Ekena ny tondro zotra, fa kosa?

1. diloo ( 14/06/2011 00:33)
Raha nitsipaka ny soniany ihany i andry tgv tany Maputo 1, dia tsy mila SADC.
Taty aoriana, mitomany sy manantena be ny SADC manoloana ny tondro zotran'i simao.
Izany hoe, nanjary tsy afaka ambava ny SADC fa mihevitra ny tombantombana hatolotra an'i tgv
sy ny HAT hahazoana reconnaissance.
Tonga tao Gaborone anefa, sady tsy nahazo tapis rouge no koa, mitovy lenta amin'ny ireo goaika sy voron-dolo 8 mpitarika politika Ivato, koa tsy ny maha filoha HAT no laharana protocolaire nomena azy, fa chef de file TGV.
Mipetraka ny fanontaniana, raha ilay nambaran’ny FAT fa fanaovan-tsonia sisa atao eto Sandton, nahoana no tena handanian’ny SADC andro maromaro mihitsy ny raharaha Madagasikara?
Ankehitriny indray kosa, neken’ny SADC izany fa saingy hasiam-panitsiana .Vakio:
Mais alors que la première version du texte interdisait de facto à son principal rival, l'ancien président Marc Ravalomanana --en exil en Afrique du Sud depuis qu'il l'a renversé en 2009--, de rentrer dans son pays dans le climat actuel, les leaders de la SADC envisagent désormais ce retour.
La SADC pour le retour de Ravalomanana(io dia voasoratra ao anatin’ny artikla faha 16 )
Les Chefs d'Etats présents au sommet hier lui reconnaissent également le droit de se présenter à la prochaine élection présidentielle.
Pour la SADC, chaque citoyen malgache à le droit de retourner chez lui et d'exercer ses droits fondamentaux.
Cette question du retour de Marc Ravalomanana constituait un point sur lequel l'actuel homme fort de la Grande ÃŽle semblait ne pas étre prét à faire de concession.(BBC Afrique)
Hitsipaka an'ny SADC sy ny CI indray ve izany i TGV fa afaka mody sy afaka milatsaka ho fidiana SEM Filoha RAVALOMANANA?
Sa kosa hitsangana ho tena hitler kely fa tsy nahomby ny feuille de déroute-n'i simao.
Saingy may volo-tratra ny FAT, nilaza mazava ny heviny ny minisitra FAT teo aloha Augustin Andriamananoro fa mety aminy iny « fehin-kevitry ny SADC » omaly iny, dia ny fiverenan'i Ra8 sy ny fahahafahany milatsaka ho fidiana.
Fehiny:
« Le Sommet exhorte la Haute autorité de transition (dirigée par M. Rajoelina) de permettre aux Malgaches qui sont en exil pour des raisons politiques de rentrer au pays sans condition, y compris M. Marc Ravalomanana ».

Et en plus d’autoriser le retour à Madagascar du président déchu, les 15 pays de la SADC ont émis un avis favorable quant à une candidature éventuelle de Marc Ravalomanana.

exige:« la liberté politique de tous les Malgaches (et) des élections libres, justes et crédibles » et de « ramener Madagascar à l'ordre constitutionnel »


Raha manana dignité i TGV, dia tokony tsy atahotra hifaninana amin'i SEM Marc RAVALOMANANA hilatsaka ho fidiana.
Ho kanosa anao ambo letra amam-basy ve i TGV? Sa hijoro ho tena lehilahy mendrika anaiky ny défi contre Ra8?
Hinono amin'ny france à fric ve afahanana hijanona djhatista?
Vonona andray ny TPI hanaovana ny tena enquétes mikasika ny rahaharaha 07 febroary 2009 ve, sa hanafina ny tena marina?
Tairo ny élection ary avelao ny CI no hiandraikitra azy fa tsy ny HAT.
Aoka ny 20 millions malagasy ihany no mifidy ny olona tiany hitondra ny Firenena fa tsy ny vahaoka eny an-dalambe.
novalian'i reeves ny 22/06/2011 10:15
2. andrywui ( 14/06/2011 06:32)
Ranomaso havozona nenlah letsy ty.......
3. papala ( 14/06/2011 11:56)
ho an'i diloo tena marina mihintsy ny zavatra voalazanao! fa tokony atao mafy tsara fotsiny ny fiambenana an'i ra8, fa ratsy saina ange reo tarika TGV reo nefa vitsy an'isa e! matahotra mafy an-dra8 le joelina satria tena tsy mahay na inona na inona mihintsy le joelina ity!zay zavatra ratsy rehetra nolazainy fa nataon'i Ra8, kanefany de izy daholo no nanao azy reny. tena zavadoza mihintsy no manjo an'i MADAGASIKARA noho ny tsy fisainan'ny vitsy anísa.
4. andrywui ( 14/06/2011 13:17)
de aona koa !!??

ary maninn raha tafihana mitsy izy rah tena mafy fa tsy b wawawaw eto ry diloo sakaiza manody a
5. rijadolly ( 14/06/2011 17:12)
Tsotra ny zavatra tokony atao e! aleo ny vahoaka hisafidy malalaka tsy misy sakatsakana amin' ny fomba ara- demokrasia sy ny fomba tsy hisian'ny ala-bato, raha resaka korotana no ahiana, Malagasy hendry no tanjona, Ny olom-pirenena tsirairay anie izao efa miomana handrotra-bato sisa fa efa ao am-pony ao ny safidiny e! efa vita ny propagande, toko fitaka fa ny atao efa hita. Aza manadondrona ny Malagasy fa matsilo ireo, avereno amin' vahoaka ny fahefana raha tena tia Tanindrazana, na iza izy na iza. Aza mirotsaka ho fidiana rehefa mahatsapa nanao ny tsy nety fa waina be eo no tsy mahaverim-bola satria tsy mahazo 10% akory.
6. locl ( 14/06/2011 17:28)
Hafa ihany i andrywi, mbola tsy miova foana fa jiolahimboto mandavataona.

Avelao ny olona no hitsara raha tena mazana ny TGV
7. RAR.DAGO ( 14/06/2011 18:05)
Sao dia mila ampatsahivina ny zanak'i Dada eto hoe fa naninona no tapaka ny famatsiam-bola avy tany @ fmi sy BM t@ 2008? Satria leo ny halatra sy ny fanaparam-pahefana ataon'ny dadanareo ny mpamatsy vola.
Na koa ho tanisaina eto iza avy no olona maty noho ny iraka avy tany aminy na t@ 2002 na t@ 2009?
Tsy masina na olo-marina akory i TGV ary betsaka ny tsikera azo asetry azy fa i R8 kosa efa demony maniry tandroka iny ve dia mbola haverina haninona eto indray sa anao ohatran'i Deba t@ 1995 hiverina androba indray?
8. RAR.DAGO ( 14/06/2011 18:17)
diloo:

Et en plus d’autoriser le retour à Madagascar du président déchu, les 15 pays de la SADC ont émis un avis favorable quant à une candidature éventuelle de Marc Ravalomanana.


Mba mahay mamaky teny ihany anie izahay ry Diloo koa maninona no dia mifamafy lainga ohatran'izao?
TSY MISY AN'IZANY VELIVELY ny voasoratry ny SADC. Azoko alefa any aminao ny communiqué officielle raha ilaina
9. rijadolly ( 14/06/2011 19:08)

Sao dia mila ampatsahivina ny zanak'i Dada eto hoe fa naninona no tapaka ny famatsiam-bola avy tany @ fmi sy BM t@ 2008? Satria leo ny halatra sy ny fanaparam-pahefana ataon'ny dadanareo ny mpamatsy vola.
Na koa ho tanisaina eto iza avy no olona maty noho ny iraka avy tany aminy na t@ 2002 na t@ 2009?
Tsy masina na olo-marina akory i TGV ary betsaka ny tsikera azo asetry azy fa i R8 kosa efa demony maniry tandroka iny ve dia mbola haverina haninona eto indray sa anao ohatran'i Deba t@ 1995 hiverina androba indray?

Tsy any tsony ny olana kosa e! Ny hivoahana ny Krisy izao no tokony atao. Raha izany mantsy no marina dia efa nahazo fankatoavana efa tamin' 2009 ity fitondrana FAT ty. Ny zavatra tsapa aloha izao dia hoe tsy tafavoaka mihitsy raha tsy mahazo fankatoavana, fa raha tsy izay dia miziriziry amin' hevi-diso eto satria tsy aharaka mihitsy ny hare-pirenena, hatreto aloha.
10. RAR.DAGO ( 14/06/2011 19:38)
Diso ve izany ny mialaza hoe tsy tokony hisy intsony izany culture de l'impunité izany ka tsy azo ekena intsony ny hoe adinona lava izao izay alatra vita?
Amiko aloha tsy mitondra vahaolana velively ny fiverenan'i R8 fa maika koa aza mety hitarika ady an-trano indray ka noho izany dia tokony ny vahoaka no hitsara fa tsy ny UE na SADC na UA na i ny HAT.
Ny vahoaka izany no tokony hitsara hoe mahazo miverina ve i Dada sa tsia dia miaraka @ izay tonga dia samy mandroso ny vahaolana entiny dia izay tonga voalohany mandray ny fintondrana dia vita
11. rijadolly ( 14/06/2011 20:31)
Ho aiza eo izay vitsy anisa raha mihevitra hanakorotana. Raha ny hevitro dia tsy tokony avy any amin' pomba an' ravalo na pomba an' i Andry no hanakorotana fa izay mahazo tombony amin'izao fitondrana izao satria vita hatreo ny tombony noho ny famahana ny krizy.
Aza mihevitra ny Malagasy ohatry ny any ivelany re reolona a! Hendry ny Malagasy.

Amiko aloha tsy mitondra vahaolana velively ny fiverenan'i R8 fa maika koa aza mety hitarika ady an-trano indray ka noho izany dia tokony ny vahoaka no hitsara fa tsy ny UE na SADC na UA na i ny HAT.

Ny fahazoako ny hevitrao dia hoe tsy mitondra vahaolana ny fifamela entre an' Andry sy Ravalo.Nefa anie dia ireo olona ireo ny nahatonga ny Krizy e! Noho izany izireo ihany no afaka mahamaha ny olana. Tsy mahazo fankatoavana io raha tsy misy ny fitondrana iraisana, na Ravalo irery no mitondra na i Andry irery no mitondra dia zero ariary raisina. Amboary ny saina fa izay ny vahaolana.Asory ny ambom-po, fa tsy ianao irery no ho simba fa ny Firenena mihitsy. Mifandraisa tanana. Mifamelà. Izay ny vahaolana ho an' mpivady raha tiana hiarina ny tokatrano nisy fisarahana, Misy Dada misy Mama, misy zoky, misy zandry fa tsy hoe ianao irery dia atao hoe tokatrano milamina.

Ny vahoaka izany no tokony hitsara hoe mahazo miverina ve i Dada sa tsia dia miaraka @ izay tonga dia samy mandroso ny vahaolana entiny dia izay tonga voalohany mandray ny fintondrana dia vita

Izay mihitsy fa tsy hoe tsy vahaolana ny fiverenan'izaroa na zatsy. Aleo hirotsaka izay te hirotsaka na ny tenako aza, fa an' vahoaka ny fahefana.
12. RAR.DAGO ( 14/06/2011 20:36)
ka ny Dadanareo anie raha miverina eo tsy maintsy hamaly faty e dia vao maika hikorontan'e! Dia avelao ny vahoaka no hitsara hoe mahazo miverina izy sa tsia
13. rijadolly ( 15/06/2011 03:10)

ka ny Dadanareo

Voalohany aloha dia tsy pomba an' Ravalomanana aho, indrindra amin' maha Ravalomanana azy. Fa raha mamakafaka sy mandinika aho dia lasa ohatry ny hoe mitongilana mankany ilay izy, noho ilay fahamarinana entina hamahana ny Krizy. Izany hoe misy vahaolana mety hitako izay ekeny mba hamahana ny Krizy, nefa dia mahagaga fa lavin' fitondrana ankehitriny FAT.

ka ny Dadanareo anie raha miverina eo tsy maintsy hamaly faty e dia vao maika hikorontan'e!

Fa nga nisy ratsy natao no matahotra valifaty, Mino aho fa matahotra ny vahoaka ny filoha politika rehetra eto, afatsy izay manao fangenjana ny fahafahana mba tsy ahafahany mikofoka. Koa raha ohatra hanakorotana indray izay mbola tsy milamina dia tafiditra ao anaty propagande ihany indray izany.

Dia avelao ny vahoaka no hitsara hoe mahazo miverina izy sa tsia

Amin' fomba ahoana?
14. andrywui ( 15/06/2011 07:19)
De mbola tratra ndray io ny fomba fanao mamohehatra fa hay ve ry rar.dago io gazety bean'i diloo eo ambony io ka fopla sy bombina daolo e ....de vakio fa io nahitsin i rad.dago io le izy ....de zany v ny zanaki dada d mbola avela itondra firenena iany ??????
15. papala ( 15/06/2011 10:00)
[Sao dia mila ampatsahivina ny zanak'i Dada eto hoe fa naninona no tapaka ny famatsiam-bola avy tany @ fmi sy BM t@ 2008]
SATRIA VITA ANTSAKANY SY ANDAVANY NY projet NATAO teto MADAGASIKARA niaraka t@ fmi sy ny BM T@ andron'ny RA8. ARY DE NAjanony amin'izay nanomboka teo satria olona tsy voafidy ara-dalana no nitsangana ho filoha!!!!!!!!
16. andrywui ( 15/06/2011 10:06)
an an an diso b papala !
-najann satria satria "des milliards ozy racharles" no nomen'ny vazah nefa pompindrano anakitelo no vitan'i dada !
17. reeves ( 22/06/2011 10:15)
Tsy misy afa tsy ny filatsahan'izy roalahy @ fifidianana ihany no vahaolana dia ny vahoaka ny mitsara . Ho hita eo tokoa raha tena ny vahoaka no nametraka azy t@ io toerana io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1448