 28/06/2011 10:59
tslem ( 15/06/2011 10:44)
Mozilla firefox sy ny windows7
Manahoana dholo, hono ho aho ny mozlla firefox ve compatible @ windows7(64bits) sa tsy mety?misaotra indrindra.... tohiny
novalian'i tslem ny 30/09/2011 09:37
andrywui ( 15/06/2011 10:03)
raha hanao referandommm !! ...
tokony ampodiana amin'ny lafiny hafa de hafa mihitsy alou i dada ,hanotaniana azy tsara ny antony namonoany an'ireo olona bobaka be teo Ambohitsorohitra de avy eo OK ny referandomm zany ! sao manko de... tohiny
novalian'i bazylou ny 21/06/2011 14:43
darojo ( 14/06/2011 13:02)
POOPY
Manao aôna daolo é! Iza nareo no mba manana, na mahita VCD na DVD POOPY, ka hiram-pivavahana daholo no ao anatiny ? Na "live" aza : tsy maninn, dia lazao ohatrinona no vidiny! Misaotra... tohiny
rar.dago ( 14/06/2011 12:19)
Ary maninona raha ny vahoaka no avela hitsara e?
Hita izao fa tsy mahavita azy ny SADEC. Ny UA moa tsy lazaina intsony. Ary ny UE manao tsobo-dranon-dramiangaly fotsiny. Koa maninona raha tsapaina ny hevim-bahoaka : référendum. Samy mandroso ny v... tohiny
novalian'i papala ny 16/06/2011 12:33
guant ( 14/06/2011 05:26)
volo sola
misy fanafody hanina nga mapijanona ny fihitaran'ny volo sola azafady! misaotra betsaka!... tohiny
novalian'i annick ny 07/03/2014 01:28
diloo ( 14/06/2011 00:33)
Ekena ny tondro zotra, fa kosa?
Raha nitsipaka ny soniany ihany i andry tgv tany Maputo 1, dia tsy mila SADC. Taty aoriana, mitomany sy manantena be ny SADC manoloana ny tondro zotran'i simao. Izany hoe, nanjary tsy afaka ambava ny ... tohiny
novalian'i reeves ny 22/06/2011 10:15
YDIFAS ( 13/06/2011 09:01)
ANY IVELANY
Manolotra ny arahaba ho antsika rehetra. Tononina amintsika anie ny fiadanan'i Kristy omban'ny fahasoavan'Andriamanitra. Zavatra sarotra sy matetika manafitohina ary mampihemotra ny maro no ambaran'i... tohiny
novalian'i rijadolly ny 29/06/2011 03:06
rijadolly ( 12/06/2011 15:43)
MIVERINA MANOKATRA LOHAHEVITRA SY HEVITRA INDRAY
Ny taloha rehefa manokatra lohahevitra isika ary manokatra hevitra izay mandeha ao, ka raha eo vao mampiditra PS, dia io zavatra nojerenao io ihany no misokatra eo nefa ianao dia tafiditra tsara. Ny a... tohiny
novalian'i hery ny 02/09/2011 22:42
Miharena ( 12/06/2011 03:41)
Andriamanitra sy ny resaka helo na afobe_ Inona no marina?
DIEU ET L'ENFER: OÙ EST LA VÉRITÉ Il y a quelques années j'ai reçu un commentaire d'un jeune homme nommé Scott. Ce commentaire s'est retrouvé dans le livre de Conversations avec Dieu pour... tohiny
novalian'i Miharena ny 24/06/2011 15:21
fejere ( 12/06/2011 03:34)
Loterie nokarakarain BILLGATES LOTTERY FONDATION
SAIKA MBA HANONTANY ARY MILA FANAZAVANA AHO AZAFADY fa misy namana mpiaramiasa akaiky , miasa saina izy ra- nahazo mail avy any amin' ny BILLGATES LOTTERY FONDATION. Voasoratra ao am le mail fa anisan... tohiny
diamondra27 ( 11/06/2011 12:15)
ahoana ihany ny niafarany?
Manao ahoana daholo ianareo? Saika mba hanontany hoe: nanao ahoana kay ny fiafaran'ilay resaka vol air mad france-tana? nahazo alalana ihany handalo ao roissy CDG ve? Raha tsia dia ahoana no atao? iz... tohiny
guant ( 10/06/2011 11:44)
ombre am ecran plat samsung
bsr! hono a zafady! aona ny manala an'lay ombre hita am soratra sy am souris am ecran fa manelingelina maso be ilay iz! inona ny option idirana fan a! sotra... tohiny
novalian'i guant ny 14/06/2011 05:18
Miharena ( 10/06/2011 08:38)
Ny Andriamanitra inoako
Raha manaraka tsara ny tononkiran'i Bessa isika dia mamaritra tokoa an'Andriamanitra ny filazany ary tsy tokony ho isan'ireo tsy mahalala intsony ny olona amin'ny fandrebirebena hoe Andriamanitra masi... tohiny
novalian'i niryna ny 05/07/2011 03:58
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.239