ombre am ecran plat samsung

1. guant ( 10/06/2011 11:44)
bsr! hono a zafady! aona ny manala an'lay ombre hita am soratra sy am souris am ecran fa manelingelina maso be ilay iz!
inona ny option idirana fan a!
sotra
novalian'i guant ny 14/06/2011 05:18
2. AndriambyII ( 12/06/2011 19:13)
Raha misy an' ireo ombre ireo hatrany @ page d' amorce dia mety ny ecran-nao no misy voadona kely ,mila manokatra ilay appareil ianao raha izay mijery ireo pieces sy carte monitrice , izay mety ho voan' ny surchauffe , na misy circuits bloqués .
Raha eo @ page de bureau indray vao miseho ireo aloka ireo dia efa virus izay ( restauration du systeme , verification des volumes et reparations des erreurs systemes , anti-virus farany indrindra ..... )
3. guant ( 14/06/2011 05:18)
andriambyII:misotra betsaka e!so ian fa misy garantie ny machine-ko!am manaraka ndray!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.142