TANDREMO DADA A FITAKA BEANLE BITRO NDRAY IO ...
21. andrywui
(
21/06/2011 23:10)
Tadidio tsara ko anefa fa fanjakana mijoro aradalana ,ary manana ny fiandrianany i m.car ka tsy ho baikon ny atsy n'a aroa, ny manoro hevitra azon ny firenena hafa atao fa ra mokondoha s'y sandry basy no entina hibaikona eto d tsy zay le izy ,ka tsisy handidy. ny faty mitsy rah hipetaka ani dada ry lavanify fa tsy maintsy vavahady fito sosona
22. darojo
(
22/06/2011 10:33)
Fa iza no matahotra ??? Raha tena lehilahy, sy miseho ho manan-kery ny dadanareo, dia efa tonga teto ôtr'izay! Kanefa satria be vava fa fohy fisainana sy kanosa, dia sahy mody! Raha tena natanjaka izy : naninn no niverin-dalana (ni-tourne) teny @ Aéroport Afrique du Sud, fa tsy sahy nandeha ???? Izay no maha-fozat-ay azy !
Vao omaly ny omaly no nidradradradra tetsy Carlton hoe : 'tsy maintsy ekena izay amendements apetraky ny SADEC!"
Vao nivoaka anefa ilay amendement dia milaza indray fa voafitaka : izany no halehany rehefa tsisy saina! Ataovy ihany io be vava io é!
Dia aôna izany zao ???? Ompaina sy holotoina indray ny SADEC vao avy notehatefina teo ????
"Retour sans conditions!!!!" hihihihihihihihihihi!

23. hery
(
22/06/2011 10:50)
1. Sao de tsy maharaka ny zava-nisy marina ary nareo. I Ravalo anie ka tsy navela niditra satria nandefasana NoTAM e! Izany hoe notenenina daholo ny compagnies aériens rehetra hoe aza mitondra an'io olona io fa raha vao mitondra an'io olona io ianareo dia tsy afaka mipetraka eto Madagasikara ny fiaramanidina. Ka tsy afaka nitondra azy intsony ny fiaramanidina satria tsy hotafiditra. Raha tena tsy matahotra ny HAT dia tsy nandefa NoTAM dia amin'izay izy noraofina fotsiny teny Ivato.
2. Momba ny decision-n'ny SADC. Misy retour non conditionnel-n'i Ravalo ilay ammendement. Fa tsy ampy satria be dia be ny zavatra tsy ara-dalàna tamin'ilay Feuille de route. Tsy ny fiverenan-dRavalo fotsiny no tena important fa ny fisian'ny tetezamita to teny amin'ny Malagasy rehetra mba ho afaka hikarakara fifidianana tsy mitanila.
jereo tsara fa ity ny sombin'ny ammendement nataon'ny SADC izay manamafy tsara fa urgent ny famelana an-dRavalo hody

Les Autorités de Transition doivent créer aussitôt que possible les conditions nécessaires pour le retour au pays de tous les Citoyens Malgaches en exil pour des raisons politiques, y compris Monsieur Marc Ravalomanana. Monsieur Marc Ravalomanana ne pourra rentrer à Madagascar qu’après l’instauration d’un environnement politique et sécuritaire favorable. En conformité avec la loi et les normes internationales, les Autorités de Transition doivent développer et promulguer d’urgence les instruments juridiques nécessaires afin d’instaurer aussitôt que possible un environnement politique et sécuritaire favorable pour assurer la liberté politique de tous les Citoyens Malgaches dans le processus inclusif de transition, débouchant sur la tenue d’élections libres, justes et crédibles.
24. milamm
(
22/06/2011 23:55)
tsy mandany andro @ reo efa voasasa loha tsy misy tanjona otrany izy telo mitsamm bazy darojo, wui reo tsy misaina afatsy ny ahavoa an Ravalomanana ry zalah, adiny zareo sy Atoa Ravalomanana zany ka tsy idirako .
fanotaniana @ zao fotoana de oe anao kopy soroka anaraka le rangopohy teny ivato iny v i lavanify, ratsiana orana, camille sy reo rasil mpioko miaro azy sa ihaino an'i gueant t@ fihaonany izy sy jupe farany teo niteny oe araho zay voalazany sadc ?
ra zay manko defa mankahatra ny fanelanelanany sadc zay itazona ny teniny koa fa ho tanterahina tsy misy atak'andro io amendment io ho hita eo ary ny lanjany ratsiana orana .
inona marina no ahatahorany reto fat reto ny fiverenany Atoa Ravalomanana ? satria raha tena olomeloka izy tsy hitolotena ftsn zany ary ho sakanana ny fahatongavany ( tsy zarany foza ary v manatona ho raismpotsiny e )

25. darojo
(
23/06/2011 05:09)
"milamm" : zé ra8 devoly ve no hampanofy ratsy anay ??? Sanatria any izany! Ireny no tena manana toe-tsaina mirefarefa amin'ny tany, sady tsisy saina toa anao! Fa adinonao angaha ny teny nataon'i Mamy kisoarivelo fony vao tonga teny Ivato hoe : "mody sans conditions i ra8"??? Hafa ihany ny toe-tsaina lalimanga : mimonomonona pour rien! Mitolona pour rien! Apondra mantsy, ka atao "a droite", dia lasa ; atao "a gauche", dia lasa! tsy manantsafidy satria voa-ozona toa andevo ééééééééé!
26. milamm
(
23/06/2011 13:20)
zao le izy de aza manambe tsony avy eo misy fanotaniana mila valiny reo ambony reo valio kalo de zay fa tsy fanaovana tsenjery maimbo reo ol tsy tianao manokana no adihevitra eto. Mazava zay, ny misy saina na tsia de noporofoinareo 3 mitsamm teto fa aminareo ny saina samy manana fa toerana misy azy io no diso( aminareo any aoriana zany manarabody toa an'i lavanify andevony voaozony sarko ) raha manatsaina lavitra noho i Atoa Ravalomanana lisany de efa nofidiany ol (lasa filohampirenena) na nisongadina teo @ fiarahamonina ny zvbitany lisany, raha misy mo de lazao anay eto oe iza @ nareo na in, fankahalana ranofotsiny dia mahandrasa ftsn ny tody tsy misy fa ny atao no miverina. Mbola amafisiiko ihany raha mahay manoratra lisany fa tsy mahay mamaky teny tsy mpomba na mpanohitra an Ravalomanana ny tenako fa maniry ny hiverenany
27. bazylou
(
23/06/2011 17:21)
ka tsy maintsy ho izao no valiny rehefa tsy misy mandray andraikitra e. rehefa samy kamo be tenda daholo dia aza gaga fa efa namidin'i le8 mbamin'ny tany 1.800 000 ha anie , hoy le courrier international e,
Inona no tinareo , bois de rose lafo lasan'ny sasany sa ny tany amina million d'ha namidin'ny le8??

28. Veloo
(
23/06/2011 17:55)
aleo lety apetraka eto mihitsy ilay nalefan'i milamm a
José Ribeaud, journaliste, spécialiste de la grande île, tire un bilan des deux ans au pouvoir de l’autocrate Andry Rajoelina, qui prétendait démocratiser le pays. Résultat, les caisses sont vides, le pillage des ressources et la terreur règnent en maître.
Le 17 mars 2009, un putsch mené par un quarteron d’officiers malgaches contraignit l’ex-homme d’affaires Marc Ravalomanana à abandonner le pouvoir et à s’exiler. Pendant sa présidence (2002 à 2009), il s’était attiré l’antipathie de la France, l’ancienne puissance coloniale, et la colère d’une large frange de ses concitoyens qui lui reprochaient de confondre ses propres intéréts avec ceux de la nation. Un jeune francophile à l’ego démesuré, Andry Rajoelina (36 ans), maire de la capitale Tananarive et instigateur du coup d’Etat, s’empressait de monopoliser le pouvoir. Il voulait, clamait-il, gérer la transition et organiser des élections. En deux ans de gouvernance chaotique, de promesses reniées, d’accords non appliqués, cet «enfant capricieux» comme le qualifie un diplomate français a précipité la grande île de l’océan Indien dans une crise économique, sociale, humanitaire et écologique sans précédent.
Le pouvoir d’achat de la population régresse, le chômage de masse explose, l’analphabétisme progresse, les caisses de l’Etat sont vides, les grèves du personnel enseignant et administratif s’étendent, les prix des produits de première nécessité augmentent, la santé publique se dégrade, le tourisme stagne.
Les bailleurs de fonds internationaux et les investisseurs étrangers désertent l’île en raison de l’insécurité, du racket, des pillages et de la corruption omniprésente. Plusieurs gouvernements retirent ou ne remplacent pas leurs ambassadeurs. L’Union européenne, l’Union africaine et les Etats-Unis ont pris des sanctions à l’encontre de Rajoelina et de ses affidés. Le FMI a suspendu son aide et la Banque mondiale a abandonné le pays à son sort. La France joue, dans cette tragédie, un rôle ambigu. Le président Sarkozy a convenu qu’il s’agissait d’un coup d’Etat mais, sans la complaisance des diplomates français, le président putschiste aurait déjà dû plier bagage.
Toutes les tentatives de médiation de la Communauté de développement de l’Afrique australe (SADC) mandatée par l’Union africaine et toutes les propositions malgaches de sortie de crise achoppent sur l’intransigeance de l’impulsif et versatile autocrate. Quiconque s’enhardit à suggérer des solutions pour un retour à l’Etat de droit est traîné devant la justice. Ainsi, le professeur Raymond Ranjeva, ancien vice-président de la Cour internationale de justice et ancien recteur de l’Université de Tananarive, doit répondre de «complicité dans un complot pour atteinte à la sûreté de l’Etat». Son délit: la publication d’une feuille de route pour sortir de la crise. Ce sexagénaire intègre bénéficie d’une exceptionnelle aura internationale. Il pourrait former un gouvernement d’union nationale constitué de techniciens et de technocrates sans appartenance politique. Cette équipe serait chargée de gérer les affaires courantes, de rétablir l’ordre constitutionnel et d’organiser des élections parlementaires et présidentielles libres, transparentes et supervisées par des observateurs étrangers. Un tel processus démocratique est irréalisable avec les quatre mouvances qui se disputent la présidence, les ministères et les quelque trois cents formations politiques qui aspirent à des postes rémunérateurs. Pour preuve, les bisbilles et refus provoqués par la plus récente feuille de route négociée ces jours derniers par le médiateur africain.
Récemment, le président autoproclamé a prétendu avoir échappé à un attentat. Mais personne, à part son chauffeur, n’a été témoin de cet inoffensif guet-apens. La psychose du complot est prétexte à des arrestations arbitraires, des inculpations fantaisistes, des perquisitions brutales, des interrogatoires musclés de journalistes et de leaders de l’opposition. L’armée est désorganisée, divisée, politisée. La récompense promise aux officiers supérieurs aux ordres du pouvoir arrive sous forme d’étoiles de général. Certains se mutinent. D’autres s’adonnent à un trafic illicite de bois précieux: bois de rose, de palissandre et d’ébène. La direction du zoo de Zurich, qui finance depuis 15 ans la protection d’un parc national sur la péninsule de Masoala, affirme que des milliers de personnes détruisent et pillent la forét pluviale en toute impunité. L’agence américaine pour le développement international (USAID), principal donateur pour la protection de la biodiversité à Madagascar, constate que des centaines d’arbres sont coupés chaque jour dans des foréts protégées puis exportés vers la Chine.
Il y a eu en novembre dernier l’adoption par référendum unilatéral d’une nouvelle Constitution qui légitime le coup d’Etat et fait de la justice un instrument du pouvoir. Mais ce n’est pas la proclamation de la IVe République qui soulagera la misère des quelque 20 millions de Malgaches. Ceux-ci attendent des autorités qu’elles rétablissent les libertés civiques et l’ordre constitutionnel, relancent l’économie, luttent contre les injustices sociales et fassent bénéficier la population des produits de l’exploitation par des compagnies étrangères des hydrocarbures et des gisements de minerais précieux.
En deux ans, Andry Rajoelina a fait la démonstration de son incompétence dans la gestion des affaires publiques et de sa répulsion à consentir des compromis pour rassembler les forces vives du pays. Avant-hier, il a reconduit au poste de premier ministre Camille Vital, un général à ses ordres. Il l’a chargé de former un gouvernement prétendument d’union nationale. Ce remaniement ministériel est boycotté et déjà contesté par les principales mouvances de l’opposition. La classe politique démontre une fois de plus son incapacité à surmonter ses dissensions et à s’unir pour sortir Madagascar du cycle infernal du sous-développement, de l’insécurité et de la misère.
José Ribeaud

29. andrywui
(
24/06/2011 11:10)
Ka hitampoko ,hitampirenena ,s'y zao tontolo zao mitsy kosa ane ry zareo mpiondana n'y vono olona ,halatra des milliards, fanambaniana tanindrana s'y n'y ambany tanana ,fanodikodinana taninoul ,..etc etc fanaon i dada de mety zay ko no mahatonga n'y vahoaka otran'ny tofoka b amn dada e
30. milamm
(
24/06/2011 11:41)
mianara mamaky teny les wui vao manoratra a lol, sady ela karazany miaina ny lasa fa tsy ny ankehitriny efa 2011 zao io lazainy io zongo mpanao gazety io de mifandray " zvmarina " @ zao fotoana nenla frapy lany andro efa anarina foana oe aoka zay ty fankahalana ol ty, lasa manina an'Atoa Ravalomanana ny ol ary leo an'i lavanify sy tofoka de hirotsaka andalambe sy hitaky ny fiverenany .
Ry bazy njay tsy maharaka fa efa andraikitra raisina reny fifampiraharahana ambony latabatra sy resak'olndehibe natao maputo-gaborone reny ary io fifanarahana farany io

31. pulm
(
28/06/2011 12:20)
aza de mifanaratsy oa! izay no mbola tsy mapivoitra atsika malagasy, faly mifanaratsy eto tsy mba mijery izay mahasoa,
32. milamm
(
28/06/2011 20:07)
@ tranga ankapobeny de marina ny voalazanao pulm, m'sotra teny imaso tsy mba kilema reo nolazaiko maningana misy foana anjarany mamisavisa satria ny maha-Malagasy antsika rehetra de hambopo misy hasiny. Aleo ifanoroana fanomezankaja izany fa tsy tevatevain'izao te ampiseho azy ho maranitra noho ny hafa rehetra