Loterie nokarakarain BILLGATES LOTTERY FONDATION

1. fejere ( 12/06/2011 03:34)
SAIKA MBA HANONTANY ARY MILA FANAZAVANA AHO AZAFADY fa misy namana mpiaramiasa akaiky , miasa saina izy ra- nahazo mail avy any amin' ny BILLGATES LOTTERY FONDATION. Voasoratra ao am le mail fa anisan voafidy tamin alalan'ny tirage au sort ny adiresy electronique professionnelle an'azy ka nahazo vola be izy.Loterie karakarain MS WORD BILLGATES LOTTERY FONDATION sy ny mpikambana(associé) ao aminy le izy ka eto Afrika no nanatanterahana azy tam ity taona 2011 ity.
Fanontaniana hoe mitombona ve le loterie , ary mety misy ve olona nahafantatra fa nisy efa nahazo tamin'zany Loterie izany, voasoratra ao mantsy fa isantaona no atao ilay Loterie ary isaky ny continent no hanaovany azy . Misaotra indrindra mamaly.Ra misy mahalala inona no tokony hataony sy tsy hataony?
2. nofinofy ( 12/06/2011 14:54)
SCAM SY ARNAQUE
Mba mailo re fa na dia mahantra toy inona aza, tsy tokony ho voajono amin'ireny. Asikao amin'ny google ilay texte dia jereo, fa efa misy olona maro voa tamin'io.
Ny olona efa nahazo aloha mbola tsy ,ahita aho, fa ny efa voa no mahalala maro aho.
TANDREMO E!!!!!!!
fejere:

SAIKA MBA HANONTANY ARY MILA FANAZAVANA AHO AZAFADY fa misy namana mpiaramiasa akaiky , miasa saina izy ra- nahazo mail avy any amin' ny BILLGATES LOTTERY FONDATION. Voasoratra ao am le mail fa anisan voafidy tamin alalan'ny tirage au sort ny adiresy electronique professionnelle an'azy ka nahazo vola be izy.Loterie karakarain MS WORD BILLGATES LOTTERY FONDATION sy ny mpikambana(associé) ao aminy le izy ka eto Afrika no nanatanterahana azy tam ity taona 2011 ity.
Fanontaniana hoe mitombona ve le loterie , ary mety misy ve olona nahafantatra fa nisy efa nahazo tamin'zany Loterie izany, voasoratra ao mantsy fa isantaona no atao ilay Loterie ary isaky ny continent no hanaovany azy . Misaotra indrindra mamaly.Ra misy mahalala inona no tokony hataony sy tsy hataony?
3. hery ( 17/06/2011 03:48)
Raha te handany andro dia azo valiana ihany ireny... fa tsy maintsy ho tonga amin'ilay hoe mila manome vola toa izao ianao hikarakarana azy... tonga dia teneno hoe, avancer-o any fa efa hahazo vola be ihany aho dia mora ho ahy ny mandoa azy. Teneno mihitsy hoe aloako 10 heny ny anao rehefa azoko ilay vola. :-)
4. Noue ( 17/06/2011 05:42)
ny tena loza @ io dia raha mamaly ianao dia angatahany ny numerao kaontinao hoe alefa @ io ny vola beeeeeeeee !!! dia eo ianao no tratra eee ! sady lazainy fa tany afrika no nanaovana azy !!! mailo zareo aaaa ! firifiry no efa tratran'io ??? kay ny kaontinao no lanin'zareo eee
5. darojo ( 17/06/2011 12:40)

Noue:

ny tena loza @ io dia raha mamaly ianao dia angatahany ny numerao kaontinao hoe alefa @ io ny vola beeeeeeeee !!! dia eo ianao no tratra eee ! sady lazainy fa tany afrika no nanaovana azy !!! mailo zareo aaaa ! firifiry no efa tratran'io ??? kay ny kaontinao no lanin'zareo eee


Marina daholo ireo voalaza rehetra ireo. Ary ao Afrika no tena mpisoloky manao an'ireo, na dia lazainy fa any @ toerana hafa aza no mpandefa ny taratasy. Efa nisy reportage naneha tao @ VIVA mikasika an'io, ka mitandrema, indrindra indrindra ny manome numéro de compte bancaire, na adiresy, fa dia eo ianao no raisina! Vitany hatramin'ny mangalatra sy maka tàhaka ny logo-n'ireo Banky rehetra misy eto!
Tsy io BILLGATES LOTTERY FONDATION io ihany, fa misy koa COCA-COLA, sns....
6. Noue ( 17/06/2011 16:30)
ahahahahahaha ! dia mba jereo ko ity eeee ! io ko ny mailaka vao voaraiko !!!

NOTIFICATION DE
GAIN LOTERIE 2011

FONDATION BILL ET HILLARY

Nous venons par le biais de cette notification vous

tenir informer, que vous faites partie des lauréats mondiaux.. Et donc

bénéficiaire de la somme de 250.000euros.

PROCEDURE DE REMISE DE GAIN

Veuillez envoyer par mail les informations vous concernant sous

7 jours a l'adresse électronique de Maître MICHEL BASIE

Huissier chargé de vous indiquer les conditions générales de

remise de votre gain.
(+22) 566 131 747

(+22) 557 948 390

Contact direct de l'avocat : maitre.michelbasie@hotmail.fr

VEUILLEZ TROUVER EN PIECE JOINTE VOTRE NOTIFICATION DE GAIN :

FONDATION BILL & HILLARY CLINTON

FÉLICITATION ! ! ! ! ! ! ! ! ! ! FÉLICITATION ! ! ! ! ! ! ! ! ! ! FÉLICITATION ! ! ! ! ! ! ! ! ! ! FÉLICITATION ! ! ! ! ! !
Cordialement,

Mr Eric Holder

Sécretaire adjoint de la justice sous bill clinton.


mailo oa eee !! zao no tena atao oe ARNAQUE !!!!! misy pièce-jointe io aaa ! dia raha sokafana dia mangataka ny RIB izy hoe fenohina io ttsy io !!! sao dia mihevitra aza ry zareo fa paiso daholo ny olona ka hinohino zay lazainy eo ??? avy dia lasa any @ spam eeee !!!
7. andrywui ( 18/06/2011 10:15)
slt noue ! innn zany mailaka zany ry noue ??
8. darojo ( 20/06/2011 06:06)

andrywui:

slt noue ! innn zany mailaka zany ry noue ??


Salut daholo indray é!
Ity koa misy santionany iray :


Masquer les détails Gaillard Ghislaine Gaillard Ghislainegailliard-ghislaine@sfr.fr

Envoyer un courrier électronique
Rechercher un message électronique Ajouter aux contactsÀ gailliard-ghis@live.fr
De : Gaillard Ghislaine (gailliard-ghislaine@sfr.fr)
Envoyé : sam. 18/06/11 22:46
À : gailliard-ghis@live.fr





Bonjour,
Je vous contacte de la sorte pour sollicité votre accord pour la réalisation d'un projet face a l'humanité.
En effet je suis Mme GAILLARD Ghislaine de nationalité française Ex Consultante en République du Bénin. Je souffre d'un cancer du cerveau et le diabète ce qui m’a poussé à venir me soigner ici à (LONDRES). Pour aller droite au but j'aimerais que vous m'aidiez a réalisé mes vÅ“ux le plus cher au monde qui est d'aider les enfants délaissés ainsi que les Orphelins sans oublier les sans abris. Je mettrai à votre disposition une somme de 1.000.000 € que j'avais gardé pour ce projet que je suis dans le réglé ne pourvoir le fait d'autant puisque je souffre énormément que je n'arrive méme pas à trouver mon sommeil.
Veuillez me contacter dès que possible si vous étre d'accord pour m'aider dans ce projet.
Répondez moi directement a mon mail privé au : gaillard-ghislaine@hotmail.fr
Mme GAILLARD Ghislaine.

9. librepenseur ( 27/06/2011 10:47)
Tandremo tokoa fa raha vao tsy mailo dia voajono amin'ny kely foana e!
Soa ihany fa misy ny forum ahafahana mifanontany sy mifampaka hevitra fa raha tsy izany angamba...

Ity manaraka indray misy tolotra iray, tsy scam velively io, jereo ny porofo... saingy araka ny fitenenana hoe: "Ny erikerika mahatondra-drano"

Tsidiho anie ny Tranonkala: volagasy.weebly.com
10. mauricette ( 04/07/2011 14:18)
Ary tsy ireo ihany fa misy koa le olona no mody milaza we marary voan'ny cancera efa ho faty hono ka mitady olona hanolorana ny fananny rehetra ary milaza izy fa tsaboina any @ hopital any londre .
Zaho manko ato hatramin'izao de mbola mahazo message spams toa izany rehetra izany fa avy de hataoko recheche @ google ny ahy de hitako eo .
Aza hadino koa fa misy koa le HYDRO QUEBEC CANADA mody lazain'zareo ho offre d'emploi ho an'ny jeune diplome Afric izany izy io kanefa apres ianao takiany vola ,fa lazainy we hanaovana frais de dossier hono .

Fa izao reto a, ny mailo ihany fa izay no zava-dehibe.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1885