Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
vonynive ( 27/05/2011 05:59)
Madagascar : La pauvreté touche les 76,5% des malgaches
Madagascar : La pauvreté touche les 76,5% des malgaches (PAPIER GÉNÉRAL) Publié le 2011-01-28 09:57:21 | French. News. Cn Taille du texte ANTANANARIVO, 27 janvier (Xinhua) -- La pauvreté... tohiny
novalian'i vonynive ny 30/06/2011 08:42
Tokinao ( 26/05/2011 14:32)
Sao misy mahay resaka Telephone Ip : Configuration Asterisk, Ekiga
Manaona daholo nareo, Sao mba misy mahay an'ireny telephonie Ip ireny kay? Tsy izany fa izao : te hanandrana hanao réseau kely aho ato amiko. Ka ny tanjona dia ny ahafahan'ny ordinaterako na/sy tele... tohiny
novalian'i tmjjah ny 04/10/2013 06:17
perla ( 26/05/2011 12:15)
Instruments de musiques
O ry reto a, ilazao ihany zà raha misy mivarotra violon na accessoires violon, tena mbô ilaiko amin'ilay kandrako. Omeo tanana fa hainareo ihany fa tena ezaka ny mitady kandra amin'izao e!!! Sôtsa... tohiny
novalian'i perla ny 26/05/2011 12:50
RBNIR ( 26/05/2011 08:24)
AZON-TSIKA ATAO V NY MANGATAKA ANDRO LAVA MANOLONA NY ANTSON'ANDRIAMANITRA
Aleho ny Baiboly no hamaly azy: « Fa hoy Jesosy taminy: Nisy olona anankiray nanao fanasana lehibe ka nanasa olona maro. » (Lioka 14:16) « Ary naniraka ny mpanompony izy tamin'ny fo... tohiny
novalian'i rijadolly ny 10/06/2011 19:12
ravatorano ( 26/05/2011 06:23)
tompondaka erantany i Madagasikara
Araky ny fanomezam baovao avy amin ny Minisiteran'ny Atitany dia efa 317 izao no isan'ny antoko politika nahazo fankatoavana ary mijoro ara dalana eto Madagsikara ary mbola misy fangatahana efatra ao ... tohiny
novalian'i andrywui ny 11/06/2011 12:52
Arisse ( 25/05/2011 14:57)
fanalana mot de passe
Salama daholo é! Ahoana mo ny fomba fanalana na fanovana ny mot de passe @ compte Administreur na koa fampidirana compte Administrateur hafa raha toa ka tsy fantatra ny "mot de passe @ Compte Admi... tohiny
novalian'i Arisse ny 26/05/2011 07:57
aurora ( 24/05/2011 18:22)
Clip vaovao, an'i Thiaé, ao @ youtube, efa firenena 9 izao no mifaninana mijery azy ity ny fifandraisana aminy raha toa ka hijery ianareo ...fa sady nasiany diha -gasy , natao dihy ho an'i rehetra na... tohiny
novalian'i hery ny 25/05/2011 21:59
Miharena ( 24/05/2011 15:07)
Inona no azo raisina ho TENY FOTOTRA ao anaty Baiboly?
Ny tiana resahana amin'y loha-hevitra dia misy ireo Teny Fototra ao anaty Baiboly ary misy ireo tantara niainan'ny olona voalaza ao. Ataontsika hoe tantara an'arivo taona vitsivitsy no hita ao. Ny les... tohiny
novalian'i Maranatha ny 15/06/2011 07:36
Arisse ( 24/05/2011 08:12)
Fomba fampiasana ny Log. "BARTE PE"
Salut daholo ry namana é! Feno virus be 'lay Ordi. Efa nanao Scan aho,efa "nettoyage" disque C: sy disque D: aho ary efa nanao "défragmenteur de disque" ihany koa. avy eo aho nampiasa" Logiciel BARR... tohiny
novalian'i McFy ny 25/05/2011 22:00
RBNIR ( 23/05/2011 14:09)
AOKA TSY VARIANA AMIN'NY ADY HEVITRA TSY MITONDRA FAMONJENA NAMANA ISANY FA
Inty no teny napetrak'i ny Tompo, « Tsy izay rehetra manao amiko hoe: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa izay manao ny sitrapon'ny Raiko Izay any an-danitra. » (... tohiny
novalian'i Miharena ny 26/05/2011 13:03
RBNIR ( 23/05/2011 11:01)
Raha ny tenin'ny Tompo
« Fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany, dia hanampy ho anareo izany rehetra izany. » (Matio 6:33). Tokony andinin-tena lalina isika sao dia tsy arak'io ny fiainan-tsika, Moa v... tohiny
novalian'i Miharena ny 25/05/2011 15:42
cpd8910 ( 23/05/2011 02:52)
TSY MENATRÔÔÔÔÔ...AZA MIHAMBO DIPLÔME TSY ANANANA SY FIANARANA TSY NATAO RY HAROTSILAVO RAKOTOARISON, PIERROT RAJAONARIVELO, RIANA ANDRIAMANDAVY VII sns. a!
Mba mahalalà menatra! Mihambo ho Ph.D avy any Harvard ry Andriamandavy Riana VII...dia vendram-be koa moa ny mpitondra fa dia lasa Ministra lehio. Harotsilavo zara fa nanao formation continue 6 mois ... tohiny
sitlo ( 22/05/2011 07:59)
France-Afrique, NATO-Gaddafi, Saddam Hussein...
http://www.youtube.com/watch?v=GEzOgpMWnVs Efa tamin'ny andron'i Bill Clinton io video io fa hatramin'izao mbola mitombona tsara. Efa tamin'izany no hita taratra fa ho avy ny fanafihana an'i Irak sy ... tohiny
novalian'i andrywui ny 14/06/2011 06:35
ledala ( 21/05/2011 22:29)
toraka vonikazo
tstsatsetsa tsy aritra ny momba ny vaovao ao amin'ny l 'Expresse de madagascar tamin'ny Sabotsy 21 may 2011.voalaza ao fa notokanana ny tobim-piantsonana ao Mahajanga, nisy aza no nilaza fa volan'ny J... tohiny
bazylou ( 21/05/2011 18:48)
fifidianana
ka na atao amin'ny novambra na septambra io dia efa hay ny vokany e. tsy misy resaka io. FA ny zavatra tsy hainn'y mpanao polifika sasny dia i tgv izao efa voaangina ny saosy anaovana fifidianana, ny... tohiny
novalian'i bazylou ny 22/06/2011 17:47
Rasoaly ( 21/05/2011 01:37)
Ny fiafarana
Ny fiafarana dia fialana @ty tany fandalovana ity,ary fiandrasana ny fitsaran'Andriamanitra.Satria efa voalaza ao @ ny baiboly manao hoe:"any amparany any dia mbola ho avy ny Tompo hitsara ny velona s... tohiny
novalian'i Miharena ny 26/05/2011 12:45
diloo ( 21/05/2011 00:19)
Re-con non sens pour les Faty au lieu de reconnaissance de la SADC
Andaitra ve ny lobbying an'i lapinou? Afaka manindry ny SADC ve i-raJipo e, ny maorisiana, COI, OIF? Sao dia votsotra indray ilay fangatahana reconnaissance andrasan'ny FAT? Androany aloha dia votso... tohiny
novalian'i diloo ny 13/06/2011 16:20
cpd8910 ( 20/05/2011 23:22)
Harotsilavo Rakotoson, Riana Andriamandavy sns... diplôme hosoka na lainga, belazao amin'ny fianarana tsy natao.!!!! Zany ndray zao no toa lasa malaza eto an-tanindrazana
Neheno tsilian-tsofina teny hoe eny izahay momba diplôma doctorat (Ph.D) lazain'ingahy Andriamandavy Riana fa ananany (jereo post tany aloha). Nanao vérifications dia toa tsy mahita na kely akory mo... tohiny
novalian'i cpd8910 ny 03/07/2011 02:21
RUZ9 ( 20/05/2011 13:30)
NY FANAHY NO OLONA (FANALAHIDIN'NY FIVAVAHANA)
Samy manana ny heviny ny tsirairay sy ny isam-piangonana raha fivavahana no resahina. Toa tsy hitan'ny tsirairay akory fa lasa ny DOGME no tena zava-dehibe ary ny hahazo olona maro fotsiny no lasa ta... tohiny
novalian'i RUZ9 ny 22/05/2012 10:55
RUZ9 ( 20/05/2011 13:15)
HO RENDRIKA TSY HO ELA ILAY ANKOALABE
Niandry vasoka herintaona ny mpianatry ny Oniversite fa tsy mahita vahaolana ireo mpibodo fahefana mbola hiandry herintaona koa ve ireo vao ho afaka bacc @ ity taona ity? Raha mbola eo ny FAT dia ts... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.7757