raha hanao referandommm !! ...
1. andrywui
(
15/06/2011 10:03)
tokony ampodiana amin'ny lafiny hafa de hafa mihitsy alou i dada ,hanotaniana azy tsara ny antony namonoany an'ireo olona bobaka be teo Ambohitsorohitra de avy eo OK ny referandomm zany ! sao manko de vao mahita azy ny oul na mahenoheno oe ho avy ndray izy defa hiomana amin'ny vato sy langilangy ireo havan'ny maty hamaly faty !
--etsy andaniny koa ny volampanjakana "des milliards" ozy ra-charles kely zay nentin'i dada niporitsaka tany swazilandy tany nividianana sipa lava nono ! de tsy maintsy mbola vao anotaniana azy tsara ko alou ny nanaovany an'ireo "des milliards ndra-charles" reo oe nataony aiza aby ??...!
--bedeb ny fanotaniana mila valiny avy amin'ny dada raha resaka hadalàna no resahina ,
ka ny tsaratsara angamba de mijannn any iany dada de mba mampiasa vola bobaka reny any ivelany any fa mahavelona azy mianakavy reny ! - zavatra vola tsy toko tsy forohana ane zany e !
---ohatra iray fotsiny ary ty : NIVIDY FORCE ONE1 , NIVIDY FORCE ONE2 ...satria be loatra le vola voavilivily !!
--de nefa ty raikalahy kely lazaindry zalah fa bitro voalavo ty ,tsy mba nividy na de tamingana DC4 iray aza mba entiny mivoaka ! - ny frais keniny sy ireo mpiara-dia aminy aza misy mitsikera !

novalian'i bazylou ny 21/06/2011 14:43
2. Noue
(
15/06/2011 10:22)
andrywui:tena efa very tadidy ialaha wiwi aaa ! ndana lesy i kelifingotra lavanify mandataire an'iny von'olona iny hanontaniana fa inona koa aza ity lazain'laha ity eee ????
tokony ampodiana amin'ny lafiny hafa de hafa mihitsy alou i dada ,hanotaniana azy tsara ny antony namonoany an'ireo olona bobaka be teo Ambohitsorohitra
3. papala
(
15/06/2011 10:39)
-- [de nefa ty raikalahy kely lazaindry zalah fa bitro voalavo ty] , io lay tena mpandavaka ny harem-pirenena mody tsy mividy nefa tsy manaiky raha tsy nandeha t@ fiaramanidina manokana?
nandaniana oh???????
nandaniana oh???????
4. papala
(
15/06/2011 10:56)
I DADA NAHAVITA NY ADIDINY DE TSY MAINTSY HO TSAROVANA FOANA NY AMINY!!!!!!!
- des milliards???? tsy mba nahitan'ireny CUBOTTA nampiasain'ny tantsaha reny angaha nareo?- ny làlana firy KM no namboariny? - NY zezika mora? ary ty no tena tsy tantin'ny boakely, EFA NANERANA AN'NY MADAGASIKARA NY MAGROS.HAHAHHA! nahavita trano fitehirizana vary ho fitsinjovana izy. noho izy COMMERCIAL matsilo saina de nampianatra ny fiompiana OMBY VAVY BE RONONO, ka iza ndray zao no malagasy TSY MAHAY YAOURT? LASA MPIVAROTRA YAOURT daholo reo zay nopotehin'ny LAY LAVANIFY BITRO VOALAVO IO Ny orinásany.hihihihihihi!!!!!!!!!
MBOLA HO TOHIZAKO RAHA ILAINA ZANY AN!!!!!!!!!
- saika adinoko ary nadikan ilay bitro lay boky MAP nataon-dRa8.

5. m.i.s.a
(
15/06/2011 16:54)
torakovitra ny foza mitady ho latsaka anaty pataloha ny maloto vao maheno hoe afaka mody any antanindrazana Ravalomanana !!!! zany ny aina ka te hanao ra foza a ! dia mihomana fa raha hisy ny referendum na fifidianana dia efa voapitika rajohell sans kalité !!!!!
6. andrywui
(
16/06/2011 09:10)
Tena marina zany !!! Hinanengennn amzay io RajoHell io , noue à zah ane mba mampita hafatra sy vaovao fa auteur donc tsy tokony ahontsanlah zah ... tena mandataire nreny vonoolona reny mitsy io bitro lavanify io ka, rah n'y vaovao reko aza de toa izy mintsy en personne hono no namely mitraillette ny akamany teo reny ,fa politika daolo ony za-y ,, ,,,huhuhuhu adala le bitro ka !!!
7. andrywui
(
16/06/2011 09:16)
Ny teniko fotsiny oa de so mapalaelo i dadatsika rah miditriditra eto amn tanana eto ka aveo savoritahan ny oul fotsn eo ...zay le izy,, huhuhuhu
8. andrywui
(
16/06/2011 10:03)
Ny havan'ireo maty bobaka be novitainy ane no hanotsana azy fa tsy de ny fanjakana loatra e
9. papala
(
16/06/2011 12:20)
tsy efa nomen'ny filohanareo bitro lava nify onitra 200 000ar isam-bolana ve ny havan'ireo maty notifiriny e! de avelao dada hody.
10. andrywui
(
18/06/2011 10:20)
an an an papala a !... tsy filohanay zany iny bitrolahy iny ka !!! huhuhuhuh diso be enao !
ataoko innn kou ze boay kely mbola kakapatalou iny !!
hay mba nanome 200.000ar isambolana ho an'ny voatifitri dada kosa zany lery (otrinnn mou zany 200.000ar zany?? ) 200euro ve ? ...mba betsaka iany zany no nomenlery kah ! ....ary dada ilay tena tompokeloka koa tokony mba handoa na de mba hampitonitony an'ireo havanireo matiny aza ka !!! de sur fa mety ho ampidirin'ny oul antrano izy raha mandondona !!!
io ane ry zalah azo ekena hoe mahazo miditra , mahazo miditra fa refa tonga amzay vao paingorina atao sakoroka eran'ny tanana e tonga de mitovy amin'ny vahoaka rehetra nanao fahadisoana no hitsaràna azy de zay vao hita eo oe afaka manao fifidianana sa alefa ary amle vavahady fito sosona !! huhuhuhuh

11. bazylou
(
21/06/2011 14:43)
misy fanazavana kely ry andrywui, 200000 ar mira 1 000 000 fmg, fa tsy hoe 200 000ar mira 200eur,
efa tsy any tsony izao ny baolina e, efa vita