TANDREMO DADA A FITAKA BEANLE BITRO NDRAY IO ...

1. andrywui ( 18/06/2011 10:25)
Tandremo dada fa mody mba ekeny hiditra eto amin'ny tanana oe hianao nefa vao tafiditra eo de ataony sakoroka sambodokitra eran'ny tanana de esoriny ny maha filoha anao teo alou fa ampidiriny fitsarana enao ry dada malala de eo vao hita oe afaka asaina manao fifidianana ve i dada sa ampidiriny atsy amle vavahady fito sosona ! ...mbà misainah iany dada fa aza de zokimbomanga ka !!... aotsan'ny oul fotsiny eo enao !! ....aleo iany mijanojanona any alou raha mbola mety any fa mangahazo maina anie ny kaly atsy ambavahady fito sosona e .... huhuhuhuh
novalian'i milamm ny 28/06/2011 20:07
2. andrywui ( 18/06/2011 10:27)
hevi-bitro bombina be zany dada fa mitandrema hianao a ! ...
mihotsana eo enao raha vao manaonao fona eo ! ...

sady le bitrolahy io vonnn hisambotra anao mitsy io !! lava nify ratsy ....
3. AndriambyII ( 18/06/2011 22:30)
Dé lazao fa vampire kou i Andry e ! ha ha ha ha !!
4. darojo ( 20/06/2011 06:09)
Ka tongàva raha tena lehilahy, fa aza manao vavan'ny maty an-drano é!
5. hery ( 20/06/2011 11:01)
:-)

Raha izany no marina dia efa nasainy niditra izy tamin'ilay indray mandeha voasakana teny amin'ny aeroport iny.
Saingy mifezaka Rajoelina...
Efa nitolo-tena hiditra i Ravalo, niaraka tamin'ny fianakams, fa nosakanana tampoka satria arak'i Rajoelina hoe ho ratsy ny tantara lolll

Mbola aiza e
6. darojo ( 20/06/2011 13:14)
F'angaha moa izy tsy nanambara t@ ireny fotoana ireny hoe : "je suis encore jusqu'à présent le président de la république de Madagascar démocratiquement"!!
Ka taiza no mbola nisy Président de la République tsy afaka niditra teto @ taniny ? ka naninn izyu no tsy namory ministres nanao conseil handrava iny notam iny ???
Izany no atao hoe "président-mbomanga, sady lalimanga" : be monomonona, fa tsy misy saina!!!! Be vava, fa fohy fisainana!
7. andrywui ( 20/06/2011 14:02)
Ka zay miitsy ane oa e .... dada prezida à midira de raiso n'y fitondranao fa mbola prezida enao...aza mataoataotra zany fa ampivorio , ,,zay no tokony ataony dada fa tsy lelonjaza fotsiny eo ..
8. andrywui ( 20/06/2011 14:05)
Vao tsy mahay tsara amporisihan n'y oul s'y entimpo tsy misaina eo alou dada de anaty rano somatsara e
9. hery ( 20/06/2011 14:55)
darojo> Tsy dia azoko ilay lazain'i darojo :-)

Eritrereto hoe Mpivady nifankatia tsara, mpivady ara-dalàna, dia tonga ny bandy anakiray mpanao ankeriny (mpi-viol) niaraka amin'ny antsy sy basy niditra tao antrano nitazona sy nanao ankeriny an'i madama. Dia nitsoaka ilay rangahy. Niantso polisy sy nifampiresaka tamin'ny namana... dia iny amin'izay izy fa hody.

Marina fa novizavizanin'ilay mpanao viol tao ny madamany saingy mbola izy no vady ara-dalàna ary mbola mifankatia izy roa. Ny antony tsy ahafahany mody dia mbola ao ilay mpanao ankeriny (niantso jiolahy namana mihitsy hiambina vavahady). Tsy hoe raha tena vadiny izy dia modia fotsiny sns..

Dia toa izany koa ny firenena amin'izao. Efa lasan'ilay mpanao ankeriny daholo ny fitantanana rehetra... fa izany tsy midika hoe tsy izy no filoha voafidim-bahoaka farany.

Sa voafidim-bahoaka Rajoelina?
10. Noue ( 20/06/2011 16:56)

darojo:

sady lalimanga" : be monomonona, fa tsy misy saina!!!! Be vava, fa fohy fisainana!
tsara rehefa mahatsapa tena ianao ra-darojo aaa ! inona aza ity fisainana ity eee ??

ary radomelina kelifingotra lavanify sans qualité ve hono mba inona eee ??? pfffffffff tsy mba menatra akory io kelifingotra io lazain'eran-tany hoe sans qualité !!! sady FOZA t()
11. milamm ( 21/06/2011 00:49)
marina io tenin'i Hery io e , tsisy na 1 aza t@ Malagasy nifidy an'i lavanify fa nahoana moa no tsy sahy ifanatrika @ Ravalomanana efa nomelohiny izy zay vonona @ zao fotoana hody ary ny vahoaka no mpitsara ( vao feo ftsn no heno oe ho avy Ravalomanana de mapme ny maheno ireo manodidina an lavanify ry voninahitsy oe aleoko maty toy zay tafaverina eto iny... )
samy mahalala tsy ahita filaminana ny sehatra fitantanana ny fitondrampanjakana mazana raha tsy miaramifarimbona sy mifampila ny mpomba sy ny mpanohitra @ vondrony mpitarika politika rehetra (yin sy yan ozy ny bodista ) afatsy i Sina zay anisany firenena lehibe indrindra ara ekonomika eratany . Mitarika olana foana zay tsy refesimandidy zay/ one state party na ahona2 , @ tany mahantra na andalampandrosoana de mifamingana sy mifamono reo tany mandroso mifanome tanana sy mifanampy ny mpanao politika noho zany de mankasitraka tokoa ny fiverenan'Atoa Ravalomanana za manokana de aleo izy ho tsaraina @ mahamety izany raha diso tokoa nefa mila hentitra sy mafy ny fiarovana azy sy ny ankohonany ( sao lasa toa andry T. Sankara eo ko sanatria )
12. andrywui ( 21/06/2011 05:10)
Ka nareo rehetra ve zany mamporisika ani dada hiditra eto m.car daholo??? Ra zay no izy de mamosavy ani dada s'y mpihatsaravelatsihy amn dada daholo zany ,,zavatr ,vao manitszka etsy ivato v le oul d tonga d tsiafahy fito sosona miandry azy. D zay v no tadiavinareo ??? Ka efa oe tsy isangy aminy reo faty ,faty lavanify mianakams reo fa aontsany i dada ..
-Hery ---)aza mamadika tantara fa tsy voasakana tetsy ivato i dada fs mbola tany ampiaingana no voakenda donc mety nisy fopla hafa tsy ay tsy ay tany ...fa vo eo ivato izy la miriska adala eo de miakatra ny soratra ..FIN
13. andrywui ( 21/06/2011 05:15)
EFA HOE TSY HAMELA AZY MORAMORA EO ZANY N'Y OLONA OA ...be ane zay oul matin i dada zay e ...be ane zay vola netiny niporitsaka zay e be ane zay adalana vitany zay e de sur v nareo fa tsy ho ahotsan ny lavanify izy??....
14. hery ( 21/06/2011 08:32)
Ka ampodio izy dia tsarao e.

Ho hita eo ny tohiny.

Tahotra no betsaka... surtout hoe ny TGV no miteny hoe aza avela mody Ravalo lolll
15. milamm ( 21/06/2011 11:18)
ary le wui zany misy vava fa tsisy lojika firy efa ita les io lavanify sy ny fat fa mpanendaka sy mpamono olona mitsatsaka de avo vava toy ny gisalahy mangalaketsa a oe ho avy ny tompotrano miaraka @ vahiny mpanaramaso sy miantoka ny fiarovana azy lool avy nandrehoka nitsilany lavanify sy ny faty de ny hafa no ampihorohoroany oe nanao izany , . matahotra ny masony nefa nividy ny lohany... ka raha mavozo
Disadisa @ tsy fahaizamitondra /leadership crisis no mahatonga ny tsy fankatoavana na eraky Madagasikara( grevy sy firotsahana andalambe) na hatrany ivelany (2009-2011)
io no tena Olana

efa nolazaiko tatsy ambadika 1 mande zay ty manaraka ty nefa averiko
- Ny biby tsy manandoha tsy mandeha, fahaizamitarika ho modely mitsinjo lavitra sy miahy ary manabe ny sarababembahoaka izany
. Ilaina ireo arofanina satria raha tsy nandray ny andraikiny izy ireo teo aloha dia izao vokany jinjaina @ izao fotoana izao no mipaka @ fiarahamonina rava sy mihamahantra, tsy maintsy misy mpanaramaso izy ireny fa tsy oe masimandidy manao2 foana
Maninona no tsy misy izany Conseil Supreme de Magistrature izany( avy @ vondrony mpanao lalana voaofana @ zany tsy anotko politika ), censure de motion any @ senat sy parliament (tsy reto ct sy cst hosoka akory ary ny pds ary fitsarana tsy miankindoha @ fitondrana manaramaso ny minisitera ny fitsarana saribakoly )

. jereo eto nge ny oh. manamafy izany tsy misy hafa ny nahazo nosintsika hatr@ 1896 ka hatr@ zao i Atoa Ravalomanana ihany( miala tsiny manonona anarana fa tsy mpomba azy akory za fa zvmisy marina zany ) no sahy nitsipaka ny fitsabahany frantsay ny fitondrampanjakantsika nandritra ny 7 taona fa tsisy nahasahy na 1 aza nahavita fampandrosona sy fampiroboroboana haingana manenika faritra marobe de zao izy lasa sesitany @ fanonganampanjakana izao, nanana jery lavitra sy fahaizamitsinjo izy saingy tia tena koa toy reo hafa tena lehilahy
sahy mandray andraikitra tsy matahotra ny hanefa ny adidiny sy ny saziny raha diso tsy nampamono ol izy na 1 aza fa i cyrille lebany escopol anotanina ( teny navoakany moa no nilaza izany t@ fikomiana nataon'izy ireo tsy maintsy ampangaina sy hosorapotaka Atoa Ravalomanana @ vono-olona hatao na ireo sorona , i sarla mo anisany mafana fo t@ reny fis efa nilaza ny antsipirihany sasany t@ reny ankoatranzay resaketotsa ftsn , hiverina any aminy Ravalomanana ny olona fa tsy tafa le lavanify no iafarany ty kozy ty
16. darojo ( 21/06/2011 12:22)
Fa iza alou izao no tena tsisy saina é ???
Manao filazana, miantso mpanao gazety ho ao Hilton androany, fa hisy fanambaràna lehibe ataon'ny 3 mouvances hono ; dia rehefa tonga ny mpanao gazety, dia nilaza i zafigidro, fa tsy manana vaovao lehibe hambara ???? I Manoro Begisa indray no nasaina nanao resak'et..... tao! Hita mihitsy hoe tsy mahara-baovao, fa angamba ho tapaka lalan-drà ireo lalimanga ireo, raha vao handre ireo amendements nataon'i SADEC vao nivoaka androany!!!!!! hihihihihihihih! Mody i Dada! "Sans conditions"!!!! hihihihihihihihihi! Ny HAT ihany no tompon'ny fanapahan-kevitra farany mikasika ny fodian'i dadanareo! Andraso eo i Paoly (i Marc mantsy éééé) Voafàhan-dalitra indray ny lalimanga!!!! Mbola aiza anefa ny hanjo anareo ééééé!
17. milamm ( 21/06/2011 13:49)
eee mirefarefa b zany valiteny zany tsy Zafy tsy Atoa Ravalomanana no nanao fanambarana oe mahazo mody izy fa ny sadc ary ny vahoaka no tompoteny farany na faly iza na tsia . Mazava fa olona tsisy hafa @ fat sy ratsiana orana no mpilaza ny oe mbola aiza ny ahazo anareo ? nahoana fitondrana tsy ekembahoaka na voafidy no milaza izany sy reo mpilelaka ny fangetorany satria arovany ireo milisy , mindef, cemgam, emmofat, dgie zandary satria
- voagejany reo mpikarama an'ady mpivarotra tanindrazana na io camille io aza anisany ny zo sy ny fahafahany rehetra olomboafidy isantsokajiny, solombavambahoaka , ny tena HCC sy fahampalalambaovao
( militaires serviteurs d'armes contre ses citoyens et la Nation fa tsy serviteurs de la Nation ).
- mitombo ny tsy fitiavany olona ny fat noho ireo tsikombakomba fanaony @ reny tsy valahara
- miahamiataka aminy lavanify ireo nanaraka azy fa ho ratsy ny raharaha, de eo @ zay no anomboka ny raharaha tsy ho voatana tsony io fa mihamitombo njay ny miandry fiverenany Atoa Ravalomanana, soa fa fantatry ty filoha voafidy ty ny risk miandry azy (famonoana ankitsirano toy niseho Itpkl Ratsimandrava 75 satria tsy ho voatazona any ampigadrana izany) nefa Sahy izy ka andraso erahamahita eo
18. bazylou ( 21/06/2011 14:47)
ka na iverina na tsy hiverina na ampodina na tsy ampodina dia efa vitan'ny tgv ny baolina e.
Tsy ny fiverenany le8 sy ny fidradradran aazy esty sy eroa akory no ampiova inona.
Le dadanareo efa maty hozatra sy lany bala ao rsa ka miady mafy anandevozana gasy vaovao sy angoronana harena vaovao indray.

Asakasak'izay hihinana sy hiaro azy aloha e,
Izahay tsy mila olona ohatr'ireny

beuuurrrkk
19. milamm ( 21/06/2011 16:03)
aza misaoal kalo bazy, ho avy izy fa tsy oe efa tonga. Matoa mahasarika sain'ol marobe toy zao atr@ bazy milaza tsy mila an Ravalomanana de misy antony mbola manana ny lanjany izy zany eo @ fiarahamonina politika sy sosialy na ao Mdg na aty ivelany lool aleo azava fa za tsy mpomba na mpanohitra azy fa mankasikatra ny fiverenany hiatrika fanotaniana sy anazava ny andraikiny nandritra reny hotakotaka voalohandohany 2009 reny ka atr@ 17 mars 09 andrasany rehetra aminy zany ary vonona izy ho azo resahina koa reny vonomoka 07 feb sy 26 jan 09, afera total sy hazo sarobidy sy fampihorohoroana ny firenena miseho 2009-2011 mitohy zao ? tsy ny fat akory manapaka ny fitsarana @ zany fa ny TPI , misavovona ihany olana atrehany foza ary itombo ny lonilony fiarahamonina ifototra @ izy reo noho ny disadisa naterany( tadidio bazy reo miaramila votany reo nanomboka ny 72-09 no anisany nampisavorovo ny fitondrana nifandimby, fitaovana fanonganana fanjakana sy fametrahana ny lalanan'i baroa mbola ivadika @ lavanify izy reo na de tambazany otran'in aza jereo tsara, mpibizna reo )
20. milamm ( 21/06/2011 17:33)
ny manandevo ny gasy sy mangorona de tsisy nahavita ny vitany lavanify sy ny fat tony vozongo tony aza miaiky mintsiny José Ribeaud ny ol foza ihany no mora sasana loha @ zany resaka fankahalana an Ravalomanana zany

http://madalibre.wordpress.com/2011/03/19/desastre-politique-et-social-a-madagascar/

ny toejv otranzao no tokony azavainy ny fatin'alika fa Atoa Ravalomanana no mampanofy ratsy sahady azy reo, le ol aza mbola tsy eo defa mikrapaka doly ny jiolahy nahavanondoza lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6335