Mozilla firefox sy ny windows7

1. tslem ( 15/06/2011 10:44)
Manahoana dholo, hono ho aho ny mozlla firefox ve compatible @ windows7(64bits) sa tsy mety?misaotra indrindra.
répondu par tslem le 30/09/2011 09:37
2. nilex ( 16/06/2011 07:59)
Mety mihintsy izany fa tsy tokony hisy olana .
3. tslem ( 17/06/2011 10:24)
Misaotra namaly fa saingy zava-doza no navoakany, izao foana no miseho :

La connexion a été réinitialisée.
La connexion avec le serveur a été réinitialisée pendant le chargement de la page.
Le site est peut-étre temporairement indisponible ou surchargé. Réessayez plus tard ;
Si vous n'arrivez à naviguer sur aucun site, vérifiez la connexion
au réseau de votre ordinateur ;
Si votre ordinateur ou votre réseau est protégé par un pare-feu ou un proxy,
assurez-vous que Firefox est autorisé à accéder au Web.

ialohavan'ny triangle mavomavo misy tsoraka maintimainty ao anatiny,ka asa zany zao oe inona no atao nefa ilay IE9 koa mandaguinn be.
4. methode ( 17/06/2011 16:13)
Ny ahy izao windows 7 sy Firefox Mozila no ampiasaiko rehefa miditra eto! Mandeha tsara! Tsy misy olana hatramin'izao sady toa maivana kokoa ny connexion!
5. nilex ( 16/08/2011 13:58)
Olana efa mpitranga io ka,mila jerena tsara aloha ny config ny réseau internet nao hoe mety tsara ve? marina tsara ve ny dns,ny passerelle ve mety tsara,ny parfeu ve efa désactivé ?Mahita ny dns ve ny machine anao.(dns ny fournisseur internet io resahiko io an).Fa raha mahita dns izy mantsy dia tokony hahazo internet ianao.Fa raha toa kosa tsy mahita dns dia misy olana mihintsy eo anin'ny resaka connexion nao mila verifiena.Ny mozila sy ny win 7 mantsy tsy tokony hametraka olana.Tokony hiala izany ilay tsoraka mavomavo iny,mety koa anefa avy any amin'ny fournisseur mihintsy no misy olana réseau an.Antsoy izy no tena aingana dia atorony eo ianao.
6. hery ( 30/08/2011 13:12)
Ary raha manandrana Google Chrome?

Izaho mpampiasa Firefox fa izao manjary mampiasa Chrome afatsy amin'ny zavatra sasany ihany.
7. tslem ( 30/09/2011 08:56)
Tena fanina aho fa tsy mety koa ilay google chrome, ny mozilla firefox nolazainy fa expiré hono dia no désintallé-ko,avy eo no ré-installe ndray dia izao no zavatra navoakany:

[URL=http://imageshack.us/photo/my-images/717/ieimpossible.png/][IMG]http://img717.imageshack.us/img717/49/ieimpossible.th.png[/IMG][/URL]

Uploaded with [URL=http://imageshack.us]ImageShack.us[/URL]


[URL=http://imageshack.us/photo/my-images/11/rapderespb.png/][IMG]http://img11.imageshack.us/img11/3162/rapderespb.th.png[/IMG][/URL]

Uploaded with [URL=http://imageshack.us]ImageShack.us[/URL]

[URL=http://imageshack.us/photo/my-images/856/diagnostique.png/][IMG]http://img856.imageshack.us/img856/9774/diagnostique.th.png[/IMG][/URL]

Uploaded with [URL=http://imageshack.us]ImageShack.us[/URL]

dia asa ry zareo oe inona no tokony atao fa tena tss, tsy afaka mijery youtube, dailymotion sns....mihitsy amin'ity IE ity nefa ny IE 9 koa hono tsy mety @ ilay 64bits !!!!

8. tslem ( 30/09/2011 09:37)
Ny tena hitadiavako vahaolana koa dia lazainy fa tsy ni-détecte problème ilay windows dia inona no tokony ataoko.
Fanontaniana iray hafa: inona kay azafady izany hoe DNS dia aiza no hijerena sy hanamboarana an izany.Msaotra betsaka anareo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2893