bsr! hono a zafady! aona ny manala an'lay ombre hita am soratra sy am souris am ecran fa manelingelina maso be ilay iz!
inona ny option idirana fan a!
sotra
Raha misy an' ireo ombre ireo hatrany @ page d' amorce dia mety ny ecran-nao no misy voadona kely ,mila manokatra ilay appareil ianao raha izay mijery ireo pieces sy carte monitrice , izay mety ho voan' ny surchauffe , na misy circuits bloqués .
Raha eo @ page de bureau indray vao miseho ireo aloka ireo dia efa virus izay ( restauration du systeme , verification des volumes et reparations des erreurs systemes , anti-virus farany indrindra ..... )