Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rakri ( 20/05/2011 12:18)
développeur java
Manahoana daholo e, Mitady développeur java sy flex eto Dago ... Développeur langage objet accepté . Débutant accepté .... Alefaso cv sy ny karama @ ity mail ity : rakri@hotmail.fr Dia miandr... tohiny
daran ( 20/05/2011 11:20)
HO IRAY IHANY VE FIVAVAHANA AMIN A/TRA INDRAY ANDRO ANY?
Nivavaka i Jesosy mba ho iray ny mpianany (jaona 17:21). Ny fivavahana anefa ity to tsy mitsaha-mitombo, mifampitsikera, misaratsaraka. Dia aona no hahatanteraka ny vavaka izay nataon'i Jesosy?... tohiny
novalian'i Miharena ny 30/05/2011 16:26
Rasoaly ( 19/05/2011 13:22)
Ry Jesoa avy any Nazareta o,alaviro anay ny asan'ny ratsy rehetra sy ny forongony.Ianao ry Jesoa nanao sorona ny tenanao ho fanavotana anay mpanota,koa enga anie izahay mba hanana toetra mendrika sy h... tohiny
novalian'i Rasoaly ny 21/05/2011 01:27
Rasoaly ( 19/05/2011 05:53)
Manahoana daholo isika,tandremo ry reto fa maro ny endrika isehoan'ny asan'ny devoly eo @ fiainantsika,ka tokony samy hiezaka isika mba andositra sy iala @ ratsy fanaontsika,@ fahazarandratsy,ary mba ... tohiny
novalian'i Naouda ny 01/06/2011 21:44
guant ( 19/05/2011 05:09)
volo sy volom-bava menamena otran hoe nolokoina!
tsy ampy inona no mahatonga azy io?d aona ny traitement rapide zfd tompoko!... tohiny
Mpanazava ( 18/05/2011 15:19)
Ataovy fialofanao ny anaran'i Jehovah
EFA tratran’ny orana ve ianao, ka nitady fialofana teny ambany lavarangana? Mety ho voaro tsara ianao teo ambanin’izy io, satria orana fotsiny ilay izy. Tsy ho voaro kosa anefa ianao eo ambany... tohiny
novalian'i Mpanazava ny 27/05/2011 11:19
midjoh ( 18/05/2011 08:05)
tsy tokony efa mahazo mampirafy ara-dalàna amin'izay ve ny lehilahy ?
Statistika no miteny fa ny isan'ny vehivavy dia avo efatra eny ny isan'ny lehilahy. ka ho fanomezana fahafaham-po an'ireo vehivavy zay mbolo tsy misy mpitia dia tsy hamena tsiny intsony ny lehilahy ma... tohiny
novalian'i primorh ny 19/11/2011 11:57
midjoh ( 18/05/2011 07:58)
fille fidèle ça existe encore ? VEHIVAVY HIARAHANA = VOLA HANANANA
Ny vehivavy ankehitriny dia tena matin'ny vola! Mampalahelo sniff ! za mipetraka aty tamatave fa mahatsapa sy mahita fa raha vao misy vazaha mikôty sipa gasy dia tsy maintsy zakany.Tsy hoe ilay vazah... tohiny
novalian'i euh ny 08/06/2011 09:24
Rasoaly ( 18/05/2011 07:00)
Manahoana daholo isika
Manahoana daholo isika,mahereza mivavaka ary ankino amin'izy Tompo foana ny fiainantsika isan'andro,aza misaraka Aminy.Jesoa o,mifona Aminao izahay tamin'ny fahotana rehetra vitanay,mamindrà fo amina... tohiny
novalian'i Rasoaly ny 17/05/2011 23:08
daran ( 17/05/2011 16:21)
iza no nanangana an'i Jesosy tamin'ny maty?
Iza no nanangana an'i Jesosy tamin'ny maty tamin'ny andro fahatelo?... tohiny
novalian'i rijadolly ny 01/06/2011 17:45
RBNIR ( 17/05/2011 12:25)
Fanaovana RECHERCHE eto aminy serasera.org
faly miarahaba namana isany, Ahoana ny fanaovana recherche "mots" eto amin'ny site serasera.org? Otran'ny tsy mahita option de recherche aho raha tsy diso. Misaotra mialoha amin'ny fanampiana, ... tohiny
novalian'i RBNIR ny 24/05/2011 07:29
RBNIR ( 17/05/2011 11:04)
Raha ho avy Jesosy Tompo
Efa mba miomana sy miambina marina v isika ???? Samy ho Tahin'ny Tompo... tohiny
novalian'i sarbika ny 26/05/2011 16:43
Mpanazava ( 17/05/2011 06:01)
HOAVY MAHAFINARITRA TSY HO ELA!
«Rehefa afaka kelikely, dia tsy hisy intsony ny ratsy fanahy. ... Fa ny mpandefitra kosa no handova ny tany, ka tena ho finaritra amin’ny fiadanam-be.»â€”SALAMO 37:10, 11. [img]h... tohiny
novalian'i Mpanazava ny 20/05/2011 11:40
sitlo ( 16/05/2011 21:43)
Esy e ye ry PDG-n'ny FMI
http://www.radinrue.com/article6697.html Minisitry ny toekarena frantsay taloha tamin'ny andron'i Deba. "Premier partenaire economique de Madagascar". Saika nanolana mpamafa trano tao New York. Mita... tohiny
novalian'i 0uioui ny 31/05/2011 11:57
bazylou ( 16/05/2011 18:12)
air madagascar
faizin'ny frantsaya tao ny gasy ary tsy amelany raha tsy mividy air bus. Tsara ihany satria tsy maintsy anolo vaovao , nefaaaa....... Ilaozany mivorivory fotsiny nefa fandaniana andro izany... tohiny
rijadolly ( 16/05/2011 16:11)
KELY LOATRA NY TAKELAKA ATY AMIKO
HS kely: ohatry ny lasa kely loatra ilay takelaka dia somary kamokamo mamaky ny soratra kely ny maso, sa ny ahy ihany no manao izany??? inona ny vaholana raha ny ahy ihany???? Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i rijadolly ny 17/05/2011 14:42
ravals ( 16/05/2011 06:33)
jambe lourde
Slt daolo sao mba misy mahalala tokony atao na fotsaboana jambe lourde,efa leo mihinana fanafody vazaha nefa za Merci... tohiny
novalian'i ravals ny 27/06/2011 11:38
ravals ( 16/05/2011 06:30)
Slt daolo Sao d mba misy afaka mahafantatra ny tokony atao na fitsaboana momba ny jambe lourde Mankasitraka sahady ho an zay mamaly e... tohiny
YDIFAS ( 14/05/2011 06:28)
MAHATRATRA
Miarahaba antsika amin'ny Anaran'i Kristy. Ny fiadanany sy ny fahasoavany anie hanenika ny fotsika sy ny fiainantsika manontolo. Ambara ombieny ombieny fa izay nandray an'i Jesosy dia tonga zanak'And... tohiny
novalian'i vonynive ny 19/05/2011 08:49
Mpanazava ( 13/05/2011 12:48)
Ao Am-po ve ny Fanjakan'Andriamanitra?
«Ao am-pon’ny olona mankato ny Fanjakan’Andriamanitra», hoy ny Papa Benoît Faha-16 tao amin’ny bokiny hoe Jesoa avy any Nazareta (anglisy). Misy tokoa mihevitra fa ny Fanjakan’Andriamanit... tohiny
novalian'i rijadolly ny 01/06/2011 19:24
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.2316